Chapitres et versets citant Estera

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 2.7 And he brought up Hadassah, that is, Esther, his uncle' s daughter: for she had neither father nor mother, and the maid was fair and beautiful; whom Mordecai, when her father and mother were dead, took for his own daughter. Ary izy nitaiza an' i Hadasa (Estera izany), zanakavavin' ny rahalahin-drainy, izay tsy nanana ray sy reny intsony; ary razazavavy dia soa sady tsara tarehy, ary noraisin' i Mordekay ho zanany izy, rehefa maty rainy sy reniny. Izy no nitaiza an' i Edisa izay hoe Estera, zana-drahalahin-drainy, fa tsy nanan-dray na reny intsony razazavavy. Sady bikana no tsara tarehy razazavavy; nony maty rainy aman-dreniny, dia natsangan' i Mardokea ho zanany izy. et élevait alors une certaine Hadassa, autrement dit Esther, fille de son oncle, car orpheline de père et de mère. Elle avait belle prestance et agréable aspect, et, à la mort de ses parents, Mardochée l' avait prise avec lui comme si elle eût été sa fille.
Est 2.8 So it came to pass, when the king' s commandment and his decree was heard, and when many maidens were gathered together unto Shushan the palace, to the custody of Hegai, that Esther was brought also unto the king' s house, to the custody of Hegai, keeper of the women. Koa nony re ny tenin' ny mpanjaka sy ny lalàny, ka voavory tany Sosana renivohitra ny zazavavy maro ho andin' ny fehin' i Hegay, dia mba nentina ho ao an-tranon' ny mpanjaka koa Estera ho amin' ny fehin' i Hegay, mpifehy ny vehivavy. Nony efa naely ny teny aman-didin' ny mpanjaka ka efa maro ny zazavavy tafangona tao Sosa, renivohitra, notandreman' i Egea, Estera koa nalaina ho ao an-tranon' ny mpanjaka, notandreman' i Egea, mpitandrina ny vehivavy. L' ordre royal et le décret proclamés, une foule de jeunes filles furent donc rassemblées à la citadelle de Suse et confiées à Hégé. Esther fut prise et amenée au palais royal. Or, confiée comme les autres à l' autorité de Hégé, gardien des femmes,
...............
Est 2.10 Esther had not shewed her people nor her kindred: for Mordecai had charged her that she should not shew it. Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan' i Mordekay mba tsy hilaza izany izy. Tsy nilaza izay fireneny na firazanany Estera, fa noraran' i Mardokea tsy hilaza izany. Esther n' avait révélé ni son peuple ni sa parenté, car Mardochée le lui avait défendu.
Est 2.11 And Mordecai walked every day before the court of the women' s house, to know how Esther did, and what should become of her. Ary Mordekay nitsangantsangana isanandro teo anoloan' ny kianjan' ny tranom-behivavy, mba hahafantarany izay toetran' i Estera sy izay anaovana azy. Nitsangantsangana isan' andro teo anoloan' ny kianjan' ny tranom-behivavy Mardokea, mba hahafantarany ny toe-pahasalaman' i Estera, sy izay fitondran' ny olona azy. Chaque jour celui-ci se promenait devant le vestibule du harem pour avoir des nouvelles de la santé d' Esther et de tout ce qui lui advenait.
...............
Est 2.15 Now when the turn of Esther, the daughter of Abihail the uncle of Mordecai, who had taken her for his daughter, was come to go in unto the king, she required nothing but what Hegai the king' s chamberlain, the keeper of the women, appointed. And Esther obtained favour in the sight of all them that looked upon her. Ary rehefa tonga ny anjara-andron' i Estera, zanakavavin' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mordekay izay efa nandray azy ho zananivavy, hidirany ao an-tranon' ny mpanjaka, dia tsy nila na inona na inona izy mihoatra noho izay notononin' i Hegay, tsindranolahin' ny mpanjaka, mpitandrina ny vehivavy. Ary Estera nahita fitia teo imason' ny olona rehetra izay nijery azy. Nony tonga ny anjaran' i Estera zanak' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mardokea, ilay nanangana azy ho zanaka, handehanany amin' ny mpanjaka, dia tsy mba nila na inona na inona izy, afa-tsy izay natoron' i Egea, eonokan' ny mpanjaka, sy mpitandrina ny vehivavy; nefa izay rehetra nahita an' i Estera nankasitraka azy avokoa. Mais Esther, fille d' Abihayil, lui-même oncle de Mardochée qui l' avait adoptée pour fille, son tour venu de se rendre chez le roi, ne demanda rien d' autre que ce qui lui fut indiqué par l' eunuque royal Hégé, commis à la garde des femmes. Et voici qu' Esther trouva grâce devant tous ceux qui la virent.
Est 2.16 So Esther was taken unto king Ahasuerus into his house royal in the tenth month, which is the month Tebeth, in the seventh year of his reign. Dia nentina ho ao amin' i Ahasoerosy mpanjaka Estera, ho ao an-tranon' ny fanjakana, tamin' ny volana fahafolo (volana Tebeta izany) tamin' ny taona fahafito nanjakany. Tamin' ny volana fahafolo, izay volana Tebeta, taona fahafito nanjakan' i Asoerosa mpanjaka, no nentina ho ao aminy ao an-tranom-panjaka Estera. Elle fut conduite au roi Assuérus, au palais royal, le dixième mois, qui est Tébèt, en la septième année de son règne,
Est 2.17 And the king loved Esther above all the women, and she obtained grace and favour in his sight more than all the virgins; so that he set the royal crown upon her head, and made her queen instead of Vashti. Ary tian' ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera, ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an' i Vasty. Ary Estera no tian' ny mpanjaka indrindra tamin' ny vehivavy rehetra, ka nahita fitia aman-tsitraka taminy mihoatra noho ny zazavavy hafa rehetra. Nosatrohany ny diademam-panjakana ny lohany, sady nataony mpanjakavavy hisolo an' i Vastì. et le roi la préféra à toutes les autres femmes, elle trouva devant lui faveur et grâce plus qu' aucune autre jeune fille. Il posa donc le diadème royal sur sa tête et la choisit pour reine à la place de Vasthi.
Est 2.18 Then the king made a great feast unto all his princes and his servants, even Esther' s feast; and he made a release to the provinces, and gave gifts, according to the state of the king. Ary ny mpanjaka nanao fanasana lehibe ho an' ny mpanapaka rehetra sy ny mpanompony, dia fanasan' i Estera izany; ary nanendry andro fifaliana ho an' ny fanjakana rehetra isan-tokony izy sady nanome zavatra araka ny fanomen' ny mpanjaka. Nanao fanasana lehibe ny mpanjaka, ho an' ny andriandahiny rehetra sy ny mpanompony, dia ny fanasan' i Estera, nanomezany fitsaharana ny faritaniny, ary nanaovany fanomezana be, amin' ny fahazavam-po mendrika ny mpanjaka. Après cela le roi donna un grand festin, le festin d' Esther, à tous les grands officiers et serviteurs, accorda un jour de repos à toutes les provinces et prodigua des présents avec une libéralité royale.
...............
Est 2.20 Esther had not yet shewed her kindred nor her people; as Mordecai had charged her: for Esther did the commandment of Mordecai, like as when she was brought up with him. Nefa Estera tsy mbola nilaza izay fianakaviany na izay fireneny, araka ilay nameperan' i Mordekay azy ihany; fa ny tenin' i Mordekay dia nankatoavin' i Estera tahaka ny fony Izy mbola nitaiza azy ihany. Estera izany mbola tsy nilaza ny firazanany na ny fireneny, araka ilay efa nandidian' i Mardokea Estera, toy ny fony mbola notezainy ihany. Esther n' avait révélé ni sa parenté ni son peuple, ainsi que le lui avait prescrit Mardochée dont elle continuait à observer les instructions comme au temps où elle était sous sa tutelle.
...............
Est 2.22 And the thing was known to Mordecai, who told it unto Esther the queen; and Esther certified the king thereof in Mordecai' s name. Ary fantatr' i Mordekay izany ka nambarany tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka; dia nambaran' i Estera tamin' ny mpanjaka kosa izany araka ny nampilazain' i Mordekay azy. Fantatr' i Mardokea ny teti-dratsy, ka nambarany tamin' i Estera izay nilaza izany tamin' ny mpanjaka kosa, ho filazana avy amin' i Mardokea. Mardochée en eut vent, informa la reine Esther et celle-ci, à son tour, en parla au roi au nom de Mardochée.
...............
Est 4.4 So Esther' s maids and her chamberlains came and told it her. Then was the queen exceedingly grieved; and she sent raiment to clothe Mordecai, and to take away his sackcloth from him: but he received it not. Ary niditra ny ankizivavin' i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin' ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hitafin' i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy. Tonga nilaza izany zava-baovao izany tamin' i Estera ireo ankizivaviny sy eonokany, ka nivadi-po mafy ny mpanjakavavy. Nampanatitra lamba hitafian' i Mardokea izy, mba hanesorany ny lamba malailay teny aminy, kanefa tsy noraisiny izany. Les servantes et eunuques d' Esther vinrent l' avertir. La reine fut saisie d' angoisse. Elle fit envoyer des vêtements à Mardochée pour qu' il les mît et abandonnât son sac. Mais il les refusa.
Est 4.5 Then called Esther for Hatach, one of the king' s chamberlains, whom he had appointed to attend upon her, and gave him a commandment to Mordecai, to know what it was, and why it was. Ary Estera niantso an' i Hatàka, tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin' i Mordekay, mba hahafantarany izay anton' izany. Ka dia nantsoin' i Estera Atàka, anankiray amin' ny eonoka napetraky ny mpanjaka ao aminy, nasainy nandeha hanontany an' i Mardokea izay anton' izany, sy izay nahatonga izany fisaonana izany. Mandant alors Hataq, l' un des eunuques mis par le roi à son service, Esther le dépêcha à Mardochée avec mission de s' enquérir de ce qui se passait et de lui demander les motifs de sa conduite.
...............
Est 4.8 Also he gave him the copy of the writing of the decree that was given at Shushan to destroy them, to shew it unto Esther, and to declare it unto her, and to charge her that she should go in unto the king, to make supplication unto him, and to make request before him for her people. Ary nomeny azy koa ny kopen' ny lalàna, izay nantsoina tany Sosana handringanana azy, mba haseho amin' i Estera hampahafantatra azy izany sy handidy azy hiditra ao amin' ny mpanjaka mba hifona aminy sy hangataka eo anatrehany ho an' ny fireneny. Nomeny azy koa ny kopian' ny didy nantsoina tao Sosa handringanana azy ireo, hasehony amin' i Estera sy hampahafantarany azy ny zavatra rehetra, ary nandidiany azy hankao amin' ny mpanjaka, hifona aminy sy hangataka famindram-po ho an' ny fireneny. (Jereo ny famporisihan' i Mardokea an' i Estera amin' ny toko XV, 1-3). b Prie le Seigneur, parle pour nous au roi, arrache-nous à la mort!"
Est 4.9 And Hatach came and told Esther the words of Mordecai. Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin' i Mordekay tamin' i Estera. Tonga Atakà nanambara tamin' i Estera ny tenin' i Mardokea. Hataq revint et rapporta ce message à Esther.
Est 4.10 Again Esther spake unto Hatach, and gave him commandment unto Mordecai; Fa Estera naniraka an' i Hatàka indray hanao amin' i Mordekay hoe: Fa nasain' i Estera nankany amin' i Mardokea indray Atakà, hilaza hoe: Celle-ci répondit, avec ordre de répéter ses paroles à Mardochée
...............
Est 4.12 And they told to Mordecai Esther' s words. Dia nolazaina tamin' i Mordekay ny tenin' i Estera. Nony efa nambara tamin' i Mardokea ny tenin' i Estera, Ces paroles d' Esther furent transmises à Mardochée,
Est 4.13 Then Mordecai commanded to answer Esther, Think not with thyself that thou shalt escape in the king' s house, more than all the Jews. Ary Mordekay nampitondra valiny ho amin' i Estera hoe: Aza manao anakampo fa ho afaka mihoatra noho ny Jiosy rehetra ianao, saingy ao an-tranon' ny mpanjaka; dia izao no nasainy navaly azy: Aza mihevitra anakampo fa ho afaka irery amin' ny Jody rehetra hianao, satria ao an-tranon' ny mpanjaka. qui répondit à son tour : "Ne va pas t' imaginer que, parce que tu es dans le palais, seule d' entre les Juifs tu pourras être sauvée.
...............
Est 4.15 Then Esther bade them return Mordecai this answer, Dia nampitondra valiny ho any amin' i Mordekay indray Estera ka nanao hoe: Ka dia izao no nasain' i Estera navaly an' i Mardokea: Esther lui fit dire
...............
Est 4.17 So Mordecai went his way, and did according to all that Esther had commanded him. Dia lasa Mordekay ka nanao araka izay rehetra nandidian' i Estera azy. Dia lasa Mardokea nanao izay rehetra nandidian' i Estera azy. (Jereo ao amin' ny toko XIII, 8 - XIV, 19, ny fivavahan' i Mardokea sy Estera.) z O Dieu, dont la force l' emporte sur tous, écoute la voix des désespérés, tire-nous de la main des méchants et libère-moi de ma peur!"
Est 5.1 Now it came to pass on the third day, that Esther put on her royal apparel, and stood in the inner court of the king' s house, over against the king' s house: and the king sat upon his royal throne in the royal house, over against the gate of the house. Ary nony tamin' ny andro fahatelo, dia niakanjo akanjo fiandrianana Estera ka nitsangana teo amin' ny kianja anatiny amin' ny tranon' ny mpanjaka, dia teo anoloan' ny tranon' ny mpanjaka, ary ny mpanjaka nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianan' ny fanjakana tao an-dapa, tandrifin' ny vavahadin' ny trano. Tamin' ny andro fahatelo, niakanjo ny akanjon' ny mpanjaka Estera, dia niseho teo amin' ny kianja anatin' ny tranon' ny mpanjaka, teo anoloan' ny efi-tranon' ny mpanjaka. Ny mpanjaka izany, nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakana, tandrifin' ny vavahadin' ny lapa. f "Qu' y a-t-il, Esther? Je suis ton frère! Rassure-toi! Tu ne mourras pas. Notre ordonnance ne vaut que pour le commun des gens. Approche-toi."
Est 5.2 And it was so, when the king saw Esther the queen standing in the court, that she obtained favour in his sight: and the king held out to Esther the golden sceptre that was in his hand. So Esther drew near, and touched the top of the sceptre. Ary nony hitan' ny mpanjaka fa, indro, Estera, vadin' ny mpanjaka nitsangana teo an-kianja, dia nahita fitia teo imasony izy; ary ny mpanjaka nanondro an' i Estera tamin' ny tehim-bolamena izay teny an-tànany. Dia nanatona kosa Estera ka nanendry ny loha-tehina. Nony hitan' ny mpanjaka, nitsangana teo an-kianja ny mpanjakavavy Estera, dia nahita fitia teo imasony izy, ka notolorany ny tehim-bolamena teny an-tanany. b Tandis qu' elle parlait, elle défaillit. Le roi se troubla et tout son entourage cherchait à la ranimer.
Est 5.3 Then said the king unto her, What wilt thou, queen Esther? and what is thy request? it shall be even given thee to the half of the kingdom. Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no angatahinao, ry Estera, vadin' ny mpanjaka, ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena anao izany. Dia nanatona Estera ka nanendry ny loha-tehina. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Maninona hianao, ry Estera mpanjakavavy, ary inona no angatahinao? Fa homeko anao na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza. "Qu' y a-t-il, reine Esther? Lui dit le roi. Dis-moi ce que tu désires, et, serait-ce la moitié du royaume, c' est accordé d' avance"
Est 5.4 And Esther answered, If it seem good unto the king, let the king and Haman come this day unto the banquet that I have prepared for him. Dia namaly Estera ka nanao hoe: Raha sitraky ny mpanjaka aoka, ny mpanjaka sy Hamana hankao anio amin' ny fanasana izay efa namboariko ho azy. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka ho tonga ao amin' ny fanasana efa namboariko ho azy ny mpanjaka sy Amanà. "Plairait-il au roi, répondit Esther, de venir aujourd' hui avec Aman au banquet que je lui ai préparé"
Est 5.5 Then the king said, Cause Haman to make haste, that he may do as Esther hath said. So the king and Haman came to the banquet that Esther had prepared. Dia hoy ny mpanjaka: Asaovy avy faingana Hamana mba hanao araka ny tenin' i Estera. Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankeo amin' ny fanasana izay efa namboarin' i Estera. Ka hoy ny mpanjaka: Aoka hantsoina miaraka amin' izay Amanà, mba hanao izay nolazain' i Estera. Ka dia nankany amin' ny fanasana namboarin' i Estera ny mpanjaka mbamin' i Amanà. "Qu' on prévienne aussitôt Aman pour combler le souhait d' Esther", dit alors le roi. Le roi et Aman vinrent ainsi au banquet préparé par Esther
Est 5.6 And the king said unto Esther at the banquet of wine, What is thy petition? and it shall be granted thee: and what is thy request? even to the half of the kingdom it shall be performed. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera teo am-pisotroan-divay: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Ary inona no tadiavinao? Fa na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza, dia homena Izany. Teo am-pisotroan-divay, hoy ny mpanjaka tamin' i Estera: Inona no angatahinao? Fa homena anao izany. Inona no irinao? Fa ho azonao, na dia ny an-tsasaky ny fanjakana aza. et, pendant le banquet, le roi redit à Esther : "Dis-moi ce que tu demandes, c' est accordé d' avance! Dis-moi ce que tu désires, serait-ce la moitié du royaume, c' est chose faite"
Est 5.7 Then answered Esther, and said, My petition and my request is; Dia namaly Estera ka nanao hoe: Izao no angatahiko sy tadiaviko: Hoy ny navalin' i Estera: Izao no angatahiko sy iriko: "Ce que je demande, ce que je désire? Répondit Esther.
...............
Est 5.12 Haman said moreover, Yea, Esther the queen did let no man come in with the king unto the banquet that she had prepared but myself; and to morrow am I invited unto her also with the king. Ary hoy koa Hamana: He! Estera, vadin' ny mpanjaka, aza tsy naka olona afa-tsy izaho ihany hiaraka amin' ny mpanjaka ho amin' ny fanasana izay efa namboariny; fa nasainy hiaraka amin' ny mpanjaka aho koa rahampitso. ary izaho irery aza, hoy izy indray, no noraisin' i Estera mpanjakavavy hiaraka amin' ny mpanjaka tao amin' ny fanasana namboariny, sady mbola nasaina indray koa aza aho hiaraka amin' ny mpanjaka any aminy rahampitso. "Ce n' est pas tout, ajouta-t-il, la reine Esther vient de m' inviter avec le roi, et moi seul, à un banquet qu' elle lui offrait, et bien plus, je suis encore invité par elle avec le roi demain.
...............
Est 6.14 And while they were yet talking with him, came the king' s chamberlains, and hasted to bring Haman unto the banquet that Esther had prepared. Ary raha mbola niresaka taminy ihany ireo, dia tonga ny tsindranolahin' ny mpanjaka ka naka faingana an' i Hamana ho ny amin' ny fanasana izay efa namboarin' i Estera. Mbola miteny aminy eo izy ireo dia indreo tonga ny eonokan' ny mpanjaka, ka nitondra faingana an' i Amanà ho any amin' ny fanasana namboarin' i Estera. La conversation n'était pas achevée qu' arrivèrent les eunuques du roi, venus chercher Aman pour le conduire en hâte au banquet offert par Esther.
Est 7.1 So the king and Haman came to banquet with Esther the queen. Ary ny mpanjaka sy Hamana dia nankao amin' i Estera, vadin' ny mpanjaka, ho ao amin' ny fanasana Dia nankao amin' ny fanasan' i Estera ny mpanjaka sy Amanà. Le roi et Aman allèrent banqueter chez la reine Esther,
Est 7.2 And the king said again unto Esther on the second day at the banquet of wine, What is thy petition, queen Esther? and it shall be granted thee: and what is thy request? and it shall be performed, even to the half of the kingdom. Ary hoy indray ny mpanjaka tamin' i Estera teo am-pisotroan-divay tamin' ny andro faharoa inona no angatahinao, ry Estera, vadin' ny mpanjaka? Fa homena anao izany. Ary inona ange no tadiavinao? Fa na dia hatramin' ny antsasaky ny fanjakana aza dia hotovina izany. Tamin' io andro faharoa io, dia hoy indray ny mpanjaka tamin' i Estera tamin' ny fanasan' ny divay: Inona no angatahinao, ry Estera, mpanjakavavy? Fa homena anao izany. Inona no irinao? Fa na dia ny antsasaky ny fanjakana aza, dia ho azonao. et ce deuxième jour, pendant le banquet, le roi dit encore à Esther : "Dis-moi ce que tu demandes, reine Esther, c' est accordé d' avance! Dis-moi ce que tu désires; serait-ce la moitié du royaume, c' est chose faite"
Est 7.3 Then Esther the queen answered and said, If I have found favour in thy sight, O king, and if it please the king, let my life be given me at my petition, and my people at my request: Dia namaly Estera, vadin' ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako; Ka hoy ny navalin' ny mpanjakavavy, Estera: Raha nahita fitia eo imasonao aho, ry mpanjaka ô, ka sitraky ny mpanjaka izany, dia omeo ahy ny aiko, fa izany no angatahiko, sy ny an' ny fireneko, fa izany no iriko. "Si vraiment j' ai trouvé grâce à tes yeux, ô roi, lui répondit la reine Esther, et si tel est ton bon plaisir, accorde-moi la vie, voilà ma demande, et la vie de mon peuple, voilà mon désir.
...............
Est 7.5 Then the king Ahasuerus answered and said unto Esther the queen, Who is he, and where is he, that durst presume in his heart to do so? Dia namaly Ahasoerosy mpanjaka ka nanao tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka, hoe: Iza moa izany, ary aiza no hisy hasesiky ny fony hanao izany akory? Dia niteny Asoerosa, mpanjaka, nanao tamin' i Estera mpanjakavavy hoe: Iza moa izany, ary aiza loatra no misy izay olona asesiky ny fony hanao izany? Mais Assuérus prit la parole et dit à la reine Esther : "Qui est-ce? Où est l' homme qui a pensé agir ainsi?"
Est 7.6 And Esther said, The adversary and enemy is this wicked Haman. Then Haman was afraid before the king and the queen. Fa hoy Estera: Io Hamana ratsy fanahy io no rafilahy sy fahavalo! Dia raiki-tahotra teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny vadin' ny mpanjaka Hamana. Ka hoy ny navalin' i Estera: Ny mpampahory, ny rafilahy, dia Amanà io ratsy fanahy io. Raiki-tahotra teo anatrehan' ny mpanjaka sy ny mpanjakavavy Amanà. Alors Esther : "Le persécuteur, l' ennemi, c' est Aman, c' est ce misérable!" A la vue du roi et de la reine, Aman fut glacé de terreur.
Est 7.7 And the king arising from the banquet of wine in his wrath went into the palace garden: and Haman stood up to make request for his life to Esther the queen; for he saw that there was evil determined against him by the king. Ary tezitra dia tezitra ny mpanjaka, dia nitsangana niala teo am-pisotroan-divay ho eny an-tanimbolin' ny trano; ary Hamana kosa nitsangana hangataka ny ainy tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka, satria hitany fa misy loza hamelin' ny mpanjaka azy. Tezitra loatra ny mpanjaka, ka nitsangana niala teo amin' ny fanasan' ny divay ho ao amin' ny zaridainan' ny lapa, fa Amanà kosa nijanona hangataka ny ainy amin' i Estera mpanjakavavy, satria hitany marina fa raha ny amin' ny mpanjaka, dia ny fahaverezany no raikitra. Furieux, le roi se leva et quitta le banquet pour gagner le jardin du palais, cependant qu' Aman demeurait près de la reine Esther pour implorer la grâce de la vie, sentant trop bien que le roi avait décidé sa perte.
Est 7.8 Then the king returned out of the palace garden into the place of the banquet of wine; and Haman was fallen upon the bed whereon Esther was. Then said the king, Will he force the queen also before me in the house? As the word went out of king' s mouth, they covered Haman' s face. Ary ny mpanjaka niverina avy teo an-tanimbolin' ny trano ho ao amin' ilay efa nisotroany divay teo, ary Hamana sendra niapoka tamin' ny farafara nandrian' i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin' ny mpanjaka eto anatrehako eto an-trano va io? Raha vantany vao naloaky ny vavan' ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy nanarona ny tavan' i Hamana Nony niverina avy any amin' ny zaridainan' ny lapa, ho ao an-trano fanasan' ny divay ny mpanjaka, indro Amanà niankohoka teo am-parafara nisy an' i Estera, ka hoy ny mpanjaka: Andray! dia sahy misavika ny mpanjakavavy eto an-tranoko, ato an-dapa ve, ilay ity e? Vantany vao naloaky ny vavan' ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy nanarona ny tavan' i Amanà. Quand le roi revint du jardin dans la salle du banquet, il trouva Aman effondré sur le divan où Esther était étendue. "Va-t-il après cela faire violence à la reine chez moi, dans le palais?" S'écria-t-il. A peine le mot était-il sorti de sa bouche qu' un voile fut jeté sur la face d' Aman.
Est 8.1 On that day did the king Ahasuerus give the house of Haman the Jews' enemy unto Esther the queen. And Mordecai came before the king; for Esther had told what he was unto her. Tamin' izany andro izany dia nomen' i Ahasoerosy mpanjaka ho an' i Estera, vadin' ny mpanjaka, ny tranon' i Hamana, fahavalon' ny Jiosy. Ary Mordekay nankeo anatrehan' ny mpanjaka, fa efa voalazan' i Estera fa rainy izy Androtrizay ihany, dia natolotr' i Asoerosa mpanjaka an' i Estera ny tranon' i Amanà, ilay fahavalon' ny Jody, ary niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Mardokea, fa efa nampahafantarin' i Estera izay fihavanany aminy. Ce jour même le roi Assuérus donna à la reine Esther la maison d' Aman, le persécuteur des Juifs, et Mardochée fut présenté au roi, à qui Esther avait révélé ce qu' il était pour elle.
Est 8.2 And the king took off his ring, which he had taken from Haman, and gave it unto Mordecai. And Esther set Mordecai over the house of Haman. Ary nesorin' ny mpanjaka ny peratra fanombohany, izay efa nalainy tamin' i Hamana, ka nomeny an' i Mordekay. Ary Mordekay dia notendren' i Estera hanapaka ny tranon' i Hamana. Koa nesorin' ny mpanjaka ny peratra izay efa nalainy tamin' i Amanà, dia nomeny an' i Mardokea, ary Estera nanendry an' i Mardokea hanapaka ny tranon' i Amanà. Le roi avait repris son anneau à Aman; il l'ôta de son doigt pour le donner à Mardochée, à qui, de son côté, Esther confia la gestion de la maison d' Aman.
Est 8.3 And Esther spake yet again before the king, and fell down at his feet, and besought him with tears to put away the mischief of Haman the Agagite, and his device that he had devised against the Jews. Dia niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera sady niankohoka tamin' ny tongony ka nitomany sy nifona taminy mba hahafoana ny ratsy nataon' i Hamana Agagita sy ny hevitra nataony hamelezany ny Jiosy. Rahefa afaka izany, niteny teo anatrehan' ny mpanjaka indray Estera; niantoraka teo an-tongony izy, nihanta taminy tamin-dranomaso, mba hanafoana ny hasomparan' i Amanà, avy amin' ny tanin' i Agaga, sy ny hevitra nataony hamelezana ny Jody. Esther alla une seconde fois parler au roi. Elle se jeta à ses pieds, elle pleura, elle se le rendit favorable en vue de faire échouer la méchanceté d' Aman l' Agagite et le dessein qu' il avait conçu contre les Juifs.
Est 8.4 Then the king held out the golden sceptre toward Esther. So Esther arose, and stood before the king, Ary ny mpanjaka nanondro an' i Estera tamin' ny tehim-bolamena. Dia nitsangana Estera ka nijanona teo anatrehan' ny mpanjaka Notoloran' ny mpanjaka ny tehim-bolamena Estera, dia nitsangana sy nijoro teo anatrehan' ny mpanjaka. Le roi lui tendit son sceptre d' or. Esther se releva donc et se tint debout en face de lui.
...............
Est 8.7 Then the king Ahasuerus said unto Esther the queen and to Mordecai the Jew, Behold, I have given Esther the house of Haman, and him they have hanged upon the gallows, because he laid his hand upon the Jews. Dia hoy Ahasoerosy mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka sy tamin' i Mordekay Jiosy: Indro, ny tranon' i Hamana efa nomeko an' i Estera, ary izy dia efa nahantona tamin' ny hazo, satria naninjitra ny tànany hamely ny Jiosy; Ka hoy Asoerosa mpanjaka tamin' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera mpanjakavavy, sy tamin' i Mardokea Jody: Indro, ny tranon' i Amanà efa nomeko an' i Estera, ary izy efa nahantona tamin' ny hazo fa naninji-tànana hamely ny Jody. Le roi Assuérus répondit à la reine Esther et au Juif Mardochée : "En ce qui me concerne, j' ai donné à Esther la maison d' Aman après l' avoir fait pendre pour avoir voulu perdre les Juifs.
...............
Est 9.12 And the king said unto Esther the queen, The Jews have slain and destroyed five hundred men in Shushan the palace, and the ten sons of Haman; what have they done in the rest of the king' s provinces? now what is thy petition? and it shall be granted thee: or what is thy request further? and it shall be done. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin' izy folo lahy, zanak' i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, mpanjakavavy: Teto Sosa, renivohitra, efa nahafaty sy naharingana diman-jato lahy, sy ny zanak' i Amanà folo lahy, ny Jody, ka ho toy inona no nataony amin' ny faritanin' ny mpanjaka sisa? Inona no angatahinao? fa homena anao izany. Inona no irinao? fa ho tanteraka. Le roi dit à la reine Esther : "Dans la seule citadelle de Suse, les Juifs ont mis à mort et exterminé 500 hommes, ainsi que les dix fils d' Aman. Que n' auront-ils pas fait dans le reste des provinces royales! Et maintenant, dis-moi ce que tu as à demander, c' est accordé d' avance! Dis-moi ce que tu désires de plus, c' est chose faite"
Est 9.13 Then said Esther, If it please the king, let it be granted to the Jews which are in Shushan to do to morrow also according unto this day' s decree, and let Haman' s ten sons be hanged upon the gallows. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sesana havela hanao toy ny natao androany ihany koa rahampitso, ary aoka hahantona amin' ny hazo koa izy folo lahy, zanak' i Hamana. Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, aoka homen-dàlana ny Jody eto Sosa hanao rahampitso koa indray araka ny didy androany, ary aoka hahantona amin' ny hazo izy folo lahy zanak' i Amàna. "Si tel est le bon plaisir du roi, répondit Esther, les Juifs de Suse ne pourraient-ils pas appliquer encore demain le décret porté pour aujourd' hui? Quant aux dix fils d' Aman, qu' on suspende leurs cadavres au gibet!"
...............
Est 9.25 But when Esther came before the king, he commanded by letters that his wicked device, which he devised against the Jews, should return upon his own head, and that he and his sons should be hanged on the gallows. fa raha nankeo anatrehan' ny mpanjaka izany, dia nampanoratra taratasy handidy mba hatsingerina ho eo amin' ny lohany ihany ny hevi-dratsy nokasain' i Hamana hatao amin' ny Jiosy, ary mba hahantona amin' ny hazo izy sy ny zananilahy. Fa niseho teo anatrehan' ny mpanjaka Estera, ka nandidy an-tsoratra ny mpanjaka hampitsingerina ho eo an-dohan' i Amanà, ny hevitra ratsy nokasainy hafitsoka ny Jody, ka nahantona tamin' ny hazo izy sy ireo zanany. Mais quand il fut rentré chez le roi pour lui demander de faire pendre Mardochée, le mauvais dessein qu' il avait conçu contre les Juifs se retourna contre lui, et il fut pendu, ainsi que ses fils, à la potence.
...............
Est 9.29 Then Esther the queen, the daughter of Abihail, and Mordecai the Jew, wrote with all authority, to confirm this second letter of Purim. Ary Estera, vadin' ny mpanjaka, sady zanakavavin' i Abihaila sy Mordekay Jiosy, dia nanoratra tamin' ny fahefana rehetra hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany. Nanoratra fanindroany indray Estera mpanjakavavy, zanak' i Abihaila, sy Mardokea Jody, sady teny mamporisika mafy tokoa no nataony mba hanamafy ilay taratasy momba ny Porima. La reine Esther, fille d' Abihayil, écrivit avec toute autorité pour donner force de loi à cette seconde lettre,
...............
Est 9.31 To confirm these days of Purim in their times appointed, according as Mordecai the Jew and Esther the queen had enjoined them, and as they had decreed for themselves and for their seed, the matters of the fastings and their cry. mba hampitandrina azy Ireo andro Porima ireo amin' ny fotoany, araka izay nandidian' i Mordekay Jiosy sy Estera, vadin' ny mpanjaka. azy sy araka izay efa nekeny ho an' ny tenany sy ny taranany koa ny amin' ny fifadian-kaniny sy ny fitarainany. haharetana manao ny andron' ny Porima amin' ny fotoana voatendry araka ny efa nanendren' i Mardokea Jody, sy Estera mpanjakavavy, an' izany ho azy ireo, sy araka ny nanendren' i Mardokea Jody, sy Estera mpanjakavavy, an' izany ho azy ireo, sy araka ny nanendreny izany, ho an' ny tenany aman-taranany, mbamin' ny fifadian-kanina amam-pitarainana momba azy. pour leur enjoindre d' observer ces jours des Purim à leur date, comme le leur avait commandé le Juif Mardochée et de la façon dont on les y avait obligés, eux-mêmes et leur race, en y joignant des ordonnances de jeûne et de lamentations.
Est 9.32 And the decree of Esther confirmed these matters of Purim; and it was written in the book. Ary ny tenin' i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin' ny boky izany. Ka dia nandraikitra ny fitandremana ny Porima ny didin' i Estera ary nosoratana tamin' ny boky izany. Ainsi l' ordonnance d' Esther fixa la loi des Purim et elle fut écrite dans un livre.
...............
Est 10.6 Ny loharano kely nanjary ony, ny fahazavana niseho, ny masoandro, ary ny rano be: Ny ony, dia Estera, izay nalain' ny mpanjaka ho vady, sy nataony mpanjakavavy. ni la petite source qui devient un fleuve, ni la lumière qui brille, ni le soleil, ni l' abondance d' eaux. Esther est ce fleuve, elle qu'épousa le roi et qu' il fit reine.
Est 14.1 Ny mpanjakavavy Estera koa, nahatsiaro tena ho efa eo am-bavalozan' ny fahafatesana, ka niantso vonjy tamin' ny Tompo.
Est 15.1 Nampitondra teny tamin' i Estera izy mba hidirany ao amin' ny mpanjaka, hanao fangatahana aminy, ho an' ny fireneny sy ny tanindrazany.
...............
Est 15.3 Fa hianao kosa miantsoa ny Tompo, ary mitenena amin' ny mpanjaka ho anay, vonjeo amin' ny fahafatesana izahay. Ny nisehoan' i Estera teo anatrehan' i Asoerosa.
Est 15.4 Tamin' ny andro fahatelo, nony tapitra ny fivavahan' i Estera, dia napetrany ny akanjo fivalozany, fa ny fihaingoam-piandrianany no niakanjoany.
...............
Est 15.11 Fa novan' Andriamanitra ho halemem-panahy ny hatezeran' ny mpanjaka; velona ahiahy izy dia niantoraka avy amin' ny seza fiandrianany, nanohana an' i Estera tamin' ny sandriny, mandra-pahatsiarony tena, ary nanony ny fivadiham-pony tamin' ny teny maneho fitiavana.
Est 15.12 Fa maninona hianao, ry Estera? hoy izy taminy; anadahinao aho, matokia,
...............
Est 16.13 Nampiasainy avokoa izao hafetsena amam-pitaka rehetra izao, hamonoana an' i Mardokea, izay namonjy ahy sy nanompo ahy mandrakariva, ary Estera koa izay namako tsy manan-tsiny amin' ny fanjakako, mbamin' ny firenen' izy ireo manontolo.