| Entrée | 1 voromailala |
| Mots élémentaires | 2 vorona, 3 mahay, 4 lala |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
[voromahailala]
6 Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana)
[1.1] 7 vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62] |
| Explications en anglais |
8 a dove, a pigeon
[1.2] |
| Explications en français |
[voromahailala]
9 pigeon, colombe
[1.3] 10 pigeon [1.54] |
| Exemples |
11 Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy.
[1.437#]
|
| Vocabulaire | 12 Zoologie: oiseaux |
| Autres orthographes | 13 voromahailala |
| Analogues | 14 domohina, 15 limohy, 16 pakatova |
| Article | 17 Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|