Entrée vatra
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Voakarakara, voakolokolo: Ho vatranao [...]
¶ Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako [...]
¶ Vita, azo atao: Tsy vatrany, hono, ny [...]
¶ Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny h [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   supportable, endurable [Richardson 1885]
   endurable; striven for [Hallanger 1973]
Traduction française   à quoi on s'habitue, supportable, tolérable, à quoi on peut se résoudre sans trop de difficultés, dont on est capable, qu'on mène à bonne fin, dont on vient à bout: Tsy vatrako ny mitoetra amin' io lehibe io (Je ne puis pas m'habituer à ce chef, je ne peux pas supporter ce chef) ~ Tsy vatrako ny hanoanana (Je ne puis pas endurer la faim) ~ Tsy vatrako ny mitoetra amin' ity tanàna ity (Je ne puis pas me résoudre à rester dans ce village) ~ Tsy vatrako ny miakatra eto isan' andro (Je ne suis pas capable de monter ici tous les jours) ~ Tsy vatrako ity raharaha ity (Je ne puis pas venir à bout de ce travail) [Abinal 1888]
   qu'on supporte, qu'on peut et veut mener à bonne fin [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatran'
vatran-
novatra
novatro
novatranao
novatrany
novatrantsika
novatranay
novatranareo
novatran'
novatran-
hovatra
hovatro
hovatranao
hovatrany
hovatrantsika
hovatranay
hovatranareo
hovatran'
hovatran-
Citations  

Entrée vatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vanditra amin' ny tena avy amin' ny kapo [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   stripes, wound [Richardson 1885]
Traduction française   raies, traces laissées par des coups, par la cravache, les empreintes laissées par des liens sur le corps, par des lianes sur l'arbre [Abinal 1888]
Dérivations  
Morphologie  
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Entrée vatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   vata [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Traduction anglaise   a box, a trunk, a shelf for keeping pots, rice, etc. See vata [Provincial] [Richardson 1885]
Morphologie  
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Entrée vatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   (teny tranainy) Rian-tapaka [Rajemisa 1985]
Morphologie  
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Mis à jour le 2014/02/02