| Entrée (1/2) | 1 isika |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4 Samy olombelona mety diso daholo isika. 5 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: 6 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1] |
| Explications en anglais |
7 we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.])
[1.2] 8 we (including those addressed) [1.7] |
| Explications en français |
9 nous (y compris ceux à qui on parle).
[1.3] 10 nous (inclusif) [1.5, 1.8] |
| Analogues | 11 antsika, 12 ntsika |
| Tous les mots composés | 13 4 combinaisons de ce mot |
| Tableaux et planches |
14 Tous les pronoms |
| Entrée (2/2) | 15 ïsika |
| Partie du discours | 16 nom |
| Explications en malgache |
17 hira
[Sihanaka]
[1.78] |
| Synonymes | 18 hosika |
| Anagrammes | 19 Akisy, 20 isaky, isika, ïsika, 21 saiky |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|