Entrée vaky barara
Mots élémentaires vaky ; barara
Partie du discours locution
Explications en malgache Voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
Jereo bantsilana [1.1]
Explications en anglais Confounded by the evidence [1.7]
Explications en français Mis à découvert [1.8]
Exemples 
1Vaky barara ny laingany! [2.587]
2Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. [2.470]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/11