|
|
|
|

Entrée1  voatsiary
Mots élémentaires  2  voa, 3  tsy, 4  ary
Partie du discours  5  nom
Explications en français  6  fruit qui n'existe pas
impossible [1.3]
7  (de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ». C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes. [Merina] [1.196]
Exemples  8  voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288]
9  Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21]
10  Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021]

Mis à jour le 2025/09/12