Entrée zoma
Partie du discours nom
Définition malgache Zohy, lava-bato [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] for zohy [Richardson 1885]
Synonymes zohy

Entrée zo
Partie du discours nom
Définition malgache Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Friday [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française Vendredi [Abinal 1888, Beaujard 1998, Hallanger 1974, Sims 1969]
 (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1996]
 venerdi [Profita 1969]
Définition allemande Freitag. -- Du siehst ja, daß ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [Bergenholtz 1991]
Exemples Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 11]
Vocabulaire 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot zomà (1): Anjoma
Analogie  Mesure du temps

Entrée Zo
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste]
Définition malgache Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [Richardson 1885]
Définition française Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [Abinal 1888]
Définition anglaise The Friday market-place [Hallanger 1973]
Définition française Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 
Illustrations 

2015/09/19