<-
->

Eze / Ez 33:1 Again the word of the Lord came unto me, saying, Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 33:2 Son of man, speak to the children of thy people, and say unto them, When I bring the sword upon a land, if the people of the land take a man of their coasts, and set him for their watchman: Ry zanak' olona, mitenena amin' ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin' ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily, Ry zanak' olona, mitenena amin' ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mandefa sabatra hamely ny tany anankiray aho, ary ny mponina amin' izany tany izany kosa mandray ny anankiray amin' ireo mpitily, Fils d' homme, parle aux fils de ton peuple. Tu leur diras : Quand je fais venir l'épée contre un pays, les gens de ce pays prennent parmi eux un homme et le placent comme guetteur;
Eze / Ez 33:3 If when he seeth the sword come upon the land, he blow the trumpet, and warn the people; ary hitan-dralehilahy fa, indro, avy ny sabatra, ka mitsoka ny anjomara hampitaitra ny olona izy, ka mitsoka anjomara hanaitra ny vahoaka ralehilahy, nony mahita ny sabatra tamy hamely ny tany; s' il voit l'épée venir contre le pays, il sonne du cor pour avertir le peuple.
Eze / Ez 33:4 Then whosoever heareth the sound of the trumpet, and taketh not warning; if the sword come, and take him away, his blood shall be upon his own head. nefa tsy mety taitr izay mandre ny feon' ny anjomara, dia tonga ny sabatra ka mandripaka azy, dia ho eo an-dohany ihany ny ràny. nefa ohatra ka misy tsy mety miraika akory, izay mandre ny feon' anjomara, ary tonga ny sabatra ka mahavoa azy tampoka, dia ho eo amin' ny lohany ihany ny rany; Si quelqu' un entend le son du cor mais n' en tient pas compte, et que l'épée survient et le fait périr, le sang de cet homme retombera sur sa propre tête.
Eze / Ez 33:5 He heard the sound of the trumpet, and took not warning; his blood shall be upon him. But he that taketh warning shall deliver his soul. Nandre ny feon' ny anjomara ihany izy, nefa tsy nety taitra; ho ao aminy ihany ny ràny; fa raha nety taitra izy, dia ho nahavonjy ny ainy ihany. nandre ny feon' anjomara izy, saingy tsy niraika, ka dia ho eo aminy ihany ny rany; fa raha miraika izy, dia hahavonjy ny ainy. Il a entendu le son du cor sans en tenir compte : son sang retombera sur lui. Mais celui qui en a tenu compte, sa vie est sauve.
Eze / Ez 33:6 But if the watchman see the sword come, and blow not the trumpet, and the people be not warned; if the sword come, and take any person from among them, he is taken away in his iniquity; but his blood will I require at the watchman' s hand. Fa raha hitan' ilay mpitily kosa fa, indro, avy ny sabatra, nefa tsy nitsoka ny anjomara izy, ka tsy notairina ny olona, ary tonga ny sabatra ka mandringana olona ao aminy, dia matin' ny helony ihany iny; nefa ny ràny dia hadiniko amin' ny tànan' ilay mpitily. Raha ilay mpitily kosa no mahita ny sabatra tamy, nefa tsy mitsoka ny anjomara, ka tsy voataitra ny vahoaka, koa tonga ny sabatra, sady mahavoa tampoka olona iray amin' izy ireo, dia ho faty eo amin' ny helony ihany, izany olona izany, nefa hadiniko amin' ilay mpitily ny rany. Mais si le guetteur a vu venir l'épée et n' a pas sonné du cor, si bien que le peuple n' a pas été averti, et que l'épée survienne et fasse chez eux une victime, celle-ci périra victime de sa faute, mais je demanderai compte de son sang au guetteur.
Eze / Ez 33:7 So thou, O son of man, I have set thee a watchman unto the house of Israel; therefore thou shalt hear the word at my mouth, and warn them from me. Koa ianao, ry zanak' olona, dia efa notendreko ho mpitily ho an' ny taranak' Isiraely, ka raha mandre ny teny aloaky ny vavako ianao, dia izany no ho entinao mananatra azy. Koa hianao, ry zanak' olona, no efa notendreko ho mpitily, ho an' ny taranak' Israely, ary rahefa mandre teny aloaky ny vavako hianao dia hanaitra azy amin' ny anarako. Toi aussi, fils d' homme, je t' ai fait guetteur pour la maison d' Israël. Lorsque tu entendras une parole de ma bouche, tu les avertiras de ma part.
Eze / Ez 33:8 When I say unto the wicked, O wicked man, thou shalt surely die; if thou dost not speak to warn the wicked from his way, that wicked man shall die in his iniquity; but his blood will I require at thine hand. Raha hoy Izaho amin' ny ratsy fanahy: He! ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao! nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin' ny alehany, dia ho fatin' ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny ràny dia hadiniko amin' ny tananao. Raha niteny aho nilaza tamin' ny ratsy fanahy hoe: Ho faty marina hianao, ry ilay ratsy fanahy, ka tsy miteny hianao, hananatra ny ratsy fanahy hiala amin' ny làlany, dia ho faty amin' ny helony ihany ilay io, noho izy ratsy fanahy, nefa hadiniko aminao ny rany. Si je dis au méchant : " Méchant, tu vas mourir ", et que tu ne parles pas pour avertir le méchant d' abandonner sa conduite, lui, le méchant, mourra de sa faute, mais c' est à toi que je demanderai compte de son sang.
Eze / Ez 33:9 Nevertheless, if thou warn the wicked of his way to turn from it; if he do not turn from his way, he shall die in his iniquity; but thou hast delivered thy soul. Fa raha mananatra ny ratsy fanahy ihany kosa ianao hiala amin' ny lalany ratsy; fa izy no tsy mety miala amin' izany, dia ho fatin' ny helony ihany izy, nefa voavonjinao ny ainao. Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa hianao, hialany amin' ny làlany, fa izy no tsy mety miala amin' ny làlany, dia ho faty ao amin' ny helony, fa hianao kosa hahavonjy ny fanahinao. Si au contraire tu as averti le méchant d' abandonner sa conduite pour se convertir et qu' il ne s' est pas converti, il mourra, lui, à cause de son péché, mais toi, tu auras sauvé ta vie.
Eze / Ez 33:10 Therefore, O thou son of man, speak unto the house of Israel; Thus ye speak, saying, If our transgressions and our sins be upon us, and we pine away in them, how should we then live? Ary ianao, ry zanak' olona, mitenena amin' ny taranak' Isiraely hoe: Izao no fiteninareo: Eto aminay ny fahadisoanay sy ny fahotanay, ka mihalevona amin' izany izahay, dia nahoana no mbola velona izahay? Ary hianao, ry zanak' olona, mitenena amin' ny taranak' Israely hoe: Indreto hianareo miteny manao hoe: Ny hadisoanay amam-pahotanay, dia momba anay; ka mihalevona izahay noho izany, ka ahoana indray no hahavelona anay? Et toi, fils d' homme, dis à la maison d' Israël : Vous répétez ces paroles : " Nos crimes et nos péchés pèsent sur nous; c' est à cause d' eux que nous dépérissons. Comment pourrions-nous vivre ? "
Eze / Ez 33:11 Say unto them, As I live, saith the Lord GOD, I have no pleasure in the death of the wicked; but that the wicked turn from his way and live: turn ye, turn ye from your evil ways; for why will ye die, O house of Israel? Lazao aminy hoe: Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy sitrako ny hahafatesan' ny ratsy fanahy, fa ny hialan' ny ratsy fanahy amin' ny lalany, mba ho velona izy. Mialà, mialà amin' ny lalan-dratsinareo, fa nahoana moa no te-ho faty ianareo, ry taranak' Isiraely? Lazao aminy hoe: Velona aho, - teny marin' ny Tompo Iaveh: tsy ny fahafatesan' ny ratsy fanahy no sitrako, fa ny hialan' ny ratsy fanahy amin' ny làlany, ka ho velona izy. Miverena! miverena! avy amin' ny làlan-dratsinareo! Fa nahoana no ho faty hianareo, ry taranak' Israely? Dis-leur : " Par ma vie, oracle du Seigneur Yahvé, je ne prends pas plaisir à la mort du méchant, mais à la conversion du méchant qui change de conduite pour avoir la vie. Convertissez-vous, revenez de votre voie mauvaise. Pourquoi mourir, maison d' Israël ? "
Eze / Ez 33:12 Therefore, thou son of man, say unto the children of thy people, The righteousness of the righteous shall not deliver him in the day of his transgression: as for the wickedness of the wicked, he shall not fall thereby in the day that he turneth from his wickedness; neither shall the righteous be able to live for his righteousness in the day that he sinneth. Ary ianao, ry zanak' olona' lazao amin' ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan' ny marina tsy hahavonjy azy, raha mby amin' ny andro ahadisoany; ary ny faharatsian' ny ratsy fanahy tsy hahavoa azy, raha mby amin' ny andro ialany amin' ny faharatsiany; ary ny marina tsy ho velona noho ny fahamarinany, raha mby amin' ny andro anotany. Ary hianao, ry zanak' olona, milazà amin' ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan' ny marina tsy hahavonjy azy amin' ny andron' ny fahadisoany; ary ny ratsy fanahy tsy ho lavo noho ny haratsiany, amin' ny andro hialany amin' ny haratsiany; toy ny tsy hahazoan' ny marina ho velona amin' ny fahamarinany, amin' ny andro anotany. Et toi, fils d' homme, dis aux fils de ton peuple : La justice du juste ne le sauvera pas au jour de son crime, et la méchanceté du méchant ne le fera pas succomber au jour où il reviendra de sa méchanceté. Le juste ne peut pas vivre en vertu de sa justice au jour de son péché.
Eze / Ez 33:13 When I shall say to the righteous, that he shall surely live; if he trust to his own righteousness, and commit iniquity, all his righteousnesses shall not be remembered; but for his iniquity that he hath committed, he shall die for it. Raha lazaiko amin' ny marina hoe: Ho velona tokoa ianao, nefa izy mitoky amin' ny fahamarinany ka manao meloka, dia tsy hotsarovana ny fahamarinana rehetra izay nataony, fa ny heloka nataony no hahafaty azy. Na efa nilaza tamin' ny marina aza aho, fa ho velona marina izy; raha sendra mitoky ny fahamarinany kosa izy, ka manao ny ratsy, dia tsy hotsarovana intsony ny asa marina rehetra nataony, fa ny ratsy nataony dia izany ihany no anton' ny fahafatesany. Si je dis au juste : " Tu vivras ", mais que lui, se confiant dans sa justice, commette le mal, on ne se souviendra plus de toute sa justice, mais c' est de tout le mal qu' il a commis qu' il mourra.
Eze / Ez 33:14 Again, when I say unto the wicked, Thou shalt surely die; if he turn from his sin, and do that which is lawful and right; Ary koa, raha hoy Izaho kosa amin' ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao, nefa miala amin' ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy. Ary na dia efa nilaza tamin' ny ratsy fanahy aza aho nanao hoe: Ho faty marina hianao; raha miala amin' ny fahotany izy, ka manaraka ny rariny sy ny hitsiny, Mais si je dis au méchant : " Tu mourras ", et qu' il revienne de ses péchés et pratique le droit et la justice,
Eze / Ez 33:15 If the wicked restore the pledge, give again that he had robbed, walk in the statutes of life, without committing iniquity; he shall surely live, he shall not die. ka mamerina ny natao tsatòka sady mampody izay nangalariny ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty. fa mamerina ny natao antoka, mamerina izay nangalariny, manaraka ny lalàna ho velona marina tokoa izy, tsy ho faty! s' il rend le gage, restitue ce qu' il a volé, observe les lois qui donnent la vie sans plus faire le mal : il vivra, il ne mourra pas.
Eze / Ez 33:16 None of his sins that he hath committed shall be mentioned unto him: he hath done that which is lawful and right; he shall surely live. Ny fahotana rehetra izay nataony dia tsy hotsarovana aminy intsony; manao izay marina sy mahitsy izy, ka dia ho velona tokoa. Tsy hotsarovana intsony ny fahotany rehetra izay nataony; efa nanaraka ny hitsiny sy ny rariny izy, ka ho velona marina tokoa. On ne se souviendra plus de tous les péchés qu' il a commis : il a observé le droit et la justice, il vivra.
Eze / Ez 33:17 Yet the children of thy people say, The way of the Lord is not equal: but as for them, their way is not equal. Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny fitondran' ny Tompo; nefa ny fitondran' ny tenany no tsy marina. Ny zanaky ny firenenao, nanao hoe: Tsy mahitsy ny làlan' ny Tompo. Ny làlan' izy ireo anefa no tsy mahitsy. Les fils de ton peuple disent : " La manière d' agir du Seigneur n' est pas juste. " C' est votre manière d' agir qui n' est pas juste.
Eze / Ez 33:18 When the righteous turneth from his righteousness, and committeth iniquity, he shall even die thereby. Raha ny marina miala amin' ny fahamarinany ka manao meloka, dia ho faty amin' izany izy. Raha misy marina miala amin' ny fahamarinany ka manao ratsy, dia maty noho izany izy; Lorsque le juste se détourne de sa justice pour commettre le mal, il meurt pour cela.
Eze / Ez 33:19 But if the wicked turn from his wickedness, and do that which is lawful and right, he shall live thereby. Ary raha ny ratsy fanahy miala amin' ny faharatsiany ka manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona amin' izany izy. ary raha misy ratsy fanahy miala amin' ny haratsiany, ka manaraka ny hitsiny sy ny rariny, dia velona izy noho izany. Et lorsque le méchant se détourne de sa méchanceté et pratique le droit et la justice, c' est à cause de cela qu' il vit.
Eze / Ez 33:20 Yet ye say, The way of the Lord is not equal. O ye house of Israel, I will judge you every one after his ways. Kanefa, hoy ianareo: Tsy marina ny fitondran' ny Tompo. He! ry taranak' Isiraely, samy hotsaraiko araka ny alehany avy ianareo. Nefa hianareo manao hoe: Tsy mahitsy ny làlan' ny Tompo! Samy hotsaraiko araka ny làlanareo avy hianareo, ry taranak' Israely! Et vous dites : " La manière d' agir du Seigneur n' est pas juste! " Je vous jugerai chacun selon votre conduite, maison d' Israël!
Eze / Ez 33:21 And it came to pass in the twelfth year of our captivity, in the tenth month, in the fifth day of the month, that one that had escaped out of Jerusalem came unto me, saying, The city is smitten. Ary nony tamin' ny andro fahadimy tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo taorian' ny namaboana antsika, dia nisy olona efa nandositra avy tany Jerosalema tonga tao amiko ka nanao hoe: Afaka ny tanàna. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folon' ny nahababo antsika, tamin' ny volana fahafolo, andro fahadimin' ny volana, nisy olona nandositra avy any Jerosalema, tonga tao amiko nilaza hoe: La douzième année, le cinq du dixième mois de notre captivité, le rescapé arriva vers moi de Jérusalem et m' annonça : " La ville est prise. "
Eze / Ez 33:22 Now the hand of the Lord was upon me in the evening, afore he that was escaped came; and had opened my mouth, until he came to me in the morning; and my mouth was opened, and I was no more dumb. Dia efa tonga tamiko ny tànan' i Jehovah tamin' ny omaly harivan' ny andro nahatongavan' ilay nandositra izay tonga tao amiko, ka nosokafany ny vavako mandra-pahatongan' ilay nandositra, izay tonga tao amiko nony maraina; dia efa nisokatra ny vavako, ka tsy moana intsony aho. Afaka ny tanàna! Ary ny hariva kosa talohan' ny nahatongavan' ilay nandositra, dia efa nanindry ahy ny tànan' ny Tompo, ka efa nosokafany ny vavako, talohan' ny nahatongavan' ilay io tao amiko ny maraina; ka dia vosokatra ny vavako, ka tsy moana intsony aho. Or la main de Yahvé avait été sur moi, la veille au soir, avant que n' arrivât le rescapé, et il m' ouvrit la bouche quand celui-ci arriva vers moi, le matin; ma bouche s' ouvrit et je ne fus plus muet.
Eze / Ez 33:23 Then the word of the Lord came unto me, saying, Dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: Alors la parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 33:24 Son of man, they that inhabit those wastes of the land of Israel speak, saying, Abraham was one, and he inherited the land: but we are many; the land is given us for inheritance. Ry zanak' olona, ny monina amin' ireny rava amin' ny tanin' ny Isiraely ireny dia manao hoe: Ireny ihany Abrahama, nefa nandova ny tany izy, fa isika kosa dia maro, ary omena antsika ny tany ho lovantsika Ry zanak' olona, ireo monina amin' ireny toeran-dravarava amin' ny tanin' Israely ireny, manao hoe: Irery Abrahama, ary efa nahazo ny tany ho anjarany; isika kosa maro ary efa nomena antsika ny tany ho fananantsika. Fils d' homme, ceux qui habitent ces ruines, sur le sol d' Israël, parlent ainsi : " Abraham était seul lorsqu' il a été mis en possession de ce pays. Nous qui sommes nombreux, c' est à nous que le pays est donné en patrimoine. "
Eze / Ez 33:25 Wherefore say unto them, Thus saith the Lord GOD; Ye eat with the blood, and lift up your eyes toward your idols, and shed blood: and shall ye possess the land? Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Homan-javatra misy rà sady miandrandra ny sampinareo ianareo ary mandatsa-drà, moa hahazo handova ny tany va ianareo? Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Hianareo mihinan-kena miharo ra, miandrandra maso amin' ny sampinareo vetaveta, ary mandatsa-dra, ka hanana ny tany va? Eh bien! dis-leur : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Vous mangez le sang, vous levez les yeux vers vos ordures, vous répandez le sang, et vous posséderiez le pays ?
Eze / Ez 33:26 Ye stand upon your sword, ye work abomination, and ye defile every one his neighbour' s wife: and shall ye possess the land? Mitoky amin' ny sabatrareo ianareo sady manao fahavetavetana, ka samy mandoto ny vadin' ny namany avy; koa hahazo handova ny tany va ianareo? Nitoky amin' ny sabatrareo hianareo, nanao fahavetavetana, samy nanala baraka ny vadin' ny namany avy, ka hanana ny tany va? Vous vous appuyez sur vos épées, vous commettez l' abomination, chacun souille la femme de son prochain, et vous posséderiez le pays ?
Eze / Ez 33:27 Say thou thus unto them, Thus saith the Lord GOD; As I live, surely they that are in the wastes shall fall by the sword, and him that is in the open field will I give to the beasts to be devoured, and they that be in the forts and in the caves shall die of the pestilence. Izao no holazainao aminy: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Raha velona koa Aho, dia tsy maintsy ho lavon' ny sabatra izay ao amin' ny tanàna rava, ary izay any an-tsaha dia homeko ho rembin' ny bibi-dia, ary izay ao amin' ny harambato sy amin' ny lava-tany dia ho fatin' ny areti-mandringana. Lazao amin' izy ireo hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Velona aho! Izay eo amin' ny tanàna rava, ho lavon-tsabatra; izay eny an-tsaha, hatolotro ho hanin' ny biby masiaka; ary izay eny amin' ny fitoerana mimanda sy any an-johy, ho fatin' ny pesta. Tu leur diras ceci : Ainsi parle le Seigneur Yahvé : Par ma vie, je le jure, ceux qui sont dans les ruines tomberont par l'épée, celui est en rase campagne, je le livrerai aux bêtes pour en être dévoré, et ceux qui sont dans les lieux escarpés et dans les cavernes mourront de la peste.
Eze / Ez 33:28 For I will lay the land most desolate, and the pomp of her strength shall cease; and the mountains of Israel shall be desolate, that none shall pass through. Fa hataoko rava sy lao ny tany, ary hitsahatra ny fiavonavonan' ny heriny; ho lao ny tendrombohitry ny Isiraely, ka tsy hisy mpandia azy. Ny tany, hataoko lao sy zary efitra; ary ny fiavonavon' ny heriny, hitsahatra; ary ny tendrombohitra amin' ny tany ho lao tsy hisy mpandia akory. Je ferai du pays une solitude désolée, et l' orgueil de sa force prendra fin. Les montagnes d' Israël seront dévastées et nul n' y passera plus.
Eze / Ez 33:29 Then shall they know that I am the Lord, when I have laid the land most desolate because of all their abominations which they have committed. Dia ho fantany fa Izaho no Jehovah, raha hataoko rava sy lao ny tany noho ny fahavetavetana nataony. Dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho, rahefa nataoko lao sy zary efitra ny tany, noho ny fahavetavetana rehetra nataony. Et l' on saura que je suis Yahvé, quand je ferai du pays une solitude désolée à cause de toutes les abominations qu' ils ont commises.
Eze / Ez 33:30 Also, thou son of man, the children of thy people still are talking against thee by the walls and in the doors of the houses, and speak one to another, every one to his brother, saying, Come, I pray you, and hear what is the word that cometh forth from the Lord. Ary ianao, ry zanak' olona, ny zanaky ny firenenao dia miresaka anao eny am-bodirindrina sy eo am-baravaran' ny tranony, ka samy manao amin' ny rahalahiny hoe: Andeha isika, ary aoka handre izay teny avy amin' i Jehovah. Ary hianao, ry zanak' olona, dia ataon' ny zanaky ny firenenao firesaka eny anilan' ny rindrina sy eny am-baravaran-trano eny; mifampiteny samy amin' ny namany avy izy ireo, manao hoe: Andeha hihaino izay teny avy amin' ny Tompo. Et toi, fils d' homme, les fils de ton peuple s' entretiennent de toi le long des murs et aux portes des maisons. Ils se disent l' un à l' autre, chacun à son voisin : " Venez donc écouter quelle parole arrive de la part de Yahvé. "
Eze / Ez 33:31 And they come unto thee as the people cometh, and they sit before thee as my people, and they hear thy words, but they will not do them: for with their mouth they shew much love, but their heart goeth after their covetousness. Dia mankao aminao tahaka ny fihavin' ny olona izy ka mipetraka eo anatrehanao toa oloko ary mahare ny teninao, nefa tsy mety mankatò azy; fa, indro, teny mamy no lazain' ny vavany, nefa ny fony dia lasa manaraka ny filan-karena. Ary dia mankao aminao izy ireo toy ny fihavin' ny vahoaka be; mipetraka eo anatrehanao ny vahoakako; mihaino ny teninao, nefa tsy manatanteraka izany, fa izay ankasitrahan' ny vavany no ataony, ny filan-karena no arahan' ny fony. Et ils viennent vers toi en foule, mon peuple s' assied devant toi, écoute tes paroles, mais ne les met pas en pratique. Ce qu' ils mettent en pratique, c' est le mensonge qui est dans leur bouche, et leur coeur s' attache au gain malhonnête.
Eze / Ez 33:32 And, lo, thou art unto them as a very lovely song of one that hath a pleasant voice, and can play well on an instrument: for they hear thy words, but they do them not. Koa, indro, ianao dia ataony ho tahaka ny mpanao hira mahafinaritra, izay tsara feo sady mahay mitendry; fa mandre ny teninao izy, nefa tsy mety mankatò azy. Hianao izany dia mpihira mahafinaritra ho azy ireo, tsara feo sy mahay mitendry ny zava-maneno eo an-tànany; izy ireo kosa, mandre ny teninao, nefa tsy manatanteraka izany akory. Voici, tu es pour eux comme un chant d' amour, agréablement chanté, bien accompagné de musique. Ils écoutent tes paroles, mais nul ne les met en pratique.
Eze / Ez 33:33 And when this cometh to pass, (lo, it will come,) then shall they know that a prophet hath been among them. Ary nony tanteraka izany (indro, efa ho tanteraka ihany), dia ho fantany fa efa nisy mpaminany tokoa tao aminy. Rahefa ho tonga izany zavatra izany, - sady indro efa tonga tokoa izany - dia ho fantatr' izy ireo, fa efa nisy mpaminany teo aminy. Lorsque cela arrivera - et voici que cela arrive - ils sauront qu' il y avait un prophète parmi eux.

<-
->