<-
->

Jdt 4:1 Nony nandre izany zavatra izany ny zanak' Israely nonina tamin' ny tanin' i Jodà, dia raiki-tahotra tamin' ny hihavian' i Holoferina. Les Israélites établis en Judée, apprenant ce qu' Holopherne, général en chef de Nabuchodonosor roi des Assyriens, avait fait aux différents peuples et comment, après avoir dépouillé leurs temples, il les avait livrés à la destruction,
Jdt 4:2 Nahatsiaro tsiravina sy nivadi-po loatra izy, nihevitra fa Jerosalema sy ny tempolin' ny Tompo koa dia ho azon' io atao toy ny nanaovany ny tanàna hafa sy ny tempolin' ireny. furent saisis d' une extrême frayeur à son approche et tremblèrent pour Jérusalem et le Temple du Seigneur leur Dieu.
Jdt 4:3 Naniraka nankany Samaria manontolo sy amin' ny manodidina hatrany Jerikao izy, notanany rahateo ny tampon-tendrombohitra rehetra. A peine venaient-ils de remonter de captivité, et le regroupement du peuple en Judée, la purification du mobilier sacré, de l' autel et du Temple profanés étaient choses récentes.
Jdt 4:4 Nohodidininy manda ny vohiny, ary nanangom-bary izy hatao fitaovana ho fiomanana haharetany miady. Ils alertèrent donc toute la Samarie, Kona, Bethorôn, Belmaïn, Jéricho, Choba, Esora et la vallée de Salem.
Jdt 4:5 Eliasima mpisorona koa nanoratra ho any amin' izay rehetra monina tandrifin' i Esdrelona, tandrifin' ny tany lemaka lehibe izay ao akaikin' i Dotaina, ary tamin' izay rehetra monina amin' ny tany misy làlana faleha, Les sommets des plus hautes montagnes furent occupés, les bourgs qui s' y trouvaient, fortifiés. On prépara des approvisionnements en vue de la guerre, car les champs venaient d'être moissonnés.
Jdt 4:6 namporisika azy ireo hitana ny kisolosolon-tendrombohitra rehetra azo aleha mankany Jerosalema, sy hiambina ny hadilàlana azo aleha eo anelanelan' ny tendrombohitra. Le grand prêtre Ioakim, alors en résidence à Jérusalem, écrivit aux habitants de Béthulie et de Bétomestaïm, villes situées en face d' Esdrelon et vers la plaine de Dotaïn,
Jdt 4:7 Notanterahin' ny zanak' Israely ny didin' Eliasima mpisoron' ny Tompo. pour leur dire d' occuper les hautes passes de la montagne, seule voie d' accès vers la Judée. Il leur serait d' ailleurs aisé d' arrêter les assaillants, l'étroitesse du passage ne permettant d' y avancer que deux de front.
Jdt 4:8 Ary niantso ny Tompo tamim-pitalahoana mafy avokoa ny vahoaka rehetra sady samy nanetry ny fanahiny tamin' ny fifadian-kanina sy ny vavaka avokoa, na ny tenany, na ny vadiny. Les Israélites exécutèrent les ordres du grand prêtre Ioakim et du Conseil des anciens du peuple d' Israël siégeant à Jérusalem.
Jdt 4:9 Nanao akanjo malailay ny mpisorona, niankohoka teo anoloan' ny tempolin' ny Tompo ny ankizy madinika, ary norakofana lamba malailay ny otelin' ny Tompo. Avec une ardeur soutenue, tous les hommes d' Israël crièrent vers Dieu et s' humilièrent devant lui.
Jdt 4:10 Dia niray fo nitaraina tamin' ny Tompo Andriamanitr' Israely izy rehetra mba tsy havelany ho rembin' ny sasany ny zanany, na ho babo hozaraina ny vadiny, na horavana ny tanànany, na ho voaloto ny fitoerany masina, na ho tonga fandatsan' ny firenena ny tenan' izy ireo. Eux, leurs femmes, leurs enfants, leurs troupeaux, tous ceux qui vivaient avec eux, mercenaires ou esclaves, ceignirent leurs reins de sacs.
Jdt 4:11 Tamin' izay, Eliasima mpisoron-dehiben' ny Tompo dia nitety ny tanin' Israely rehetra ka niteny tamin' ny vahoaka, Tous les Israélites de Jérusalem, femmes et enfants compris, se prosternèrent devant le sanctuaire et, la tête couverte de cendres, étendirent les mains devant le Seigneur
Jdt 4:12 nanao hoe: Aoka ho fantatrareo fa hohenoin' ny Tompo ny fitalahoanareo raha maharitra amin' ny fifadian-kanina sy ny fivavahana eo anatrehany hianareo. Ils entourèrent d' un sac l' autel lui-même. A grands cris ils suppliaient unanimement et avec ardeur le Dieu d' Israël de ne pas livrer leurs enfants au pillage, leurs femmes au rapt, les villes de leur héritage à la destruction, le Temple à la profanation et à l' ironie outrageante des païens.
Jdt 4:13 Tsarovinareo Moizy mpanompon' ny Tompo. Amaleka niantehitra tamin' ny heriny amam-pahefany, ny miaramilany aman' ampingany, ny kalesiny amam-pitaingin-tsoavaliny; Moizy kosa nandresy azy, tsy tamin' ny ady amim-by, fa tamin' ny vavaka masina nataony tamin' Andriamanitra. Attentif à leur voix, le Seigneur prit en considération leur détresse. Dans toute la Judée et à Jérusalem devant le sanctuaire du Seigneur Tout-Puissant le peuple jeûnait de longs jours.
Jdt 4:14 Toy izany avokoa no hanjo ny fahavalon' Israely rehetra raha maharitra amin' ny asa efa natombokareo hianareo. Le grand prêtre Ioakim et tous ceux qui se tenaient devant le Seigneur, prêtres et ministres du Seigneur, le sac sur les reins, offraient l' holocauste perpétuel, les oblations votives et les dons volontaires du peuple,
Jdt 4:15 Nony efa izany famporisihana izany, dia nitaraina tamin' ny Tompo izy ireo, nitoetra teo anatrehany; et, le turban couvert de cendres, ils suppliaient intensément le Seigneur de visiter la maison d' Israël.
Jdt 4:16 hany ka na dia ireo nanolotra ny sorona dorana aza, teny aminy ihany ny akanjo malailay, teo an-dohany ihany ny lavenona, no nanolotra izany tamin' ny Tompo izy.
Jdt 4:17 Ary izy rehetra samy nivavaka tamin' Andriamanitra avokoa, mba hamangiany an' Israely vahoakany.

<-
->