|
|
|
|

Entrée1  tokantrano
Mots élémentaires  2 tokana, 3 trano
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady.
6 Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao. [1.1]
Explications en anglais  7 household stuff; the household; house-keeping. [1.2]
8 a household; a wife. [1.7]
Explications en français  9 tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage. [1.3]
10 ménage; épouse. [1.8]
Exemples  11  Efa nahazo tokantrano izy [1.1]
12  Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [1.1]
13  manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [2.471]
14  Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [2.470]
Morphologie 
15  Simple :
Vocabulaire  16  Rapports: famille
Tous les mots composés  17 marena tokantrano
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09