|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  miditra
Radical  2 iditra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba
9 Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto
10 Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa
11 Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany
12 Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony
13 Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana [1.1]
Explications en anglais  14 to enter, to go in. [1.2]
Explications en français  15 entrer, pénétrer [1.13]
Exemples  16  sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470#39]
17  Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48#78]
Analogues  18  manao tsobodranon-dRamiangaly, 19  mandroso miroso, 20  maninteraka, 21  miborobaka, 22  miditra maninteraka, 23  mijoloka, 24  mijolonjolona, 25  milatsaka, 26  miroboka, 27  mirotsaka, 28  misoko, 29  misolontsolona, 30  misosososo, 31  misovoka, 32  Mitsabaka, 33  mitsabaka, 34  mitsoboka, 35  mitsofoka, 36  mitsopaka, 37  mitsorofoka, 38  mitsoropaka, 39  mitsotaka
Combinaisons  40  21 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot miditra
Proverbes  41  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 42  miditra
Radical  43 ditra
Partie du discours  44  verbe actif
Morphologie 
45  Présent :
46  Passé :
47  Futur :
48  Impératif :
Explications en malgache  49 Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko [1.1]
Explications en français  50 s'opiniâtrer, résister, ne pas céder [1.3]
Analogues  51  mihenahena, 52  mikiribiby, 53  mikitroka, 54  mitokona, 55  mitokozihitra, 56  mitompo teny fantatra

Mis à jour le 2026/04/22