Entrée |
tongony
(tongotra)
|
Partie du discours | nom tongotra et pronom
|
Explications en anglais | His foot, her foot, their feet [3.1]
|
Explications en français | Son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
|
Exemples |
1 | Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony
[2.472]
|
2 | Tsapaina koa ny tongony aman-tanany
[2.324]
|
3 | Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony
[2.471]
|
4 | Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra
[2.470]
|
|
|
Entrée |
tongony
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13]
|
Explications en français | Béquille [1.13]
|
Vocabulaire |
|