Entrée tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vato ajoro ho fahatsiarovana miaramila maty an' ady tany lavitra ka tsy hita ny taolambalony [Rajemisa 1985]
   vato lehibe ajoro ho fahatsiarovana ny olona maty tany an' ady na noho antony hafa ka tsy hita ny taolambalony [Akademia 2005]
Traduction anglaise   a gravestone, cenotaph, tombstone; a stone set up on end as a memorial of some event [Richardson 1885]
   a monument [Hallanger 1973]
Traduction française   pierre ou monument commémoratif [Hallanger 1974]
Exemples  
1Vorodamba efa tontan' ny ela no misarona ilay tsangambato (A. Rajon) []
2lo no tsangambato tsy levona mariky ny nanapahan' ny Hova azy. [Rajaonarivelo: Bina, page 80]
3Maro ny tsangambato navelany izay ataon' ny olona hoe Vatonkimosy. [Randriamamonjy: Tantara, page 30]
4Nanorina tsangambato teo akaikin' Ambaiboho, teo amin' ny moron' i Sahabe, ny mponin' Antsihanaka atsimo, ho fahatsiarovana ireo mpiray tanindrazana aminy namoy aina tao amin' ilay renirano manan-tantara. [Andraina: Mitaraina, page 264]
Synonymes   vatolahy
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Illustrations  

Entrée tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavatra tokony hotsarovana, asa mendrika hotadidina, andro lehibe na malaza tsy hohadinoina [Rajemisa 1985]
   asa mendrika hotadidina sy hotsarovana mandrakariva, andro manan-daza tsy tokony hohadinoina [Akademia 2005]
Exemples   Ny boky no tsangambato avelan' ny mpanoratra ho an' ny taranaka []

Entrée Tsangambato (tsangana, vato)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire  
Toponymie   tsangana, vato
Illustrations  

Mis à jour le 2017/06/24