Entrée | varo-boba | |
Mots élémentaires | varotra ; boba | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Varotra mora dia mora [1.1] | |
Varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro [1.13] | ||
Explications en anglais | Sold very cheaply [1.7] | |
Explications en français | Très bon marché, à vil prix [1.3] | |
Solde [1.13] | ||
Vendu à vil prix [1.8] | ||
Exemples | Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470] | |
Vocabulaire | Economie: finances, gestion | |
Mis à jour le 2023/05/23 |