Entrée voamandina
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana voasary makirana, malambolambo hoditra (Citrus medica) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Citrus medica
Exemples voasary voamandina
ka raha tonga ny fanasana
samy manitra isika roroa
[Fox: Hainteny, numéro 31]

Mis à jour le 2013/08/03