| Entrée | 1 miangatra |
| Radical | 2angatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2] 6 to deal unfairly, to discriminate [1.7] |
| Explications en français |
7 faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8] |
| Exemples |
8 Ny tantara tsy miangatra:
[2.48]
9 miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 14 manaoatodymafanaila, 15 manaoloabarymitahyvady, 16 manaomizanatsindrianaila, 17 manaompitsarabekibo, 18 manaozanakaanatyfomaharary, 19 manisyhoditsiranysyhodipeny, 20 manisytombosyhala, 21 mifidytavanolona |
| Tous les mots composés | 22mizàna miangatra |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 24 miangatra, 25 tarimanga |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|