<-
->

Eze / Ez 17:3 And say, Thus saith the Lord GOD; A great eagle with great wings, longwinged, full of feathers, which had divers colours, came unto Lebanon, and took the highest branch of the cedar: ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Nisy voromahery lehibe nanana elatra lehibe, sady lava ny volon' elany, ary nisoratsoratra avokoa ny volony rehetra; dia tonga tao Libanona izy ka naka izay avo indrindra amin' ny rantsan' ny sedera; Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Tonga tao Libàna ny voromahery lehibe, manana elatra lehibe, ka malalaka be ny fivelatry ny elany, ary rakotra volo samihafa soratra izy, ka nalainy ny tendron' ny sedera. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Le grand aigle, aux grandes ailes, à l' envergure immense, couvert de plumes multicolores, vint au Liban et prit la cime du cèdre;