Entrée voavaky (vaky)
Partie du discours   participe passé
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   fendu, cassé, rompu
¶ traversé
¶ lu, publié
¶ accusé, convaincu [Abinal 1888]
Exemples  
1Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 324]
2Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [Andraina: Mitaraina, page 199]
3Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [Andriamalala: Ranomasina, page 31]
Synonymes   vinaky

Mis à jour le 2015/10/29