<-
->

Si 20:1 Misy anatra tsy tandrifin' ny tokony hanaovana azy, ary misy mangina, maneho fahamalinana. Il y a des reproches intempestifs, il y a un silence qui dénote l' homme sensé.
Si 20:2 Aleo mananatra, toy izay mirehi-katezerana ao am-po, ary izay mitsotra, dia hierem-patiantoka. Mieux vaut faire des reproches que garder sa colère.
Si 20:3 Sahala amin' ny eonoka maniry handoto zazavavy, izay mamoaka fitsarana, manao am-bohika fotsiny. Endrey, mba tsara loatra raha anarina ny maneho fanenenana! fa amin' izany no ahafahanao amin' ny fahotana iniana atao. Celui qui s' accuse d' une faute évite la peine.
Si 20:4 Misy miseho ho hendry, amin' ny fahanginana; ary misy tonga mahadikidiky noho ny tsy fahalalany onony amin' ny fitenenana. Tel l' eunuque qui voudrait déflorer une jeune fille, tel celui qui prétend rendre la justice par la violence.
Si 20:5 Misy mangina, fa tsy mahita havaly; misy mangina fa mahalala ny fotoana mety. Tel se tait et passe pour sage, tel autre se fait détester pour son bavardage.
Si 20:6 Ny hendry mangina, mandra-pisin' ny fotoana mety; fa ny mahery vava sy tsy mihevitra kosa, mihoatra an' izany. Tel se tait parce qu' il ne sait que répondre, tel autre se tait qui attend son heure.
Si 20:7 Izay mampitombo teny, hankahalaina, ary izay manaram-po loatra hanjary hahadikidiky. Le sage sait se taire jusqu' au bon moment, mais le bavard et l' insensé manquent l' occasion.
Si 20:8 Misy olona mahita zavatra mahasoa azy amin' ny fahoriana, ary ny fanambinana tsy nampoizina tonga loza ho azy. Celui qui parle trop se fait détester et celui qui prétend s' imposer suscite la haine.
Si 20:9 Misy fanomezana, tsy ahazoanao n' inon' inona, ary misy fanomezana valiana avo sasaka. Tel trouve son salut dans le malheur et parfois une aubaine provoque un dommage.
Si 20:10 Misy toe-draharaha be voninahitra, mampiditra fatiantoka; ary misy manandratra ny lohany, avy amin' ny fietrena. Il y a des générosités qui ne te profitent pas et il y a des générosités qui rapportent le double.
Si 20:11 Misy mividy zavatra betsaka mora vidy foana, izay mandoa izany impito hoatra ny vidiny. Parfois la gloire apporte l' humiliation et certains dans l' abaissement lèvent la tête.
Si 20:12 Izay hendry am-pitenenana dia tiavin' ny olona, fa very maina kosa ny teny malefaka ataon' ny adala. Tel achète beaucoup de choses avec peu d' argent, et cependant les paie sept fois trop cher.
Si 20:13 Tsy ahazoanao n' inon' inona ny fanomezan' ny adala, satria tsy mba tokana ny masony fa maro. Par des paroles le sage se fait aimer, mais les générosités des sots vont en pure perte.
Si 20:14 Kely fanome izy, ary be fandidy, ary miloa-bava toy ny mpiantso kabary. Anio izy mampisambotra, rahampitso izy mitaky, maharikoriko ny olona toy izany. Le cadeau de l' insensé ne te sert à rien car ses yeux sont avides de recevoir le septuple;
Si 20:15 Hoy ny adala: Tsy manan-tsakaiza aho; ary tsy sitraky ny olona ny soa ataoko; ratsy vava izy mihinana ny mofoko.- il donne peu et reproche beaucoup, il ouvre la bouche comme un crieur public; il prête aujourd' hui, demain il redemande c' est un homme détestable.
Si 20:16 Impiry sy olona firy akory, no manao azy ho fihomehezana! L' insensé dit : "Je n' ai pas un ami, de mes bienfaits nul ne me sait gré;
Si 20:17 Aleo lavo amin' ny ngorodona toy izay lavon' ny lela; izany no mahatonga faingana ny faharavan' ny ratsy fanahy. ceux qui mangent mon pain ont mauvaise langue." Tant de gens, si souvent, se gaussent de lui!
Si 20:18 Ny olona mahasosotra, dia angano ivelan' ny fotoana, tsy afaka am-bavan' ny olona ratsy taiza. Mieux vaut un faux pas sur le pavé qu' une incartade de langage; c' est ainsi que trébuchent soudainement les méchants.
Si 20:19 Tsy raisin' ny olona ny fotokevitra aloaky ny vavan' ny adala, satria tsy mba lazainy amin' ny fotoana mety aminy. Un homme grossier est comme une gaudriole ressassée par des imbéciles.
Si 20:20 Misy tsy afa-manota, noho ny tsy fananany, ary amin' ny fitsaharany, dia manam-panenenana izy. De la bouche du sot on n' accepte pas un proverbe, car il ne le dit pas à propos.
Si 20:21 Misy manary tena, noho ny henatra tsy an-drariny, ary latsaka am-paharavana noho ny fijerin' ny adala. Tel est préservé du péché par son indigence, à ses heures de loisir il n' a pas de remords.
Si 20:22 Misy mampanantena be ny sakaizany, noho ny henatra tsy an-drariny, ka mahatonga azy ho fahavalony maimaim-poana. Tel se perd par respect humain, il se perd par égard pour un insensé.
Si 20:23 Manisy pentina mahamenatra amin' ny olona ny lainga: eo ambavan' ny olona ratsy taiza mandrakariva izy. Tel par timidité fait des promesses à son ami et s' en fait un ennemi sans motif.
Si 20:24 Aleo mpangalatra toy izay olona manao ny lainga ho raharahany; samy faharavana no ho anjaran' izy roa tonta. C' est une grave souillure pour un homme que le mensonge, il est ressassé par les ignorants.
Si 20:25 Ny fomban' ny mpandainga manala baraka; ary ny henatry ny mpandainga, dia momba azy hatrany hatrany. Mieux vaut un voleur qu' un maître menteur, mais l' un et l' autre vont à leur perte.
Si 20:26 Izay hendry amin' ny teniny, dia misandratra fanajana, ary ny olona malina, mahazo sitraka amin' ny lehibe. L' habitude du mensonge est une abomination, la honte du menteur est sans cesse sur lui.
Si 20:27 Izay miasa ny taniny hanangom-bary miavosa be, izay mahazo sitraka amin' ny lehibe, mahazo fanalana ny hadisoany. Par ses discours le sage se fait estimer et l' homme avisé plaît aux grands.
Si 20:28 Ny fanatitra amam-panomezana, mahajamba maso ny hendry; ary misakana ny tsiny, toy ny fehivavam-biby. Celui qui cultive la terre obtient une bonne récolte, celui qui plaît aux grands se fait pardonner l' injustice.
Si 20:29 Fahendrena miafina, harena tsy hita: inona no asan' izy roa ireo? Présents et cadeaux aveuglent les yeux des sages, comme un bâillon sur la bouche ils étouffent les reproches.
Si 20:30 Aleo olona manafina ny hadalany, toy izay olona manafina ny fahendreny. Sagesse cachée et trésor invisible, à quoi servent-ils l' un et l' autre?
Si 20:31 Mieux vaut un homme qui cache sa folie qu' un homme qui cache sa sagesse.

<-
->