<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 32:32 | For I have caused my terror in the land of the living: and he shall be laid in the midst of the uncircumcised with them that are slain with the sword, even |
Fa efa nahatonga ny fahatahorana azy tany amin' ny tanin' ny velona Aho; Ary Farao dia halevina ao amin' ny tsy voafora, miaraka amin' ireo voatrabaky ny sabatra, dia Farao mbamin' ny vahoakany maro be rehetra, hoy Jehovah Tompo. | Fa efa nanely ny fahatahorana azy aho teny amin' ny tanin' ny velona; ary indro izy miara-miampatra amin' ny tsy voafora, miaraka amin' izay voatrobaky ny sabatra, izy Faraona sy ny vahoakany rehetra alinalina; - teny marin' ny Tompo Iaveh. | Parce qu' il avait répandu la terreur au pays des vivants, on l' |