<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 12:27 | That ye shall say, It is the sacrifice of the |
dia holazainareo hoe: Izao dia famonoana ny Paskan' i Jehovah, Izay nandalo ny tranon' ny Zanak' Isiraely tany Egypta, raha namely ny Egyptiana Izy, fa namonjy ny tao an-tranontsika. Dia niondrika ny olona ka nivavaka. | Dia hovalianareo hoe: Izao no soron' ny Paka, fankalazana an' ny Tompo, fa nolalovany fotsiny ny tranon' ny zanak' Israely tany Ejipta, fony namely an' i Ejipta, fa namonjy ny tranontsika kosa. Dia niondrika ny vahoaka ary niankohoka. | vous leur direz : "C' est le sacrifice de la |