<-
->

Jdt 11:1 Tamin' izay dia hoy Holoferina taminy: Matokia hianao, ary foany ny tahotra ao am-ponao, fa tsy mba fanaoko na oviana na oviana, ny manisy ratsy an' izay rehetra manaiky ny hanompo an' i Nabokodonosora mpanjaka. "Confiance, femme, lui dit Holopherne. Ne crains rien. Je n' ai jamais fait de mal à personne qui ait choisi de servir Nabuchodonosor, roi de toute la terre.
Jdt 11:2 Raha tsy naneso ahy ny firenenao, dia tsy nanainga ny lefoko hamely azy aho. Maintenant même, si ton peuple de montagnards ne m' avait pas méprisé, je n' aurais pas levé la lance contre lui. Ce sont eux qui l' ont voulu.
Jdt 11:3 Ary ankehitriny lazao ahy kely, izay antony nialanao tamin' izy ireo, sy nanapahanao hevitra hankaty aminay. Mais, dis-moi, pourquoi t' es-tu enfuie de chez eux pour venir chez nous? ... En tout cas ç' aura été ton salut! Courage! Cette nuit-ci te verra encore en vie, et les autres aussi!
Jdt 11:4 Dia hoy Jodita namaly azy: Raiso ny tenin' ny ankizivavinao, fa raha manaraka ny tenin' ny ankizivavinao hianao, dia hotanterahin' ny Tompo an-tsakany sy an-davany ny hevitra voakasany aminao. Personne ne te fera de mal, va! mais on te traitera bien, comme cela se pratique avec les serviteurs de mon seigneur le roi Nabuchodonosor."
Jdt 11:5 Marina izany toy ny mahavelona an' i Nabokodonosora mpanjakan' ny tany sy ny mahavelona ny fahefany, dia ilay fahefany napetraka aminao hamaizana izay mivilivily, satria tsy ny olombelona ihany no entinao hanompo azy, fa manoa azy hatramin' ny biby eny an-tsaha aza. Et Judith : "Daigne accueillir favorablement les paroles de ton esclave et que ta servante puisse parler devant toi. Cette nuit je ne proférerai aucun mensonge devant Monseigneur.
Jdt 11:6 Koa mandeha laza eran' ny firenena rehetra tokoa ny fahendren' ny sainao, fantatry ny olona rehetra fa hianao no hany tsara sy mahefa ao amin' ny fanjakany rehetra, ary deraina amin' ny faritany rehetra ny fitondranao. Suis seulement les avis de ta servante, et Dieu mènera ton affaire à bonne fin, mon Seigneur n'échouera pas dans ses entreprises.
Jdt 11:7 Fantatra koa ny zavatra nolazain' i Akiora ary tsy miafina amin' ny olona ny nasainao nanaovana azy. Vive Nabuchodonosor, roi de toute la terre, lui qui t' a envoyé remettre toute âme vivante dans le droit chemin, et vive sa puissance! car, grâce à toi, ce ne sont pas seulement les hommes qui le servent, mais par l' effet de ta force, les bêtes sauvages elles-mêmes, les troupeaux et les oiseaux du ciel vivront pour Nabuchodonosor et pour toute sa maison!
Jdt 11:8 Marina fa efa voatsiratsira loatra tamin' ny fahotan' ny vahoakany ny Andriamanitray, ka efa nasainy nilazan' ny mpaminany izy, fa efa hatolony amin' ny fahavalony noho ny fivadihany. Nous avons, en effet, entendu parler de ton talent et des ressources de ton esprit. C' est chose connue de toute la terre que, dans tout l' empire, tu es singulièrement capable, riche en expérience, étonnant dans la conduite de la guerre.
Jdt 11:9 Ary satria fantatry ny zanak' Israely fa efa naniratsira ny Andriamaniny tokoa izy ireo, dia mangovitry ny tahotra anao izy izao. Et puis, nous connaissons le discours prononcé par Achior dans ton conseil. Les gens de Béthulie l' ayant épargné, il leur a communiqué tout ce qu' il t' avait dit.
Jdt 11:10 Fanampin' izany, ny mosary mamoritra azy, ny fitehirizan-drano efa tankina, ka dia naman' ny maty sahady izy. Eh bien, maître et seigneur, ne néglige pas ses paroles, mais garde-les présentes à ton esprit, car elles sont vraies. Certes, notre race ne sera pas châtiée, l'épée ne pourra rien contre ses fils à moins qu' ils ne pèchent contre leur Dieu.
Jdt 11:11 Efa nanapa-kevitra aza izy fa hamono ny biby fiompiny ary hisotro ny rany. Or, juste maintenant, afin que Monseigneur ne connaisse ni rebut ni échec, la mort va fondre sur leurs têtes. Car le péché s' est emparé d' eux, ce péché par lequel ils excitent la colère de leur Dieu chaque fois qu' ils se livrent au désordre.
Jdt 11:12 Hatramin' ny zavatra voatokana ho an' ny Tompo Andriamaniny aza, izay noraran' Andriamanitra tsy hokasihiny, toy ny vary, ny divay sy ny diloilo avy amin' ny ampahafolom-bokatra sy santatra, dia efa nokasainy entin-kamelon-tena ka sahy hihinana ny zavatra voarara tsy hokasihiny tànana aza izy. Rahefa izany no hataony dia tsy hisalasalana fa hatolotra ho amin' ny faharavana mihitsy izy. Depuis que les vivres leur manquent et que l' eau se fait rare, ils ont résolu de se battre sur leurs troupeaux et décidé de prendre pour eux tout ce que, par ses lois, Dieu leur a défendu de manger.
Jdt 11:13 Izany no hitako, izaho ankizivavinao, ka nandositra lavitra azy ireo aho, ary nirahin' ny Tompo hilaza izany aminao. Il n' est pas jusqu' aux prémices du blé, aux dîmes du vin et de l' huile choses pourtant consacrées et réservées par eux aux prêtres qui, à Jérusalem, se tiennent devant la face de notre Dieu qu' ils n' aient décidé de consommer. Pourtant personne du peuple n' a le droit d' y toucher, même de la main.
Jdt 11:14 Fa izaho ankizivavinao, dia manompo an' Andriamanitra, na izao aho aty aminao izao aza, ary dia hivoaka ny toby hivavaka amin' Andriamanitra ny ankizivavinao. Bien plus, ils ont envoyé à Jérusalem, où tout le monde en fait autant, des gens chargés de leur apporter du Conseil des anciens la permission nécessaire.
Jdt 11:15 Ka hampahafantariny ahy ny fotoana hamaizany azy ireo noho ny fahotany, dia hiverina hilaza izany aminao aho. Amin' izay, hotarihiko hamaky an' i Jodea hatrany Jerosalema hianao, ka hahita ny vahoaka rehetra amin' Israely toy ny ondry tsy misy mpiandry intsony, tsy hisy na dia alika iray hivovò anao aza. Voici donc ce qui va leur arriver : sitôt la permission parvenue et dès qu' ils en auront usé, ce jour-là même ils te seront livrés pour leur ruine.
Jdt 11:16 Ny fahalalan' Andriamanitra ny ho avy no nanambara izany zavatra izany tamiko, Lorsque moi, ta servante, j' eus appris tout cela, je m' enfuis de chez eux. Dieu m' a envoyée pour réaliser avec toi des entreprises dont la terre entière sera stupéfaite quand on les apprendra.
Jdt 11:17 ary noho izy tezitra amin' izy ireo, dia nirahiny aho hanambara izany aminao. Car ta servante est une femme pieuse. Nuit et jour elle honore le Dieu du ciel. Alors moi, je me propose de rester près de toi, Monseigneur. Moi, ta servante, je sortirai de nuit dans le ravin et j' y prierai Dieu afin qu' il me fasse savoir quand ils auront consommé leur faute.
Jdt 11:18 Nankasitrahan' i Holoferina sy ireo mpanompony izany teny rehetra izany. Nigagan' izy ireo ny fahendren' i Jodita, ary nifampilaza izy ireo hoe: Je reviendrai alors t' en informer pour que tu sortes avec toute ton armée, et nul d' entre eux ne pourra te résister.
Jdt 11:19 Tsy misy vehivavy tahaka an' ity eto ambonin' ny tany, na amin' ny bika, na amin' ny hatsaran-tarehy, na amin' ny fahendrem-pitenenana. Je te conduirai à travers toute la Judée jusqu'à ce que tu parviennes devant Jérusalem. Je te ferai siéger au beau milieu de la cité. Alors tu les mèneras comme des brebis sans pasteur et il ne se trouvera même pas un chien pour gronder devant toi. De tout cela j' ai eu le pressentiment, cela m' a été annoncé et j' ai été envoyée pour te le révéler."
Jdt 11:20 Ary hoy Holoferina taminy: Tsara ny nanirahan' Andriamanitra anao, hialoha ireo vahoaka ireo, hanolotra azy eo an-tànanay. Les paroles de cette femme plurent à Holopherne et à tous ses aides de camp. Etonnés de sa sagesse, ils s'écrièrent
Jdt 11:21 Ka noho ny hatsaran' ny hevitra aposakao, raha manao izany ho ahy ny Andriamanitrao, dia izy koa no ho Andriamanitro, ary hianao kosa ho be voninahitra ao an-tranon' i Nabokodonosora sady halaza eran' ny tany rehetra ny anaranao. "D' un bout du monde à l' autre il n' y a pas de femme pareille, à la fois si belle et si bien-disante!"
Jdt 11:22 Et Holopherne lui dit : "Dieu a bien fait de t' envoyer en avant du peuple! Entre nos mains sera la puissance, et chez ceux qui ont méprisé mon seigneur, la ruine.
Jdt 11:23 Quant à toi, tu es aussi jolie qu' habile en tes discours. Si tu fais comme tu l' as dit, ton Dieu sera mon Dieu, et toi tu résideras dans le palais du roi Nabuchodonosor et tu seras célèbre par toute la terre!"

<-
->