Chapitres et versets citant Asoerosa

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 4.6 And in the reign of Ahasuerus, in the beginning of his reign, wrote they unto him an accusation against the inhabitants of Judah and Jerusalem. Ary raha vao nanjaka Ahasoerosy, dia nanoratra ho any aminy ireo hanendrikendrika ny mponina tany Joda sy Jerosalema. Ary tamin' ny andro nanjakan' i Asoerosa, tamin' ny fiandohan' ny fanjakany, dia nanoratra taratasy fitoriana ny mponina tany Jodà sy Jerosalema izy ireo. Sous le règne de Xerxès, au début de son règne, ils rédigèrent une plainte contre les habitants de Juda et de Jérusalem.

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
Est 1.1 Now it came to pass in the days of Ahasuerus, (this is Ahasuerus which reigned, from India even unto Ethiopia, over an hundred and seven and twenty provinces:) Ary tamin' ny andro nanjakan' i Ahasoerosy (ity Ahasoerosy ity ilay nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, ka nizarazara ho fito amby roa-polo amby zato toko ny fanjakany), Tamin' ny andron' i Asoerosa, ilay Asoerosa nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, tamin' ny faritany fito amby roapolo amby zato, C'était au temps d' Assuérus, cet Assuérus dont l' empire s'étendait de l' Inde à l' Ethiopie, soit sur 127 provinces.
Est 1.2 That in those days, when the king Ahasuerus sat on the throne of his kingdom, which was in Shushan the palace, dia tamin' izany andro izany, raha nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianan' ny fanjakany, izay tany Sosana renivohitra, Ahasoerosy mpanjaka, raha ilay nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakany iny Asoerosa mpanjaka, tao Sosa, renivohiny, En ce temps-là, comme il siégeait sur son trône royal, à la citadelle de Suse,
...............
Est 1.9 Also Vashti the queen made a feast for the women in the royal house which belonged to king Ahasuerus. Ary Vasty, vadin' ny mpanjaka, dia mba nanao fanasana ho an' ny vehivavy koa tao amin' ny tranom-panjakana, izay an' i Ahasoerosy mpanjaka. Vastì, mpanjakavavy koa, nanao fanasana ho an' ny vehivavy, tao amin' ny tranom-panjakan' i Asoerosa mpanjaka. La reine Vasthi, de son côté, avait offert aux femmes un festin dans le palais royal d' Assuérus.
Est 1.10 On the seventh day, when the heart of the king was merry with wine, he commanded Mehuman, Biztha, Harbona, Bigtha, and Abagtha, Zethar, and Carcas, the seven chamberlains that served in the presence of Ahasuerus the king, Ary tamin' ny andro fahafito, nony faly ny fon' ny mpanjaka azon' ny divay, dia nomeny teny Mehomana sy Bizta sy Harbona sy Bigta sy Abagta sy Zetara ary Karkasa, tsindranolahy fito izay nanompo teo anatrehan' i Ahasoerosy mpanjaka, Tamin' ny andro fahafito, raha ilay faly azon' ny divay iny ny fon' ny mpanjaka, dia nomeny teny izy fito lahy eonoka, Maomàna, Bazatà, Harbonà, Bagatà, Abgatà, Zetara ary Karkasa, izay nanompo teo anatrehan' i Asoerosa, Le septième jour, mis en gaîté par le vin, le roi ordonna à Mehumân, à Bizzeta, à Harbona, à Bigta, à Abgata, à Zétar et à Karkas, les sept eunuques attachés au service personnel du roi Assuérus,
...............
Est 1.15 What shall we do unto the queen Vashti according to law, because she hath not performed the commandment of the king Ahasuerus by the chamberlains? Ahoana no hanaovana an' i Vasty, vadin' ny mpanjaka, raha araka ny lalàna, satria tsy nankato ny didiko, izaho Ahasoerosy mpanjaka, nentin' ny tsindranolahy izy? Lalàna inona, hoy izy, no hahàtra amin' i Vastì mpajakavavy, noho ny tsy nanekeny ny didin' i Asoerosa mpanjaka izay nomeny azy tamin' ny alalan' ny eonoka? "Selon la loi, dit-il, que faut-il faire à la reine Vasthi pour n' avoir pas obtempéré à l' ordre du roi Assuérus que les eunuques lui transmettaient?"
Est 1.16 And Memucan answered before the king and the princes, Vashti the queen hath not done wrong to the king only, but also to all the princes, and to all the people that are in all the provinces of the king Ahasuerus. Dia namaly Memokana teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny mpanapaka ka nanao hoe: Tsy tamin' ny mpanjaka ihany no nanaovan' i Vasty, vadin' ny mpanjaka, izao ratsy izao, fa tamin' ny mpanapaka rehetra koa sy ny vahoaka rehetra isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka; Dia izao no navalin' i Mamokàna teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny andriandahy: Tsy tamin' ny mpanjaka ihany no nanao ratsy Vastì mpanjakavavy, fa tamin' ny andriandahy rehetra, mbamin' ny vahoaka rehetra, izay eny amin' ny faritanin' Asoerosa mpanjaka rehetra koa. Et en présence du roi et des grands officiers Memukân répondit : "Ce n' est pas seulement contre le roi que la reine Vasthi a mal agi, c' est aussi contre tous les grands officiers et contre toutes les populations répandues à travers les provinces du roi Assuérus.
Est 1.17 For this deed of the queen shall come abroad unto all women, so that they shall despise their husbands in their eyes, when it shall be reported, The king Ahasuerus commanded Vashti the queen to be brought in before him, but she came not. fa hiely any amin' ny vehivavy rehetra izao zavatra nataon' ny vadin' ny mpanjaka izao, ka hanaovany ny vadiny ho tsinontsinona eo imasony, fa samy hanao hoe: Ahasoerosy mpanjaka aza nandidy an' i Vasty vadiny ho entina eo anatrehany, nefa tsy nety izy. Fa ho fantatry ny vehivavy rehetra izao nataon' ny mpanjakavavy izao, ka hahatonga azy haniratsira ny vadiny isany, hanao hoe: Asoerosa mpanjaka nandidy ny hitondrana an' i Vastì mpanjakavavy ho eo anatrehanay, nefa tsy nankeo izy. La façon d' agir de la reine ne manquera pas de venir à la connaissance de toutes les femmes, qui regarderont leur mari avec mépris. Le roi Assuérus lui-même, pourront-elles dire, avait donné l' ordre de lui amener la reine Vasthi, et elle n' est pas venue!
...............
Est 1.19 If it please the king, let there go a royal commandment from him, and let it be written among the laws of the Persians and the Medes, that it be not altered, That Vashti come no more before king Ahasuerus; and let the king give her royal estate unto another that is better than she. Koa raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka hisy didim-panjakana hivoaka avy eto amin' ny mpanjaka ka hosoratana ao amin' ny lalàn' i Persia sy Media ka dia tsy hovana, fa tsy hahazo hankeo anatrehan' i Ahasoerosy mpanjaka intsony Vasty; ary ny voninahitr' i Vasty dia aoka homen' ny mpanjaka ho an' izay vehivavy hafa tsara noho izy. Koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hisy didim-panjaka, haely hatraiza hatraiza amin' ny anarany, sady hosoratana ao amin' ny lalàn' ny Persa sy ny Meda, tsy ho azo dikaina, milaza fa tsy hiseho eo anatrehan' i Asoerosa mpanjaka intsony Vastì mpanjakavavy, ary ny voninahitra hoe mpanjakavavy dia homen' ny mpanjaka ny vehivavy hafa tsaratsara kokoa noho izy. Si tel est le bon plaisir du roi, qu' un édit émané de lui s' inscrive, irrévocable, parmi les lois des Perses et des Mèdes, pour interdire à Vasthi de paraître en présence du roi Assuérus, et que le roi confère sa qualité de reine à une autre qui vaille mieux qu' elle.
Est 2.1 After these things, when the wrath of king Ahasuerus was appeased, he remembered Vashti, and what she had done, and what was decreed against her. Rehefa afaka izany, nony efa nionona ny fahatezeran' i Ahasoerosy mpanjaka, dia nahatsiaro an' i Vasty sy izay efa nataony izy ary ny efa nitsarana azy. Taorian' izany, nony nionona ny hatezeran' i Asoerosa mpanjaka, nahatsiaro an' i Vastì izy, dia ny nataony sy ny notapahina ny aminy. Quelque temps après, sa fureur calmée, le roi Assuérus se souvint de Vasthi, il se rappela la conduite qu' elle avait eue, les décisions prises à son sujet.
...............
Est 2.12 Now when every maid' s turn was come to go in to king Ahasuerus, after that she had been twelve months, according to the manner of the women, (for so were the days of their purifications accomplished, to wit, six months with oil of myrrh, and six months with sweet odours, and with other things for the purifying of the women;) Ary nony tonga ny andro hidiran' ny zazavavy tsirairay isan' andro tany amin' i Ahasoerosy mpanjaka, rehefa tapitra taminy ny roa ambin' ny folo volana, araka ny fomba fanomanana ny vehivavy (fa tapitra tamin' izay ny andro fidiovany, dia enim-bolana tamin' ny diloilo nisy miora, ary enim-bolana tamin' ny zava-manitra sy ny zavatra sasany koa fidiovan' ny vehivavy), Nony avy ny anjara fotoana handehanan' ireo zazavavy ireo amin' i Asoerosa avy, rahefa tapiny ny roa ambin' ny folo volana fanatanterahana izay voadidy hataon' ny vehivavy, dia izao kosa no zavatra alahatra atao amin' ny fotoana idiovany; ny enim-bolana nidiovany amin' ny diloilo misy mira, ary ny enim-bolana kosa amin' ny zava-manitra sy ny zavatra tsara fofona fanaon' ny vehivavy. Chaque jeune fille devait se présenter à son tour au roi Assuérus au terme du délai fixé par le statut des femmes, soit douze mois. L' emploi de ce temps de préparation était tel pendant six mois les jeunes filles usaient de l' huile de myrrhe, et pendant six autres mois du baume et des onguents employés pour les soins de beauté féminine.
...............
Est 2.16 So Esther was taken unto king Ahasuerus into his house royal in the tenth month, which is the month Tebeth, in the seventh year of his reign. Dia nentina ho ao amin' i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon' ny fanjakana, tamin' ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin' ny taona fahafito nanjakany. Tamin' ny volana fahafolo, izay volana Tebeta, taona fahafito nanjakan' i Asoerosa mpanjaka, no nentina ho ao aminy ao an-tranom-panjaka Estera. Elle fut conduite au roi Assuérus, au palais royal, le dixième mois, qui est Tébèt, en la septième année de son règne,
...............
Est 2.21 In those days, while Mordecai sat in the king' s gate, two of the king' s chamberlains, Bigthan and Teresh, of those which kept the door, were wroth, and sought to lay hands on the king Ahasuerus. Tamin' izany andro izany, raha Mordekay nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka, dia tezitra Bigtana sy Taresy, roa lahy isan' ny tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, dia ilay mpiambina teo am-baravarana, ka nitady hamono an' i Ahasoerosy mpanjaka izy. Tamin' izany andro izany, raha ilay nipetraka teo am-bavahadin' ny mpanjaka iny Mardokea, nentin-katezerana Bagatana sy Taresa, izy roalahy samy eonokan' ny mpanjaka sy mpiambina ny lapa, ka nitady hamono an' i Asoerosa mpanjaka. Mardochée était alors attaché à la Royale Porte. Mécontents, deux eunuques royaux, Bigtân et Téresh, du corps des gardes du seuil, complotèrent de porter la main sur le roi Assuérus.
Est 3.1 After these things did king Ahasuerus promote Haman the son of Hammedatha the Agagite, and advanced him, and set his seat above all the princes that were with him. Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr' i Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak' i Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny sezany nataony teo alohan' ny an' ny mpanapaka rehetra izay teo aminy. Taty aorian' izany, nasandratr' i Asoerosa mpanjaka, laharam-boninahitra Amàna, zanak' i Amadata, avy amin' ny tanin' i Agaga, nasandrany sy napetrany amin' ny fitoerana ambony noho ny an' ny lehibe rehetra nanolotra azy izy. Quelque temps après, le roi Assuérus distingua Aman, fils de Hamdata, du pays d' Agag. Il l'éleva en dignité, lui accorda prééminence sur tous les grands officiers, ses collègues,
...............
Est 3.6 And he thought scorn to lay hands on Mordecai alone; for they had shewed him the people of Mordecai: wherefore Haman sought to destroy all the Jews that were throughout the whole kingdom of Ahasuerus, even the people of Mordecai. Ary nataon' i Hamana ho zavatra kely loatra ny haninji-tanana hamely an' i Mordekay irery ihany (fa efa nambara azy ny firenen' i Mordekay), ka dia nitady handringana ny Jiosy rehetra eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy koa izy, dia ny firenen' i Mordekay. Nataony ho tsinontsinona aminy anefa ny maninji-tànana amin' i Mardokea irery, fa efa nilazana izay firenen' i Mardokea izy ka dia ny handringana ny firenen' i Mardokea dia ny Jody rehetra, teo amin' ny fanjakan' i Asoerosa manontolo, no notadiavin' i Amanà. Comme on l' avait instruit du peuple de Mardochée, il lui parut que ce serait peu de ne frapper que lui et il prémédita de faire disparaître, avec Mardochée, tous les Juifs établis dans tout le royaume d' Assuérus.
Est 3.7 In the first month, that is, the month Nisan, in the twelfth year of king Ahasuerus, they cast Pur, that is, the lot, before Haman from day to day, and from month to month, to the twelfth month, that is, the month Adar. Tamin' ny volana voalohany (volana Nisana izany) tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, nisy nanao pora (filokana izany) teo anatrehan' i Hamana ny amin' ny isan' andro isan' andro sy ny isam-bolana isam-bolana hatramin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany) Tamin' ny volana voalohany izay volana Nisana, taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Asoerosa, dia nanaovana ny Pora izany hoe loka, teo anatrehan' i Amanà, ho an' ny isan' andro sy ho an' ny isam-bolana, hatramin' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara. L' an douze d' Assuérus, le premier mois, qui est Nisan, on tira, sous les yeux d' Aman, le "Pûr"c' est-à-dire les sorts , par jour et par mois. Le sort étant tombé sur le douzième mois, qui est Adar,
Est 3.8 And Haman said unto king Ahasuerus, There is a certain people scattered abroad and dispersed among the people in all the provinces of thy kingdom; and their laws are diverse from all people; neither keep they the king' s laws: therefore it is not for the king' s profit to suffer them. Ary hoy Hamana tamin' i Ahasoerosy mpanjaka: tsisy firenena iray efa miely sy mihahaka eny amin' ny firenena samy hafa isan-tokony eran' ny fanjakanao; ary hafa lalàna noho ny firenena rehetra ireny sady tsy mba mankatò ny lalàn' ny mpanjaka; ary tsy mendrika amin' ny mpanjaka ny hamela azy ho eny; Tamin' izay, hoy Amanà tamin' i Asoerosa mpanjaka: Ao amin' ny faritanin' ny fanjakanao rehetra dia misy vahoaka eo afovoan' ny vahoaka hafa, nefa mitokana ihany, hafa lalàna noho ny vahoaka hafa rehetra, ary tsy mba mitandrina izay lalàn' ny mpanjaka. Tsy mba mahasoa ny mpanjaka ny mamela ireny amin' izao. Aman dit au roi Assuérus : "Au milieu des populations, dans toutes les provinces de ton royaume, est dispersé un peuple à part. Ses lois ne ressemblent à celles d' aucun autre et les lois royales sont pour lui lettre morte. Les intérêts du roi ne permettent pas de le laisser tranquille.
...............
Est 3.12 Then were the king' s scribes called on the thirteenth day of the first month, and there was written according to all that Haman had commanded unto the king' s lieutenants, and to the governors that were over every province, and to the rulers of every people of every province according to the writing thereof, and to every people after their language; in the name of king Ahasuerus was it written, and sealed with the king' s ring. Dia nantsoina ny mpanoratry ny mpanjaka tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany, ka nosoratana izany araka izay rehetra nandidian' i Hamana ho an' ny solo-mpanjaka sy ny governora tamin' ny isan-tokony ary ny mpanapaka ny firenena rehetra, ho any amin' ny isan-tokony araka ny sorany avy, ary ho amin' ny isam-pirenena araka ny fiteniny avy; dia tamin' ny anaran' i Ahasoerosy mpanjaka no nanoratany azy ka notombohiny tamin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka. Koa tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana voalohany, nantsoina ny mpanoratry ny mpanjaka, dia nanoratra araka izay rehetra nasain' i Amanà atao, ho an' ny solom-panjaka, ny governoran' ny isam-paritany, ny lehiben' ny isam-pirenena, natao araka ny soratry ny isam-paritany, araka ny fitenin' ny isam-pirenena, ary nosoratana tamin' ny anaran' i Asoerosa mpanjaka, sy notombohina tamin' ny peratry ny mpanjaka. Une convocation fut donc adressée aux scribes royaux pour le treize du premier mois et l' on mit par écrit tout ce qu' Aman avait ordonné aux satrapes du roi, aux gouverneurs de chaque province et aux grands officiers de chaque peuple, selon l'écriture de chaque province et la langue de chaque peuple. Le rescrit fut signé du nom d' Assuérus, scellé de son anneau,
...............
Est 6.2 And it was found written, that Mordecai had told of Bigthana and Teresh, two of the king' s chamberlains, the keepers of the door, who sought to lay hand on the king Ahasuerus. Ka, indro, voasoratra fa Mordekay no niampanga an' i Bigtana sy Taresy, roa lahy isan' ny tsindranolahin' 1 ny mpanjaka, dia ireo mpiambina teo am-baravarana izay nitady hamono an' i Ahasoerosy mpanjaka. ka sendra ny filazana ny nanambaran' i Mardokea ny momba an' i Bagatàna sy Taresa, ireo roa lahy eonokan' ny mpanjaka, mpiambina ny lapa, izay nitady hamono an' i Asoerosa mpanjaka. Il s' y trouvait la dénonciation par Mardochée de Bigtân et Téresh, les deux eunuques gardes du seuil, coupables d' avoir projeté d' attenter à la vie d' Assuérus.
...............
Est 7.5 Then the king Ahasuerus answered and said unto Esther the queen, Who is he, and where is he, that durst presume in his heart to do so? Dia namaly Ahasoerosy mpanjaka ka nanao tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka, hoe: Iza moa izany, ary aiza no hisy hasesiky ny fony hanao izany akory? Dia niteny Asoerosa, mpanjaka, nanao tamin' i Estera mpanjakavavy hoe: Iza moa izany, ary aiza loatra no misy izay olona asesiky ny fony hanao izany? Mais Assuérus prit la parole et dit à la reine Esther : "Qui est-ce? Où est l' homme qui a pensé agir ainsi?"
Est 8.1 On that day did the king Ahasuerus give the house of Haman the Jews' enemy unto Esther the queen. And Mordecai came before the king; for Esther had told what he was unto her. Tamin' izany andro izany dia nomen' i Ahasoerosy mpanjaka ho an' i Estera, vadin' ny mpanjaka, ny tranon' i Hamana, fahavalon' ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan' ny mpanjaka, fa efa voalazan' i Estera fa rainy izy Androtrizay ihany, dia natolotr' i Asoerosa mpanjaka an' i Estera ny tranon' i Amanà, ilay fahavalon' ny Jody, ary niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Mardokea, fa efa nampahafantarin' i Estera izay fihavanany aminy. Ce jour même le roi Assuérus donna à la reine Esther la maison d' Aman, le persécuteur des Juifs, et Mardochée fut présenté au roi, à qui Esther avait révélé ce qu' il était pour elle.
...............
Est 8.7 Then the king Ahasuerus said unto Esther the queen and to Mordecai the Jew, Behold, I have given Esther the house of Haman, and him they have hanged upon the gallows, because he laid his hand upon the Jews. Dia hoy Ahasoerosy mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka sy tamin' i Mordekay Jiosy: Indro, ny tranon' i Hamana efa nomeko an' i Estera, ary izy dia efa nahantona tamin' ny hazo, satria naninjitra ny tànany hamely ny Jiosy; Ka hoy Asoerosa mpanjaka tamin' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera, ary izy efa nahantona tamin' ny hazo fa naninji-tànana hamely ny Jody. Le roi Assuérus répondit à la reine Esther et au Juif Mardochée : "En ce qui me concerne, j' ai donné à Esther la maison d' Aman après l' avoir fait pendre pour avoir voulu perdre les Juifs.
...............
Est 8.10 And he wrote in the king Ahasuerus' name, and sealed it with the king' s ring, and sent letters by posts on horseback, and riders on mules, camels, and young dromedaries: Ary nanoratra taratasy tamin' ny anaran' i Ahasoerosy mpanjaka izy ka notombohiny tamin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka, ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa mitaingin-tsoavaly sy soavaly haingam-pandeha ary ampondra, zanaky ny soavalivavy; Ny taratasy dia nosoratana tamin' ny anaran' ny mpanjaka sy notombohina tamin' ny peratry ny mpanjaka. Ny taratasy dia nampitondraina ny tsimandoa an-tsoavaly, mitaingin-tsoavalim-panjakana faingam-pandeha avy amin' ny fiompian-tsoavalin' ny mpanjaka. Ces lettres, rédigées au nom du roi Assuérus et scellées de son sceau, furent portées par des courriers montés sur des chevaux des haras du roi.
...............
Est 8.12 Upon one day in all the provinces of king Ahasuerus, namely, upon the thirteenth day of the twelfth month, which is the month Adar. amin' ny andro iray ihany any amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, dia amin' ny andro fahatelo ambin' ny folo amin' ny volana faharoa ambin' ny folo (volana Adara izany). dia ny hanao izany amin' ny indray andro monja, eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka rehetra, dia amin' ny andro fahatelo ambin' ny folon' ny volana faharoa ambin' ny folo, izay volana Adara. (Jereo ny teny ao amin' ny didy ao amin' ny toko XVI, 1-24.) x Toute ville, et, plus généralement, toute contrée qui ne suivra pas ces instructions sera impitoyablement dévastée par le fer et le feu, rendue impraticable aux hommes et pour toujours odieuse aux bêtes sauvages et aux oiseaux eux-mêmes."
...............
Est 9.2 The Jews gathered themselves together in their cities throughout all the provinces of the king Ahasuerus, to lay hand on such as sought their hurt: and no man could withstand them; for the fear of them fell upon all people. dia nivory tany an-tanànany avy ny Jiosy, tany amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, mba hamely izay nividy hanisy ratsy azy; ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloany, fa efa nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy. Nivory tao an-tanànany avy ny Jody eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka, hamely an' izay nitady haharesy azy, ary tsy nisy olona nahatohitra azy ireo, fa efa nahazo ny foko rehetra hatraiza hatraiza ny tahotra azy. Dans toutes les provinces du roi Assuérus ils se rassemblèrent dans les villes qu' ils habitaient afin de frapper ceux qui avaient comploté leur perte. Personne ne leur résista, car la peur des Juifs pesait sur toutes les populations.
...............
Est 9.20 And Mordecai wrote these things, and sent letters unto all the Jews that were in all the provinces of the king Ahasuerus, both nigh and far, Ary Mordekay nanoratra ny amin' izany zavatra izany sady nampitondra taratasy ho any amin' ny Jiosy rehetra izay tany amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' i Ahasoerosy mpanjaka, na ny akaiky na ny lavitra, Nosoratan' i Mardokea izany zavatra izany, ary nandefa taratasy izy, ho any amin' ny Jody eran' ny faritanin' i Asoerosa mpanjaka, na ny akaiky na ny lavitra, Mardochée consigna par écrit ces événements. Puis il envoya des lettres à tous les Juifs qui se trouvaient dans les provinces du roi Assuérus, proches ou lointaines.
...............
Est 9.30 And he sent the letters unto all the Jews, to the hundred twenty and seven provinces of the kingdom of Ahasuerus, with words of peace and truth, Ary nampitondra taratasy ho any amin' ny Jiosy rehetra izy dia ho any amin' ny toko fito amby roa-polo amby zato amin' ny fanjakan' i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana, Ny Jody rehetra amin' ny faritanin' ny fanjakan' i Asoerosa fito amby roapolo amby zato, nandefasana taratasy: teny fiadanana, sy fahamarinana, et fit envoyer des lettres à tous les Juifs des 127 provinces du royaume d' Assuérus, comme paroles de paix et consignes de fidélité,
Est 10.1 And the king Ahasuerus laid a tribute upon the land, and upon the isles of the sea. Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina. Ary Asoerosa mpanjaka nampandoa hetra ny tany be sy ny nosy eo amin' ny ranomasina. Le roi Assuérus leva tribut sur le continent et sur les îles de la mer.
...............
Est 10.3 For Mordecai the Jew was next unto king Ahasuerus, and great among the Jews, and accepted of the multitude of his brethren, seeking the wealth of his people, and speaking peace to all his seed. Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an' i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin' ny Jiosy ka nankasitrahan' ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin' ny olona rehetra iray firazanana aminy. Fa ny Jody Mardokea dia filohan' ny mpandraharahan' i Asoerosa mpanjaka, malaza teo amin' ny Jody, mamin' ny rahalahiny be dia be, nitady izay hahasoa ny fireneny, ary niteny ny amin' izay hahasambatra ny iray razana aminy rehetra. (Tapitra eo ny boky amin' ny teny hebrio. Tapatapany fanampy hita amin' ny dikan' ny Soratra Masina amin' ny teny Greka) l La quatrième année du règne de Ptolémée et de Cléopâtre, Dosithée qui se disait prêtre et lévite, ainsi que son fils Ptolémée, apportèrent la présente lettre concernant les Purim. Ils la donnaient comme authentique et traduite par Lysimaque, fils de Ptolémée, de la communauté de Jérusalem.
...............
Est 11.2 Tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asoerosa mpanjaka lehibe, andro voalohan' ny volana Nisàna, dia nanonofy Mardokea, zanak' i Jaira, zanak' i Semeì, zanak' i Sisa, avy amin' ny firenen' i Benjamina.
...............
Est 12.2 Nony hitan' i Mardokea ny hevitr' izy ireo sy takany ny fikasany, fantany fa nikasa hamono an' i Asoerosa mpanjaka izy ireo, ka nandefa filazana izany tamin' ny mpanjaka izy.
Est 13.1 Asoerosa mpanjaka lehibe, amin' ny solom-panjaka sy ny governoran' ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia, eo ambany fahefany, mandefa izao manaraka izao:
...............
Est 15.3 Fa hianao kosa miantsoa ny Tompo, ary mitenena amin' ny mpanjaka ho anay, vonjeo amin' ny fahafatesana izahay. Ny nisehoan' i Estera teo anatrehan' i Asoerosa.
...............
Est 15.9 Nony tafahoatra ny vavahady rehetra izy, dia niseho teo anatrehan' ny mpanjaka. Asoerosa izany nipetraka teo amin' ny seza fiandrianam-panjakana, nitafy ny mari-piandrianany rehetra sy rakotra volamena amam-batosoa; nahatahotra ny toetr' endriny.
Est 16.1 Asoerosa, mpanjaka lehibe, ho an' ny solom-panjaka sy ny lehiben' ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia, ary ho an' izay rehetra manampo ny mahasoa ahy, Arahaba!

  Book of Daniel Daniela Daniely Livre de Daniel
Dan / Da 9.1 In the first year of Darius the son of Ahasuerus, of the seed of the Medes, which was made king over the realm of the Chaldeans; Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Dariosa, zanak' i Ahasoerosy, avy amin' ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin' ny fanjakan' ny Kaldeana, Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Dariosa, zanak' i Asoerosa, taranaky ny Meda, nampanjakaina tamin' ny fanjakan' ny Kaldeana: En l' an un de Darius, de la race des Mèdes, fils d' Artaxerxès, qui régna sur le royaume de Chaldée,