|
|
|
|

Entrée1 tsy nahy
Mots élémentaires  2tsy, 3nahy
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5tsy iniana atao. [1.1]
Explications en anglais  6unintentionally, accidentally. [1.7]
Explications en français  7qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana. [1.8]
Exemples  8 tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
9 Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Anagrammes  10 hitsina, 11 tsihina, 12 tsy nahy

Mis à jour le 2025/09/12