|
|
|
|

Entrée1  zazakely
Mots élémentaires  2 zaza, 3 kely
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona. [1.1]
Exemples  6  Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270#]
7  Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424#]
8  Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357#]

Mis à jour le 2025/10/11