|
|
|
|

Entrée 1  zokinjokiny
Partie du discours  2  Non spécifié
Exemples  3  Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472#194]
4  zokinjokiny ihany indray anefa no fitazana an-Ingahy Ravokatra, amin' izato endriny efa nolazoin' ny taona maro sy ny fihetsiny ntaolontaolo, firesany mametrapetraka singantsingan' ohabolana sy fanoharana. [2.470#88]
5  Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; [2.996]

Mis à jour le 2026/02/26