Entrée zavatsy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] fitokanana [Rakotosaona 1972]
Synonymes zavatra

Entrée zava-tsy (zavatra, tsy)
Partie du discours Non spécifié (plusieurs mots)
Exemples 
1Mandinika zava-tsy misy eo anoloany [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Misakana ny teny tsy ho tanteraka ny zava-tsy fantatra [Ndemahasoa: Antakay]
3Ny hisambotra mbola hanahirana : sady tsy hahazo no zava-tsy hay [Andriamalala: Zazavavindrano]

2020/02/13