<-
->

Jdt 6:1 Nony nitsaha-niteny ireo, nentin' ny hatezerana Holoferina ka hoy izy tamin' i Akiora: Quand se fut apaisé le tumulte des gens attroupés autour du Conseil, Holopherne, général en chef de l' armée d' Assur, invectiva Achior devant toute la foule des étrangers et les Ammonites
Jdt 6:2 Noho hianao mitsangan-ko mpaminany, ka manambara aminay fa harovan' Andriamaniny ny vahoakan' Israely, dia tiako haseho anao kosa fa tsy misy andriamani-kafa afa-tsy Nabokodonosora ihany. "Qui es-tu donc, Achior, toi avec les mercenaires d' Ephraïm, pour vaticiner chez nous comme tu le fais aujourd' hui et pour nous dissuader de partir en guerre contre la race d' Israël? Tu prétends que leur Dieu les protégera? Qui donc est dieu hormis Nabuchodonosor? C' est lui qui va envoyer sa puissance et les faire disparaître de la face de la terre, et ce n' est pas leur Dieu qui les sauvera!
Jdt 6:3 Koa rahefa ataonay indray mamely toy ny olona iray monja ireo, dia ho fatin' ny sabatry ny Asiriana mbamin' hianao koa, ary ho indray levona aminao Israely rehetra. Mais nous, ses serviteurs, nous les broierons comme un seul homme! Ils ne pourront contenir la puissance de nos chevaux.
Jdt 6:4 Ho fantatrao amin' izany fa Nabokodonosora no tompon' ny tany rehetra. Amin' izay, ny sabatry ny miaramilako hahatrobaka ny valahanao, hianao hitsingidina voatrobaka, eo afovoan' ny voaratra amin' Israely, ka tsy hiaina intsony mandra-paharinganao miarak' amin' ireo. Nous les brûlerons pêle-mêle. Leurs monts s' enivreront de leur sang et leurs plaines seront remplies de leurs cadavres. Loin de pouvoir tenir pied devant nous, ils périront du premier au dernier, dit le roi Nabuchodonosor, le maître de toute la terre. Car il a parlé et ses paroles ne seront pas vaines.
Jdt 6:5 Raha inoanao ho marina ny faminanianao, atsaharo ity tarehy kivikivy, ary raha heverinao ho tsy mety tanteraka ny teniko, halaviro hiala aminao ity hatsatratsatra mandrakotra azy. Toi donc, Achior, mercenaire ammonite, toi qui as proféré ce discours en un moment d' emportement, à partir d' aujourd' hui tu ne verras plus mon visage jusqu' au jour où je me serai vengé de cette engeance évadée d' Egypte.
Jdt 6:6 Mba hahafantaranao tsara anefa fa hiara-maty amin' ireo hianao, dia hakambana amin' ireo vahoaka ireo hianao hatramin' izao ankehitriny izao, mba hiara-mitsingidina aminy, voan' ny famaliako, rahefa ahatran' ny sabatro amin' ireo ny famaizana tandrify azy. Alors l'épée de mes soldats et la lance de mes serviteurs te transperceront le flanc. Tu tomberas parmi les blessés quand je me tournerai contre Israël.
Jdt 6:7 Izay dia nomen' i Holoferina didy ny mpanompony hisambotra an' i Akiora sy hitondra azy ho any Betolia any, ary hanolotra azy ho eo an-tanan' ny zanak' Israely. Mes serviteurs vont maintenant te mener dans la montagne et te laisser près d' une des villes situées dans les défilés.
Jdt 6:8 Rahefa nisambotra azy ny mpanompon' i Holoferina, dia namaky ny tany lemaka, kanjo nony mby teo akaikin' ny tendrombohitra ireo, nivoahan' ny mpandefa antsamotady hamely azy. Tu ne périras pas sans partager leur ruine.
Jdt 6:9 Niolaka ny Asiriana nanaraka ny kisolasolan' ny tendrombohitra; Akiora kosa nafatony tongotra aman-tànana teo amin' ny hazo anankiray, dia navelany teo, dia niverina ho any amin' ny tompony izy. Ne prends pas cet air abattu si tu nourris le secret espoir qu' elles ne seront pas capturées! J' ai dit; aucune de mes paroles ne restera sans effet."
Jdt 6:10 Tamin' izay, nidina avy any Betolia ny zanak' Israely, ka nony tonga teo aminy, novahany izy, nentiny ho any Betolia, dia nampandrosoiny ho eo afovoan' ny vahoaka, nanontaniany izay antony nandaozan' ny Asiriana azy nifatotra toy izany, teo. Holopherne ordonna aux gens de service dans sa tente de saisir Achior, de le mener à Béthulie et de le remettre aux mains des Israélites.
Jdt 6:11 Tamin' izany andro izany dia Oziasa zanak' i Mika, avy amin' ny fokon' i Simeona, ary Karmi atao hoe Gotoniela koa, no lehibe mifehy ny tanàna. Les serviteurs le prirent donc, le conduisirent hors du camp à travers la plaine et de là, prenant la direction de la montagne, ils parvinrent aux sources situées en contrebas de Béthulie.
Jdt 6:12 Koa notantarain' i Akiora avokoa teo afovoan' ny loholona sy teo anatrehan' ny vahoaka rehetra, ny navaliny ny fanontanian' i Holoferina, Quand les hommes de la ville les virent, ils prirent leurs armes, sortirent de la cité et gagnèrent la crête de la montagne, tandis que, pour les empêcher de monter, les frondeurs les criblaient de pierres.
Jdt 6:13 ny nitadiavan' ireo fehin' i Holoferina hamono azy noho izay nolazainy, ary ny nandidian' i Holoferina efa nentin' ny hatezerana, ny hanolorana azy ho eo an-tanan' ny Israelita, noho izany ihany, fa rahefa resiny ny zanak' Israely dia hovonoiny Akiora amin' ny fampijaliana maro loha, noho izy nilaza fa ny Andriamanitry ny lanitra no mpiaro azy ireo. Aussi purent-ils tout juste se glisser au bas des pentes, ligoter Achior et le laisser étendu au pied de la montagne avant de s' en retourner vers leur maître.
Jdt 6:14 Nony tapitra ny tenin' i Akiora dia indray nihohoka tamin' ny tany nitsaoka ny Tompo ny vahoaka rehetra, ary indray nandefa ny fitolokoany aman-dranomasony sy namboraka ny fivavahany tamim-piraisam-po, teo anatrehan' ny Tompo, Les Israélites descendirent alors de leur ville, s' arrêtèrent près de lui, le délièrent, le conduisirent à Béthulie et le présentèrent aux chefs de la cité,
Jdt 6:15 nanao hoe: Ry Tompo Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ô, jereo izany avonavon' ireny, ary hevero ity fietrenay, atodiho ny tavan' ny olonao masina ny masonao, asehoy fa tsy mandao izay mametraka ny fitokiany aminao hianao, fa manetry izay matoky ny tenany sy mirehareha amin' ny heriny kosa. qui étaient alors Ozias, fils de Michée, de la tribu de Siméon, Chabris, fils de Gothoniel, et Charmis, fils de Melchiel.
Jdt 6:16 Nony nitsahatra nitomany ny vahoaka sy efa nandany ny andro manontolo tamin' ny fivavahana, dia nampionona an' i Akiora izy ireo, Ceux-ci convoquèrent les anciens de la ville. Les jeunes gens et les femmes accoururent aussi à l' assemblée. Ozias interrogea Achior, debout au milieu du peuple, sur ce qui était arrivé.
Jdt 6:17 nanao hoe: Ny Andriamanitry ny razanay, izay nankalazainao fahefana anie hamaly anao amin' izany, ka hampahita anao ho valin' izany ny fandringanana azy ireo. Prenant la parole, il leur fit connaître les délibérations du conseil d' Holopherne, tout ce qu' il avait lui-même dit parmi les chefs assyriens, ainsi que les rodomontades d' Holopherne à l' adresse de la maison d' Israël.
Jdt 6:18 Ary rahefa avy izay hanomezan' ny Tompo Andriamanitray izany famonjena izany ny mpanompony, homba anao eto afovoanay anie Andriamanitra, mba hiarahanao monina aminay, araka izay sitrakao, dia hianao sy ny mpianakavinao rehetra. Alors le peuple se prosterna, adora Dieu et cria
Jdt 6:19 Nony nirava ny vahoaka tafavory teo, dia noraisin' i Oziasa tany an-tranony Akiora, ka nanaovany fihinanam-be. "Seigneur, Dieu du ciel, considère leur orgueil démesuré et prends en pitié l' humiliation de notre race. En ce jour tourne un visage favorable vers ceux qui te sont consacrés."
Jdt 6:20 Nasainy koa ny loholona, ka nony tapitra ny fifadian-kanina, dia niara-nihinana izy. Puis on rassura Achior, vivement félicité.
Jdt 6:21 Rahefa izany, nivory indray ny vahoaka, ka niara-nivavaka mandritra ny alina tao amin' ny fitoerana niangonany, niantso vonjy tamin' ny Andriamanitr' Israely. Au sortir de la réunion, Ozias le prit chez lui et offrit un banquet aux anciens. Durant toute cette nuit-là on implora le secours du Dieu d' Israël.

<-
->