Entrée tsikirity
Partie du discours   nom
Définition malgache   Voronkely mitovitovy bika amin' ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   the weaver-finch [Hallanger 1973]
Définition française   le bouvreuil nain. Spermestes nana, Pucheron [Abinal 1888]
   bouvreuil nain [Rajemisa: Vakoka]
   petit oiseau, le bouvreuil nain [Hallanger 1974]
Exemples   Indreny ny fitatra liana ady, ny fody mpisodisody, ny tsikirity mpisitisity fa samy niantsa ny kalony avy, hitory ny hamamin' ny miaina. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Spermestes nana
Citations  
Articles  

Entrée tsikirity
Partie du discours   nom
Définition malgache   Zavamaniry mandadina fihinan-dravina ( Mussaenda arcuta) [Rajemisa 1985]
Définition française   petite liane dont on mange les feuilles. Mussaenda arcuta, Lam. [Abinal 1888]
Exemples   tsikirity iray ala
vonin-tseva iray lohasaha
[Fox: Hainteny, numéro 63]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Mussaenda arcuta

Mis à jour le 2017/11/09