Chapitres et versets citant Isakara

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 30.18 And Leah said, God hath given me my hire, because I have given my maiden to my husband: and she called his name Issachar. Ary hoy Lea: Efa nomen' Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin' ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany. ka hoy Lià: Nomen' Andriamanitra ny karamako aho tamin' ny nanomezako ny ankizivaviko ho an' ny vadiko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany. Léa dit : Dieu m' a donné mon salaire, pour avoir donné ma servante à mon mari; et elle l' appela Issachar.
...............
Gen / Jen 35.23 The sons of Leah; Reuben, Jacob' s firstborn, and Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Zebulun: Ary ny zanakalahin' i Jakoba dia roa ambin' ny folo mirahalahy: ny zanak' i Lea dia Robena, lahimatoan' i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona; Zanak' i Lià: Robena, lahimatoan' i Jakoba, Simeona, Levì, Jodà, Isakara ary Zabolona. Les fils de Léa : le premier-né de Jacob, Ruben, puis Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon.
...............
Gen / Jen 46.13 And the sons of Issachar; Tola, and Phuvah, and Job, and Shimron. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona. Zanak' Isakara: Tola, Foa, Joba, ary Semrona. Les fils d' Issachar : Tola, Puvva, Yashub et Shimrôn.
...............
Gen / Jen 49.14 Issachar is a strong ass couching down between two burdens: Isakara dia boriky henjana, mandry eo anelanelan' ny vala; Isakara dia ampondra tomady, Mandry eo anatin' ny valany; Issachar est un âne robuste, couché au milieu des enclos.

  Exodus Fanafahana na Eksodosy Fanafahana na Eksaody L'Exode
...............
Eks 1.3 Issachar, Zebulun, and Benjamin, Isakara sy Zebolona ary Benjamina; Isakara, Zabolona, Benjamina. Issachar, Zabulon et Benjamin,

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.8 Of Issachar; Nethaneel the son of Zuar. ny avy amin' Isakara dia Netanela, zanak' i Zoara; ny amin' Isakara: Natanaela zanak' i Soara; Pour Issachar, Netanéel, fils de Çuar.
...............
Nom / Fan 1.28 Of the children of Issachar, by their generations, after their families, by the house of their fathers, according to the number of the names, from twenty years old and upward, all that were able to go forth to war; Ary tamin' ny taranak' Isakara araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika, Ny terak' Isakara, ny taranak' ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rahefa nisaina ny anarany hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatam-piadiana, Quand on eut déterminé les parentés des fils d' Issachar, par clans et par familles, on releva, tête par tête, les noms de tous les mâles de vingt ans et au-dessus, aptes à faire campagne.
Nom / Fan 1.29 Those that were numbered of them, even of the tribe of Issachar, were fifty and four thousand and four hundred. izay voalamina avy tamin' ny firenen' Isakara dia efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina. dia nisy efa-jato amby efatra arivo sy dimy alina no voasoratra ho isan' ny fokon' Isakara. On en recensa cinquante-quatre mille quatre cents pour la tribu d' Issachar.
...............
Nom / Fan 2.5 And those that do pitch next unto him shall be the tribe of Issachar: and Nethaneel the son of Zuar shall be captain of the children of Issachar. Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen' Isakara; ary ny lohan' ny taranak' Isakara dia Netanela, zanak' i Zoara; Ny fokon' Isakara no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' Isakara dia Natanaela zanak' i Soara, Campent près de lui :La tribu d' Issachar. Prince des fils d' Issachar : Netanéel, fils de Çuar.
...............
Nom / Fan 7.18 On the second day Nethaneel the son of Zuar, prince of Issachar, did offer: Ary tamin' ny andro faharoa dia Netanela, zanak' i Zoara, lohan' ny taranak' Isakara, no nanatitra. Tamin' ny andro faharoa, Natanaela zanak' i Soara, filohan' Isakara, no nanolotra ny fanatiny. Celui qui apporta son offrande le second jour fut Netanéel, fils de Çuar, prince d' Issachar.
...............
Nom / Fan 10.15 And over the host of the tribe of the children of Issachar was Nethaneel the son of Zuar. Ary Netanela, zanak' i Zoara, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' Isakara. Ny antokon' ny fokon' ny zanak' Isakara, dia nofehezin' i Natanaela zanak' i Soara; à la tête du contingent de la tribu des fils d' Issachar selon leurs unités, était Netanéel, fils de Çuar ;
...............
Nom / Fan 13.7 Of the tribe of Issachar, Igal the son of Joseph. avy tamin' ny firenen' Isakara dia Jigala, zanak' i Josefa; Igala zanak' i Josefa, avy amin' ny fokon' Isakara; pour la tribu d' Issachar, Yigéal, fils de Yoseph ;
...............
Nom / Fan 26.23 Of the sons of Issachar after their families: of Tola, the family of the Tolaites: of Pua, the family of the Punites: Ny taranak' Isakara, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Tola ny fokon' ny Tolita; avy tamin' i Pova ny fokon' ny Povita; Zanak' Isakara, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Tolaïta avy tamin' i Tolà; ny fokon' ny Foaita avy tamin' i Foà; Les fils d' Issachar, par clans : pour Tola, le clan Tolaïte ; pour Puvva, le clan Puvvite ;
...............
Nom / Fan 26.25 These are the families of Issachar according to those that were numbered of them, threescore and four thousand and three hundred. Ireo no fokon' Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. Ireo no fokon' Isakara araka ny voaisa amin' izy ireo: telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. Tels étaient les clans d' Issachar. Ils comprenaient soixante-quatre mille trois cents recensés.
...............
Nom / Fan 34.26 And the prince of the tribe of the children of Issachar, Paltiel the son of Azzan. ary ny lohan' ny firenena taranak' Isakara dia Paltiela, zanak' i Azana; Faltiela izay filohany, zanak' i Azana, amin' ny fokon' ny zanak' Isakara; pour la tribu des fils d' Issachar, le prince Paltiel, fils d' Azzân ;

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 27.12 These shall stand upon mount Gerizim to bless the people, when ye are come over Jordan; Simeon, and Levi, and Judah, and Issachar, and Joseph, and Benjamin: Ireto no hijanona eo an-tendrombohitra Gerizima hitso-drano ny vahoaka, rehefa tafita an' i Jordana ianareo: dia ny Simeona sy ny Levy sy ny Joda sy ny Isakara sy ny Josefa ary ny Benjamina. Rahefa tafita an' i Jordany hianareo, dia ireto no hitoetra hitso-drano ny vahoaka ao an-tendrombohitra Garizima: Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Josefa ary Benjamina; " Lorsque vous aurez passé le Jourdain, voici ceux qui se tiendront sur le mont Garizim pour bénir le peuple : Siméon et Lévi, Juda et Issachar, Joseph et Benjamin.
...............
Deo / Dt 33.18 And of Zebulun he said, Rejoice, Zebulun, in thy going out; and, Issachar, in thy tents. Ary ny amin' i ZEBOLONA dia hoy izy: Mifalia, ry Zebolona, amin' izay alehanao, Ary ianao, ry ISAKARA, ao an-dainao. Ny amin' i Zabolona dia hoy izy: Mifalia, ry Zabolona, amin' ny fandehananao, ary hianao, ry Isakara, ao an-dainao. Il dit sur Zabulon : Sois heureux, Zabulon, en tes expéditions, et toi, Issachar, dans tes tentes !

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 17.10 Southward it was Ephraim' s, and northward it was Manasseh' s, and the sea is his border; and they met together in Asher on the north, and in Issachar on the east. Ny atsimo dia an' i Efraima, ary ny avaratra dia an' i Manase, ary ny ranomasina no fari-taniny; ary nihatra tamin' i Asera teo avaratra sy tamin' Isakara teo atsinanana izy. Koa ny ao atsimo dia an' i Efraïma, fa ny ao avaratra no an' i Manase, ary ny ranomasina no mamaritra azy. Eo avaratra izy manolotra an' i Asera, ary ao atsinanana, an' i Isakara. Le midi était à Éphraïm et le nord à Manassé, avec la mer pour limite; ils touchaient Asher au nord, et Issachar à l' est.
Jos 17.11 And Manasseh had in Issachar and in Asher Bethshean and her towns, and Ibleam and her towns, and the inhabitants of Dor and her towns, and the inhabitants of Endor and her towns, and the inhabitants of Taanach and her towns, and the inhabitants of Megiddo and her towns, even three countries. Ary Manase nahazo anjara koa teo amin' Isakara sy teo amin' i Asera, dia Beti-sana sy ny zana-bohiny ary Ibleama sy ny zana-bohiny ay ny mponina any Dora sy ny zana-bohiny ary ny mponina any En-dora koa sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Tanaka sy ny zana-bohiny ary ny mponina any Megido sy ny zana-bohiny, dia amin' ny havoana telo ireo. Izao no lasan' i Manase tao amin' ny tanin' Isakara sy Asera: Betisàna sy ny tanàna momba azy, Jeblaama sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Dora sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Tenàka sy ny tanàna momba azy, ny mponina ao Magedao sy ny tanàna momba azy: ireo no faritanin' i Havoan-telo. Manassé eut, avec Issachar et avec Asher, Bet-Shéân et les villes qui en dépendent, Yibleam et les villes qui en dépendent, les habitants de Dor et des villes qui en dépendent, les habitants de Tanak et de Megiddo et des villes qui en dépendent : les trois du Coteau.
...............
Jos 19.17 And the fourth lot came out to Issachar, for the children of Issachar according to their families. Ary ny loka fahefatra dia azon' Isakara, dia ny taranak' Isakara isam-pokony. Isakara no nahazo ny anjara fahefatra tamin' ny loka; dia ny taranak' Isakara, araka ny fianakaviany. Le quatrième lot sortit pour Issachar, pour les fils d' Issachar selon leurs clans.
...............
Jos 19.23 This is the inheritance of the tribe of the children of Issachar according to their families, the cities and their villages. Izany no lovan' ny firenena taranak' Isakara araka ny fokony, dia ireo tanàna ireo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan' ny fokon' ny taranak' Isakara araka ny fianakaviany, dia ny tanàna sy ny zanabohiny. Tel fut l' héritage de la tribu des fils d' Issachar selon leurs clans : les villes et leurs villages.
...............
Jos 21.6 And the children of Gershon had by lot out of the families of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the half tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities. Ary ny loka azon' ny taranak' i Gersona dia tanàna telo ambin' ny folo, avy tamin' ny fokon' ny firenen' Isakara sy ny firenen' i Asera sy ny firenen' i Naftaly ary tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase any Basana. Tanàna telo ambin' ny folo, tamin' ny fianakaviana fokon' Isakara sy fokon' i Asera ary fokon' i Neftalì, sy antsasa-pokon' i Manase, any Basàna, no azon' ny taranak' i Gersona tamin' ny loka. Aux fils de Gershôn, selon leurs clans, échurent treize villes des tribus d' Issachar, d' Asher, de Nephtali et de la demi-tribu de Manassé en Bashân.
...............
Jos 21.28 And out of the tribe of Issachar, Kishon with her suburbs, Dabareh with her suburbs, ary avy tamin' ny firenen' Isakara dia Kisiona sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy, Avy ami' ny fokon' Isakara: Kesiona sy ny manodidina azy; De la tribu d' Issachar, Qishyôn et ses pâturages, Daberat et ses pâturages,

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 5.15 And the princes of Issachar were with Deborah; even Issachar, and also Barak: he was sent on foot into the valley. For the divisions of Reuben there were great thoughts of heart. Ary ny andrianan' Isakara niaraka tamin' i Debora, dia Isakara sy Baraka koa; Nampandehanina nanaraka azy any an-dohasaha izy. Lehibe ny fiheverana am-po teny amin' ny sakeli-dranon' i Robena! Miaraka amin' i Debora, ny andrianan' Isakara, eo anilan' i Baraka Isakara, teo an-tany lemaka dia voairaka hanaraka azy izy. Teo akaikin' ny sakeli-dranon-dRobena, nisy fikasana lehibe tao am-po: Les princes d' Issachar sont avec Débora, et Nephtali, avec Baraq, dans la vallée s' est lancé sur ses traces. Dans les clans de Ruben, on s' est concerté longuement.
Mts / Mpits 10.1 And after Abimelech there arose to defend Israel Tola the son of Puah, the son of Dodo, a man of Issachar; and he dwelt in Shamir in mount Ephraim. Ary taorian' i Abimeleka dia nitsangana hamonjy ny Isiraely Tola, zanak' i Dodo, lehilahy avy tamin' ny Isakara; ary mponina tao Samira any amin' ny tany havoan' i Efraima izy. Tolà zanak' i Foà, zanak' i Dodao, lehilahy amin' Isakara, no nitsangana hamonjy an' Israely, taorian' i Abimeleka. Tany Samira amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy no nonina. Après Abimélek, se leva pour sauver Israël Tola, fils de Pua, fils de Dodo. Il était d' Issachar et il habitait Shamir dans la montagne d'Éphraïm.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.17 Jehoshaphat the son of Paruah, in Issachar: Josafata, zanak' i Paroa, tany Isakara; Josafata zanak' i Faroe, tao Isakara; Yehoshaphat fils de Paruah, en Issachar.
...............
1Mp 15.27 And Baasha the son of Ahijah, of the house of Issachar, conspired against him; and Baasha smote him at Gibbethon, which belonged to the Philistines; for Nadab and all Israel laid siege to Gibbethon. Ary Basa, zanak' i Ahia, amin' ny taranak' Isakara, nikomy taminy dia namely azy tao Gibetona, izay an' ny Filistina (fa Nadaba sy ny Isiraely rehetra nanao fahirano an' i Gibetona fahizay). Nanao teti-dratsy nanohitra azy Baasà, zanak' i Ahiasa, amin' ny taranak' Isakara, ka namely azy teo Gebetona izay an' ny Filistina; fa nanao fahirano an' i Gebetona Nadaba sy Israely rehetra tamin' izay. Basha fils d' Ahiyya, de la maison d' Issachar, conspira contre lui et l' assassina à Gibbetôn, ville philistine qu' assiégeaient Nadab et tout Israël.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
1Tt / 1Tan 2.1 These are the sons of Israel; Reuben, Simeon, Levi, and Judah, Issachar, and Zebulun, Izao no zanakalahin' Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona Ireto no zanak' Israely: Robena, Simeona, Levì, Jodà, Isakara, Zabolona, Voici les fils d' Israël : Ruben, Siméon, Lévi, Juda, Issachar et Zabulon,
...............
1Tt / 1Tan 6.47 The son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi. Ary ny an' ny taranak' i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin' ny folo tamin' ny firenen' Isakara sy ny firenen' i Asera sy ny firenen' i Naftaly ary ny firenen' i Manase any Basana. Ny tarakan' i Gersoma, araka ny fianakaviany, dia nahazo tanàna telo ambin' ny folo, avy amin' ny fokon' Isakara sy ny fokon' i Asera, ary ny fokon' i Neftalì, sy ny fokon' i Manase, tany Basòna. Les fils de Gershom et leurs clans obtinrent treize villes prises sur la tribu d' Issachar, la tribu d' Asher, la tribu de Nephtali et la tribu de Manassé en Bashân.
...............
1Tt / 1Tan 6.57 And to the sons of Aaron they gave the cities of Judah, namely, Hebron, the city of refuge, and Libnah with her suburbs, and Jattir, and Eshtemoa, with their suburbs, ary ny avy tamin' ny firenen' Isakara dia Kadesy sy ny tany manodidina azy ary Daberata sy ny tany manodidina azy avy amin' ny fokon' Isakara: Kedesa, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Dabereta, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; sur la tribu d' Issachar, Cadès et ses pâturages, Daberat et ses pâturages,
1Tt / 1Tan 7.1 Now the sons of Issachar were, Tola, and Puah, Jashub, and Shimrom, four. Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. Pour les fils d' Issachar : Tola, Pua, Yashub, Shimrôn : quatre.
...............
1Tt / 1Tan 7.5 And their brethren among all the families of Issachar were valiant men of might, reckoned in all by their genealogies fourscore and seven thousand. Ary ny rahalahiny ao amin' ny fokon' ny Isakara rehetra, izay samy lehilahy mahery, ny isan' izy rehetra araka ny firazanany avy dia fito arivo amby valo alina. Ny rahalahin' izy ireo araka ny fianakaviana ao amin' Isakara rehetra, lehilahy mahery, dia nisy fito arivo sy valo alina ny tontaliny, voasoratra amin' ny tetiaram-pirazanana. Ils avaient des frères appartenant à tous les clans d' Issachar, vaillants preux au nombre de 87000 hommes, ils appartenaient tous à un groupement.
...............
1Tt / 1Tan 12.32 And of the children of Issachar, which were men that had understanding of the times, to know what Israel ought to do; the heads of them were two hundred; and all their brethren were at their commandment. Ary tamin' ny taranak' Isakara dia roanjato no lohany, samy nahay namantatra tsara izay fotoana mety ka nahalala izay lokony hataon' ny Isiraely; ary ny rahalahiny rehetra nanaraka ny teniny. Avy tamin' ny taranak' Isakara izay nahafantatra ny andro hahalalàna ny tokony hataon' Israely, roan-jato lahy samy lohany, mbamin' ny rahalahiny rehetra ambany fahefany. de la demi-tribu de Manassé, 18.000 hommes nominativement désignés pour aller proclamer David roi;
...............
1Tt / 1Tan 12.40 Moreover they that were nigh them, even unto Issachar and Zebulun and Naphtali, brought bread on asses, and on camels, and on mules, and on oxen, and meat, meal, cakes of figs, and bunches of raisins, and wine, and oil, and oxen, and sheep abundantly: for there was joy in Israel. Ary izay teo akaikiny koa hatramin' ny Isakara sy ny Zebolona ary ny Naftaly dia samy nampitondra hanina samy hafa nentin' ny boriky sy rameva sy ampondra ary omby, dia koba sy ampempan' aviavy sy voaloboka maina sy divay sy diloilo, ary omby sy ondry aman' osy betsaka koa; fa nisy fifaliana tamin' ny Isiraely. Ary na dia izay nitoetra tao anilany aza hatramin' Isakara sy Zabolona ary Neftalì samy nampitondra hanina, netin' ny ampondra aman-drameva mbamin' ny omby sy ny mole, dia lafarina, ampempan' aviavy maina amam-boaloboka maina, divay, diloilo, omby aman-ondry sesehena, satria nisy fifaliana tamin' Israely. Trois jours durant, ils demeurèrent à manger et à boire avec David. Leurs frères avaient tout apprêté pour eux;
...............
1Tt / 1Tan 26.5 Ammiel the sixth, Issachar the seventh, Peulthai the eighth: for God blessed him. sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy. Ammiela fahenina, Isakara fahafito, Folatì fahavalo: fa nohasoavin' Andriamanitra Obededoma. Ammiel le sixième, Issachar le septième, Péulletaï le huitième; Dieu en effet l' avait béni.
...............
1Tt / 1Tan 27.18 Of Judah, Elihu, one of the brethren of David: of Issachar, Omri the son of Michael: tamin' ny Joda dia Eliho, izay isan' ny rahalahin' i Davida; tamin' ny Isakara dia Omry, zanakalahin' i Mikaela; amin' i Jodà, Eliò rahalahin' i Davida; amin' Isakara, Amrì zanak' i Mikaela; Élihu, l' un des frères de David, les Judéens, Omri fils de Mikaèl les Issacharites,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 30.18 For a multitude of the people, even many of Ephraim, and Manasseh, Issachar, and Zebulun, had not cleansed themselves, yet did they eat the passover otherwise than it was written. But Hezekiah prayed for them, saying, The good Lord pardon every one Fa nisy olona betsaka, dia maro avy tamin' ny Efraima sy ny Manase sy ny Isakara ary ny Zebolona, no tsy mba nanadio ny tenany, kanefa nihinana ny Paska ihany izy, fa tsy araka izay voasoratra. Ary Hezekia nivavaka ho an' ireny ka nanao hoe: Jehovah tsara ô, mamelà Fa betsaka tamin' ny vahoaka, maro tamin' i Efraima, Manase, Isakara, Zabolona, no dia tsy nandio tena, ka nihinana ny Paka ihany, nefa tsy nanaraka izay voasoratra. Fa dia nivavaka ho azy ireo Ezekiasa, nanao hoe: En effet, la majorité du peuple, beaucoup d'Éphraïmites, de Manassites, de fils d' Issachar et de Zabulon, ne s'étaient pas purifiés; ils avaient mangé la Pâque sans se conformer à l'Écriture. Mais Ézéchias pria pour eux; il dit : " Que Yahvé dans sa bonté couvre la faute de

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 48.25 And by the border of Simeon, from the east side unto the west side, Issachar a portion. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' i Simeona, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an' Isakara. Manolotra ny sisin-tanin' i Simeona, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana, anjara iray ho an' Isakara. Sur la frontière de Siméon, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Issachar, un lot.
Eze / Ez 48.26 And by the border of Issachar, from the east side unto the west side, Zebulun a portion. Ary mifanolotra amin' ny faritanin' Isakara, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an' i Zebolona. Manolotra ny sisin-tanin' Isakara, hatramin' ny faritra atsinanana ka hatramin' ny faritra andrefana, anjara iray ho an' i Zabolona. Sur la frontière d' Issachar, depuis la limite orientale jusqu'à la limite occidentale : Zabulon, un lot.
...............
Eze / Ez 48.33 And at the south side four thousand and five hundred measures: and three gates; one gate of Simeon, one gate of Issachar, one gate of Zebulun. Ary amin' ny atsimo diman-jato amby efatra arivo ohatra, ary ny vavahady telo, dia vavahadin' i Simeona ny iray, vavahadin' Isakara ny iray, vavahadin' i Zebolona ny iray. Amin' ny lafiny atsimo, diman-jato sy efatra arivo hakiho ny refiny, hisy vavahady telo: vavahadin' i Simeona, iray; vavahadin' Isakara, iray; vavahadin' i Zabolona, iray. Du côté du midi, on mesurera quatre mille cinq cents coudées et il y aura trois portes : la porte de Siméon, une; la porte d' Issachar, une; la porte de Zabulon, une.

  The Revelation Apokalypsy Fanambaràna L'Apocalypse
...............
Apo / Ap 7.7 Of the tribe of Simeon were sealed twelve thousand. Of the tribe of Levi were sealed twelve thousand. Of the tribe of Issachar were sealed twelve thousand. Avy tamin' ny firenen' i Simeona roa arivo amby iray alina. Avy tamin' ny firenen' i Levy roa arivo amby iray alina. Avy tamin' ny firenen' Isakara roa arivo amby iray alina. roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' i Simeona; roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' i Levì; roa arivo sy iray alina avy amin' ny fokon' Isakara; de la tribu de Siméon, douze mille; de la tribu de Lévi, douze mille ; de la tribu d' Issachar, douze mille ;