<-
->

Eze / Ez 17:17 Neither shall Pharaoh with his mighty army and great company make for him in the war, by casting up mounts, and building forts, to cut off many persons: Ary amin' ny hanandratan' ireo tovon-tany sy ny hanaovany tilikambo handringanana olona maro, dia tsy hanampy azy amin' ny ady akory Farao, na dia manana miaramila maro sy vahoaka betsaka aza. Ary rahefa avy ny ady, ka hanandratana tovon-tany sy hanorenana manda handringanana olona maro dia tsy hiasa hanampy azy amin' ny tafika lehibe sy vahoaka maro Faraona. Avec sa grande armée et ses troupes nombreuses, le Pharaon ne le sauvera pas par la guerre, lorsqu' on élèvera un remblai et qu' on construira des retranchements, pour détruire tant de vies humaines.