<-
->

Si 11:1 Ny fahendren' ny olona manetry tena hanandratra ny lohany; ary hampipetraka azy eo afovoan' ny lehibe. Le pauvre, s' il est sage, tient la tête haute et s' assied parmi les grands.
Si 11:2 Aza midera olona, noho ny hatsaran-tarehiny, ary aza marikoriko aminy, noho ny amin' ny tarehiny. Ne félicite pas un homme pour sa prestance et ne prend personne en grippe d' après son apparence.
Si 11:3 Amin' ny biby manidina ny renitantely no kely, nefa ny vokany no voalohan-daharana amin' ny zava-mamy. L' abeille est petite parmi les êtres ailés, mais ce qu' elle produit est d' une douceur exquise.
Si 11:4 Aza mirehareha amin' izay fitafiana entinao, ary aza manandra-tena amin' ny andron' ny voninahitra. Fa mahagaga ny asan' ny Tompo, ary miafina ny asany eo amin' ny olombelona. Ne t' enorgueillis pas lorsqu' on t' honore car les oeuvres du Seigneur sont admirables, mais elles sont cachées aux hommes.
Si 11:5 Maro no mpanapaka, tafatombina amin' ny ngorodona; ary izay tsy noheverin' ny olona kosa, no nitondra satroboninahitra. Souvent des souverains ont été assis sur le pavé et un inconnu a reçu le diadème.
Si 11:6 Maro ny be fahefana, voatototry ny fanalam-baraka, ary ny olo-manan-daza, voatolotra eo an-tanan' ny hafa. Souvent des puissants ont été durement humiliés et des hommes illustres sont tombés au pouvoir d' autrui.
Si 11:7 Aza manome tsiny, alohan' ny famotopotoranao; mandiniha aloha vao izay no hahazo mananatra hianao. Ne blâme pas avant d' avoir examiné, réfléchis d' abord, puis exprime tes reproches.
Si 11:8 Aza mamaly na inona na inona raha tsy efa nihaino, ary aza miloa-bava, eny antenantenan' ny tenin' ny hafa. Ne réponds pas avant d' avoir écouté, n' interviens pas au milieu du discours.
Si 11:9 Aza mifanditra amin' izay zavatra tsy anao, ary aza miara-mipetraka amin' ny mpanota, mba hitsara. Ne t'échauffe pas pour une affaire qui ne te regarde pas et ne te mêle pas des querelles des pécheurs.
Si 11:10 Anaka, aza entinao misahana zavatra maro ny fahavitrihanao; fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana. Raha manenjika zava-maro hianao, tsy hahatratra azy, ary tsy ho afaka amin' izany hianao mandositra. Mon fils n' entreprends pas beaucoup d' affaires; si tu les multiplies, tu ne t' en tireras pas indemne; même en courant, tu n' arriveras pas et tu ne pourras échapper par la fuite.
Si 11:11 Misy miasa, misasatra, manao haingana, nefa vao mainka mihamahantra. Il en est qui peinent, se fatiguent et se hâtent pour n' en être que mieux distancés.
Si 11:12 Misy tsy manan-kery, miantso vonjy, tsy ampy tanjaka, ary be fahantrana: Il y a des faibles qui réclament de l' aide, pauvres de biens et riches de dénuement; le Seigneur les regarde avec faveur, il les relève de leur misère.
Si 11:13 fa ny Tompo kosa mitsinjo azy amin' ny maso miantra; manala azy amin' ny toetrany ambany, manandratra ny lohany, ka maro no gaga noho ny aminy. Il leur fait relever la tête et beaucoup s' en étonnent.
Si 11:14 Ny soa sy ny ratsy, ny fahafatesana sy ny fiainana, ny fahantrana sy ny fananan-karena, dia samy avy amin' ny Tompo. Bien et mal, vie et mort, pauvreté et richesse, tout vient du Seigneur.
Si 11:15 Mipetraka amin' ny marina, ny fanomezan' Andriamanitra ary mandraikitra fiadanana mandrakizay ny fanambinany.
Si 11:16 Misy manankarena noho ny fikajiana amam-pitsitsiana, ary izao no anjara tamby azony amin' izany:
Si 11:17 Azony atao ny milaza hoe: Nahazo fitsaharana aho, ka ndeha hihinana amin' ny fananako amin' izao. Tsy fantany anefa izay fotoana mbola ho lasa; hamela ny hareny ho an' ny hafa izy, dia ho faty. Le don du Seigneur reste fidèle aux hommes pieux et sa bienveillance les conduira à jamais.
Si 11:18 Aza mivadika ny fanekenao amin' Andriamanitra, ary miveloma amin' ny fiheverana izany, ary mihantera amin' ny asanao. Il y a des gens qui s' enrichissent à force d' avarice, voici quelle sera leur récompense
Si 11:19 Aza gaga amin' izay raharahan' ny mpanota; mitokia amin' ny Tompo, ary mahareta amin' ny asanao. Fa zavatra mora foana eo imason' ny Tompo, ny mampanan-karena vetivety sy indray miserana monja ny mahantra. Le jour où ils se disent : "J' ai trouvé le repos, maintenant je peux vivre sur mes biens", ils ne savent pas combien de temps cela durera il leur faudra laisser cela à d' autres et mourir.
Si 11:20 Ny fanambinan' ny Tompo no valisoa ho an' ny olona tia vavaka; anatin' ny fotoana mihelina dia ahitana vokatra ny tso-dranony. Sois attaché à ta besogne, occupe-t' en bien et vieillis dans ton travail.
Si 11:21 Aza manao hoe: Izaho moa mila inona indray? ary mety hanao ahoana ny fiadanako, amin' ny ho avy? N' admire pas les oeuvres du pécheur, confie-toi dans le Seigneur et tiens-toi à ta besogne. Car c' est chose facile aux yeux du Seigneur, rapidement, en un instant, d' enrichir un pauvre.
Si 11:22 Aza manao hoe koa: Efa manana ny ampy aho; ka loza inona indray no mety hiaretako? La bénédiction du Seigneur est la récompense de l' homme pieux, en un instant Dieu fait fleurir sa bénédiction.
Si 11:23 Amin' ny andro iadanana, hadino ny fahoriana; ary amin' ny andro mahory, tsy tsaroana ny fiadanana. Ne dis pas : "De quoi ai-je besoin? Désormais quel sera mon avoir?"
Si 11:24 Fa zavatra mora eo imason' ny Tompo, amin' ny andro ahafatesana, ny mamaly ny olona araka ny lalany. Ne dis pas : "J' ai suffisamment, quelle malchance pourrait m' atteindre?"
Si 11:25 Tapak' andro ijaliana ihany, dia mampanadino ny hasambarana lasa, ary amin' ny fiafaran' ny olona, dia haharihariny ny asany. Au jour du bonheur on ne se souvient pas des maux et au jour du malheur on oublie le bonheur.
Si 11:26 Aza manao olona ho sambatra, alohan' ny fahafatesany: amin' ny zanany no hahafantarana ny olona. C' est qu' il est aisé au Seigneur, au jour de la mort, de rendre à chacun selon ses actes.
Si 11:27 Aza ampidirina ao an-tranonao avokoa izao olona rehetra izao, fa maro ny fandriky ny olona mpamitaka. Une heure d'épreuve fait oublier le bien-être et c' est à sa dernière heure que les oeuvres d' un homme sont dévoilées.
Si 11:28 Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; ary sahala amin' ny mpitsikilo no fikendriny ny faharavana. Ne vante le bonheur de personne avant la fin, car c' est dans sa fin qu' on se fait connaître.
Si 11:29 Manova ny soa ho ratsy izy, mamela-pandrika; ary asiany pentina izay madio indrindra. N' introduis pas chez toi n' importe qui, car nombreuses sont les ruses de l' intrigant.
Si 11:30 Kilalaon' afo iray monja mahatonga arina be; toy izany koa no itadiavan' ny mpanota am-pitaka ny handatsa-dra. Comme une perdrix captive dans sa cage, ainsi le coeur de l' orgueilleux, comme l' espion il attend ta ruine.
Si 11:31 Tandremo ny ratsy fanahy, - fa mioko hanao ratsy izy, - ka sao dia petahany fahafaham-baraka tsy azo vonoina hianao. Changeant le bien en mal, il est à l' affût, aux meilleures qualités il trouve des tares.
Si 11:32 Omeo fidirana ho ao aminao ny olon-kafa, dia azerany hianao amin' ny fananganana tabataba, ary hahodiny tsy ho tia ny ao an-tranonao. Une étincelle allume un grand brasier, le pécheur est à l' affût pour faire couler le sang.
Si 11:33 Prends garde au méchant car il complote le mal, crains qu' il ne t' inflige une flétrissure éternelle.
Si 11:34 Introduis l'étranger, il mettra le trouble chez toi et il t' aliénera ta maisonnée.

<-
->