Entrée vatolahy (vato, lahy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   tsangambato [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
   tsangambato naorina ho fahatsiarovana [SLP: Voambolana]
Traduction française   stèle, pierre levée [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Teo am-pitsanganana, nitsirika ireo vatolahy valo izy. [Profita: Ranary, page 139]
2Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [Rajaonarivelo: Bina, page 104]
Synonymes   vato mitsangana ~ tsangambato
Citations  
Illustrations  

Entrée vatolahy
Partie du discours   nom
Traduction française   lave solidifiée en colonne prismatique [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Illustrations  

Entrée Vatolahy (vato, lahy)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Vocabulaire  
Toponymie   vato, lahy
Illustrations  

Entrée Vatolahy
Partie du discours   nom propre (titre de livre ou pièce)
Auteur   Rabetsimandranto Fidelis-Justin
Vocabulaire  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2015/11/12