<-
->

Eze / Ez 16:53 When I shall bring again their captivity, the captivity of Sodom and her daughters, and the captivity of Samaria and her daughters, then will I bring again the captivity of thy captives in the midst of them: Ary hampodiko avy amin' ny fahababoana ireny, dia Sodoma sy ny zananivavy, ary Samaria sy ny zananivavy mbamin' izay olonao voababo, Hampodiko ny lasan-ko babo tamin' izy ireo, dia ny lasan-ko babo tamin' i Sodoma sy ny zanany vavy, ny lasan-ko babo tamin' i Samaria sy ny zanany vavy, ary ny anao lasan-ko babo koa eo amin' ny azy, Je les rétablirai. Je rétablirai Sodome et ses filles, je rétablirai Samarie et ses filles, puis je te rétablirai au milieu d' elles,