<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 33:24 | Son of man, they that inhabit those wastes of the land of |
Ry zanak' olona, ny monina amin' ireny rava amin' ny tanin' ny Isiraely ireny dia manao hoe: Ireny ihany Abrahama, nefa nandova ny tany izy, fa isika kosa dia maro, ary omena antsika ny tany ho lovantsika | Ry zanak' olona, ireo monina amin' ireny toeran-dravarava amin' ny tanin' Israely ireny, manao hoe: Irery Abrahama, ary efa nahazo ny tany ho anjarany; isika kosa maro ary efa nomena antsika ny tany ho fananantsika. | Fils d' homme, ceux qui habitent ces ruines, sur le sol d' |