|
|
|
|

Entrée1  voavono
Partie du discours  2  participe passé
Radical  3  vono
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3#857] tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné
Exemples  6  [2.472#56] Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono.
7  [2.470#71] Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana.
Synonymes  8  vonono

Mis à jour le 2025/07/29