|
|
|
|

Entrée1 tsy tana
Mots élémentaires  2tsy, 3tana
Partie du discours  4 locution
Exemples  5 Nitambaran' ny namany notazonina fa tsy tana. [2.472]
6 tsy tana indray ny ranomaso satria tandrifin-drahona ihany, isaky ny mahatsiaro ny tenin' ny maty ombieny ombieny. [2.470]

Mis à jour le 2025/02/12