Entrée vaky masoandro (vaky, maso, andro)
Partie du discours expression
Définition malgache fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [Rajemisa 1985]
Définition française le lever du soleil [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Exemples Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [Baiboly: 17:008:014/Tobia 8:14..]

2015/10/29