Entrée vorombola (vorona, vola)
Partie du discours nom
Définition malgache Vorona iray fianakaviam-be amin' ny akoho sy ny vorontsiloza, misy volony marevaka, indrindra ny lahy, izay manan-drambo mahazo misandrahaka ka mivelatra toy ny kodiarana [Rajemisa 1985]
Traduction française peacock [Tsimbazaza ]
 paon [Rajemisa: Vakoka, Tsimbazaza ]
Vocabulaire 
Nom scientifique Pavo cristatus
Articles 
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31