| Entrée | 1 eboebo | 
| Radical | 2 ebo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] | 
| Exemples | 5   Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 15 ebo | 
| Analogues | 16 rehareha, edinedina, edikedika, ajokajoka, sehaseha, hakevohana, be ebo, be beso, be vava, be rehaka, kasikasy, tia dera, tehoderaina, mampilahendrena, tia doka, doradora, lasanko vavany, tsy maty am-bavany, matavy an-delany, akoholahy fahavaratra | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |