Entrée ra
Partie du discours nom
Explications en malgache Zava-mihanankanana na ranoka menamena mikoriana eran' ny tenan' ny olombelona sy ny biby ka mamelona azy ary mivoaka amin' ny nofo velona raha voadidy [1.1]
Explications en anglais Blood [1.7]
Explications en français Le sang [1.3]
 Sang [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : ra, rako, ranao, rany, rantsika, ranay, ranareo, ran', ran-, ram-
Préfixée : -dra, -drako, -dranao, -drany, -drantsika, -dranay, -dranareo, -dran', -dran-, -dram-
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Entrée ra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] zavatra [1.78]

Entrée ~ra~
Partie du discours infixe [Mots avec ~ra~]

Entrée ra-
Partie du discours article [liste complète]
Explications en malgache Mpanoritra anarana zary tovona eo alohan' ny anarantsamirery milaza olona, indrindra amin' ny foko anivon-tany, ka atao ho maripanajana, mifanohitra amin' ny f: Rakoto, Ikoto [1.1]
Explications en anglais A personal article added to words to form a proper name, as Rabe, Mr. Great. Comp. Andriana and I- [1.2]
 Prefix of personal names, as : Rakoto, Rasoa [1.7]
Explications en français Préfixe des noms propres, comme : Rakoto, Rasoa [1.8]
Mots composés 
Phytonymes 
Anthroponymes 

Entrée ra
Partie du discours particule [liste complète]
Explications en anglais  [Provincial] An interrogative particle, as: Iza Izato Ra? (Who is this?)
See va, moa [1.2]
Mots composés 

Entrée Ra
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache Radiôma [1.66]
 Singa mivaingana, faha-88 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais Radium [3.1]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/19