|
|
|
|

Entrée1 anikeo
Partie du discours  2 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany. [1.10]
[anikeHEo] 4Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany. [1.1]
[anikeHEo] 5anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo. [1.62]
Explications en anglais  6used in speaking of some part of the past day. [1.2]
7just now, a short time ago. [1.7]
Explications en français  [anikeHEo] 8dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant. [1.3]
9tout à l'heure (temps passé). [1.8]
10tout à l'heure (dans la partie écoulée du temps présent). [1.5]
Exemples  11 tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
12 Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
13 nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
14 Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
15 Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270#]
Autres orthographes  16aninkeheo, aninkeo
Analogues  17 aninaraina

Mis à jour le 2025/09/12