Entrée vorin-drano
Mots élémentaires vory ; rano
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny rano mamorivory sy misy roatrany [1.1]
Exemples Hazo fotsy fa mangaigai-drano vorindrano fa navoaky ny namany mitady sarika miandry sakafo tsy tianay koa manantena hihitra raha vy aza izahay mijaly [2.131]

Mis à jour le 2023/06/26