|
|
|
|

Entrée 1  manohitra
Radical  2 tohitra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
9 Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
10 Misakana: Manohitra izany fanambadiana izany aho
11 Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany [1.1]
12 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa [1.13]
Explications en français  13 contrarier [1.13]
Exemples  14  Koa raha manohitra izy dia miady. [1.436#]
15  Izay manohitra afatory, agigigigio; [2.357#]
16  Kanefa misy setriny manohitra izany. [1.38#821]
Analogues  17  mamaly, 18  manao valy boraingona, 19  manao valy boribory, 20  manao valy matevina, 21  manao vato manoha riana, 22  manao vola manoha randrana, 23  mandà, 24  mandrava laka, 25  maniho, 26  manipaka, 27  manohana, 28  manosibohon-tanana, 29  mianjona, 30  mibohy, 31  mibohika, 32  mibohitra, 33  midrikina, 34  mihenahena, 35  mihifika, 36  mihirihiry, 37  mikahankahana, 38  mikibohitra, 39  misitra, 40  mitohitra, 41  mitsipaka, 42  mitsivalana
Combinaisons  43  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manohitra
Proverbes  44  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  45 mahonitra, manohitra, 46 matrohina, 47 motrahina

Mis à jour le 2026/04/22