Chapitres et versets citant Asafa

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 18.18 And when they had called to the king, there came out to them Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder. Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana. ka niantso ny mpanjaka. Ary Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin' izy ireo, mbamin' i Sobna mpanoratra, Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky. Il appela le roi. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph sortirent à sa rencontre.
...............
2Mp 18.37 Then came Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankao amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, sy Sobna mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky; voatriatra ny fitafian' izy ireo, ary nolazainy taminy ny tenin' ny mpandroso divay ambony indrindra. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyya, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph vinrent auprès d' Ezéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.24 Tahath his son, Uriel his son, Uzziah his son, and Shaul his son. Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin' ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin' i Berekia, zanakalahin' i Simea, Asafa rahalahiny izay nitsangana teo an-kavanany: Asafa zanak' i Barakiasa, zanak' i Samà, Son frère Asaph se tenait à sa droite : Asaph, fils de Bérékyahu, fils de Shiméa,
...............
1Tt / 1Tan 9.15 And Bakbakkar, Heresh, and Galal, and Mattaniah the son of Micah, the son of Zichri, the son of Asaph; ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zikry, zanak' i Asafa, Bakbakara, Heresa, Galala, Matanià, zanak' i Mikà, zanak' i Zekri, zanak' i Asafa; Baqbaqar, Héresh, Galal. Mattanya, fils de Mika, fils de Zikri, fils d' Asaph,
...............
1Tt / 1Tan 15.17 So the Levites appointed Heman the son of Joel; and of his brethren, Asaph the son of Berechiah; and of the sons of Merari their brethren, Ethan the son of Kushaiah; Ka dia notendren' ny Levita Hemàna zanak' i Joela, ary tamin' ireo rahalahiny Asafa zanak' i Barakiasa; tamin' ny taranak' i Merarì rahalahiny, Etana zanak' i Kosaià; Les lévites placèrent Hémân fils de Yoèl, Asaph l' un de ses frères, fils de Bérekyahu, Étân fils de Qushayahu, l' un des Merarites leurs frères.
...............
1Tt / 1Tan 15.19 So the singers, Heman, Asaph, and Ethan, were appointed to sound with cymbals of brass; Hemàna sy Asafa ary Etàna mpihira, dia nitondra kipantsona varahina, hampanenoina. Hémân, Asaph et Étân, les chantres, jouaient avec éclat de la cymbale de bronze.
...............
1Tt / 1Tan 16.5 Asaph the chief, and next to him Zechariah, Jeiel, and Shemiramoth, and Jehiel, and Mattithiah, and Eliab, and Benaiah, and Obededom: and Jeiel with psalteries and with harps; but Asaph made a sound with cymbals; Asafa no lohany, ary Zakaria no nanarakaraka, dia Jeiela sy Semiramota sy Jehiela sy Matitia sy Eliaba sy Benaia sy Obed-edoma ary Jeiela no nitendry ny valiha sy ny lokanga; fa Asafa no nampaneno ny kipantsona; dia Asafa filohany, Zakaria faharoa, dia Jahiela, Semiramota, Jehiela, Matatiasa, Eliaba, Banaiasa, Obededoma ary Jehiela, izay nanan-java-maneno, lokanga, harpa, ary Asà nampaneno ny kipantsona, Asaph le premier, Zekarya en second, puis Uzziel, Shemiramot, Yehiel, Mattitya, Éliab, Benayahu, Obed-Édom et Yeïel. Ils jouaient de la lyre et de la cithare, tandis qu' Asaph faisait retentir les cymbales.
...............
1Tt / 1Tan 16.7 Then on that day David delivered first this psalm to thank the Lord into the hand of Asaph and his brethren. Tamin' izay andro izay no voalohan' ny nanendren' i Davida an' i Asafa sy ny rahalahiny hidera an' i Jehovah. Tamin' izay andro izay no voalohany nanapahan' i Davida, fa ny feon' i Asafa sy ny rahalahiny no hankalazana an' ny Tompo: Ce jour-là David, louant le premier Yahvé, confia cette louange à Asaph et à ses frères :
...............
1Tt / 1Tan 16.37 So he left there before the ark of the covenant of the Lord Asaph and his brethren, to minister before the ark continually, as every day' s work required: Ary Asafa sy ny rahalahiny dia navelan' i Davida teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' Jehovah hanao fanompoam-pivavahana ao mandrakariva araka ny raharaha tokony hatao isan' andro, Dia navelan' i Davida teo anoloan' ny fiaran' ny faneken' ny Tompo Asafa mbamin' ireo rahalahiny, mba hanao tsy tapaka ny fanompoana eo anoloan' ny fiara, araka ny anjara raharahany isan' andro. David laissa là, devant l' arche de l' alliance de Yahvé, Asaph et ses frères, pour assurer un service permanent devant l' arche suivant le rituel quotidien,
1Tt / 1Tan 25.1 Moreover David and the captains of the host separated to the service of the sons of Asaph, and of Heman, and of Jeduthun, who should prophesy with harps, with psalteries, and with cymbals: and the number of the workmen according to their service was: Ary ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Jedotona dia natokan' i Davida sy ireo komandin' ny miaramila ho amin' ny fanompoana mba haminany amin' ny lokanga sy ny valiha ary ny kipantsona; ary izao no isan' ny mpanao araka ny fanompoany avy: Natokan' i Davida sy ireo komandin' ny tafika, hanaovana ny fanompoana, ny sasany amin' ny taranak' i Asafa sy Hemana ary Iditona izay naminany tamin' ny harpa aman-dokanga ary kipantsona. Izao no isan' ireo izay manana anjara raharaha amin' ny fanompoana. Pour le service, David et les officiers mirent à part les fils d' Asaph, de Hémân et de Yedutûn, les prophètes qui s' accompagnaient de lyres, de cithares et de cymbales, et l' on compta les hommes affectés à ce service.
1Tt / 1Tan 25.2 Of the sons of Asaph; Zaccur, and Joseph, and Nethaniah, and Asarelah, the sons of Asaph under the hands of Asaph, which prophesied according to the order of the king. Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy. Amin' ny zanakalahin' i Asafa: Zakora, Josefa, Nataniì ary Asarelì, ireo no zanakalahin' i Asafa, tarik' i Asafa, naminany araka ny didy avy amin' ny mpanjaka. Pour les fils d' Asaph : Zakkyr, Yoseph, Netanya, Asarééla; les fils d' Asaph dépendaient de leur père qui prophétisait sous la direction du roi.
...............
1Tt / 1Tan 25.6 All these were under the hands of their father for song in the house of the Lord, with cymbals, psalteries, and harps, for the service of the house of God, according to the king' s order to Asaph, Jeduthun, and Heman. Ireo rehetra ireo no fehin' ny rainy tamin' ny hira natao tao an-tranon' i Jehovah tamin' ny kipantsona sy ny valiha sy ny lokanga hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra; Asafa sy Jedotona ary Hemana dia nofezehin' ny mpanjaka. Ireo Levita rehetra ireo dia samy notarihin' ny rainy avy hanao ny hira ao an-tranon' ny Tompo, ka nanana kipantsona sy lokanga ary harpa, hanaovana ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra, eo ambany fifehezan' i Davida sy Asafa ary Iditona sy Hemàna. ils chantaient tous sous la direction de leur père dans le Temple de Yahvé, au son des cymbales, des cithares et des lyres, au service du Temple de Dieu, sous les ordres du roi. Asaph, Yedutûn, Hémân,
...............
1Tt / 1Tan 25.9 Now the first lot came forth for Asaph to Joseph: the second to Gedaliah, who with his brethren and sons were twelve: Ary ny loka voalohany dia azon' i Josefa avy amin' ny taranak' i Asafa; ny faharoa an' i Gedalia, izy mbamin' ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin' ny folo; Ny loka voalohany, amin' ireo an' i Asafa, dia nahazo an' i Josefa; ny faharoa, an' i Godoliasa; izy mbamin' ireo rahalahiny sy ny zanany lahy: roa ambin' ny folo; Le premier sur qui tomba le sort fut l' Asaphite Yoseph. Le second fut Gedalyahu; avec ses fils et ses frères ils étaient douze.
1Tt / 1Tan 26.1 Concerning the divisions of the porters: Of the Korhites was Meshelemiah the son of Kore, of the sons of Asaph. Ary ny amin' ny antokon' ny mpiandry varavarana: Tamin' ny Koraita dia Meselemia, zanak' i Kore, avy tamin' ny zanak' i Asafa. Izao avy no antokon' ny mpiandry varavarana: Tamin' ny Koreita: Meselemia, zanak' i K-re, avy amin' ny zanak' i Asafa. Quant aux classes de portiers : Pour les Coréites : Meshélémyahu, fils de Qoré, l' un des fils d'Ébyasaph.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 5.12 Also the Levites which were the singers, all of them of Asaph, of Heman, of Jeduthun, with their sons and their brethren, being arrayed in white linen, having cymbals and psalteries and harps, stood at the east end of the altar, and with them an hundred and twenty priests sounding with trumpets:) ary ny Levita mpihira rehetra, dia Asafa sy Hemana sy Jedotona mbamin' ny zanany sy ny rahalahiny, izay nitafy rongony fotsy madinita sady nitondra kipantsona sy valiha ary lokanga, dia nitsangana teo atsinanan' ny alitara, ary teo aminy koa nisy pisorona roa-polo amby zato nitsoka trompetra; ny Levita mpihira rehetra, Asafa, Hemàna, Iditòna, mbamin' ny zanany aman-drahalahiny, samy nitafy rongony madinika, dia nitsangana teo atsinanan' ny otely, nitondra kipantsona sy valiha ary harpa, ary teo anilany ny mpisorona roapolo amby zato, samy nitsoka trompetra; - les chantres lévites au complet : Asaph, Hémân et Yedutûn avec leurs fils et leurs frères s'étaient revêtus de byssus et jouaient des cymbales, de la lyre et de la cithare en se tenant à l' orient de l' autel, et cent vingt prêtres les accompagnaient en sonnant des trompettes.
...............
2Tt / 2Tan 20.14 Then upon Jahaziel the son of Zechariah, the son of Benaiah, the son of Jeiel, the son of Mattaniah, a Levite of the sons of Asaph, came the Spirit of the Lord in the midst of the congregation; Ary Jahaziela, zanak' i Zakaria, zanak' i Benaia, zanak' i Jeiela, zanak' i Matania, Levita amin' ny taranak' i Asafa, dia voatsindrin' ny Fanahin' i Jehovah teo amin' ny fiangonana Tamin' izay Jahaziela zanak' i Zakariasa, zanak' i Banaiasa, zanak' i Jehiela, zanak' i Mataniasa, Levita, amin' ny taranak' i Asafa dia voatsindrin' ny Fanahy avy amin' ny Tompo teo afovoan' ny fiangonana teo, Au milieu de l' Assemblée, l' Esprit de Yahvé fut sur Yahaziel, fils de Zekaryahu, fils de Benaya, fils de Yeïel, fils de Mattanya le lévite, l' un des fils d' Asaph.
...............
2Tt / 2Tan 29.13 And of the sons of Elizaphan; Shimri, and Jeiel: and of the sons of Asaph; Zechariah, and Mattaniah: ary tamin' ny taranak' i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin' ny taranak' i Asafa dia Zakaria sy Matania; tamin' ny taranak' i Elisafàna, Samarì sy Jahiela; tamin' ny taranak' i Asafa, Zakariasa sy Mataniasa; des fils d'Éliçaphân : Shimri et Yeïel; des fils d' Asaph : Zekaryahu et Mattanyahu;
...............
2Tt / 2Tan 29.30 Moreover Hezekiah the king and the princes commanded the Levites to sing praise unto the Lord with the words of David, and of Asaph the seer. And they sang praises with gladness, and they bowed their heads and worshipped. Ary Hezekia mpanjaka sy ny mpanapaka nampihira ny Levita hidera an' i Jehovah tamin' ny teny namboarin' i Davida sy Asafa mpahita. Ary nihira fiderana tamin' ny hafaliana izy, dia niondrika sy niankohoka. Ny tenin' i Davida sy Asafa mpahita, no nasain' ny mpanjaka sy ny lehibe nideran' ny Levita an' ny Tompo, ary nidera tamin-kafaliana izy ireo sady niondrika nitsaoka. Puis le roi Ézéchias et les officiers dirent aux lévites de louer Yahvé avec les paroles de David et d' Asaph le voyant; ils le firent jusqu'à exaltation, puis tombèrent et se prosternèrent.
...............
2Tt / 2Tan 35.15 And the singers the sons of Asaph were in their place, according to the commandment of David, and Asaph, and Heman, and Jeduthun the king' s seer; and the porters waited at every gate; they might not depart from their service; for their brethren the Levites prepared for them. Ary ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa sy Hemana ary Jedotona, mpahitan' ny mpanjaka, ary ny mpiandry varavarana dia teo amin' ny isam-bavahady; fa tsy afaka niala tamin' ny fanompoany ireo, ka ny Levita rahalahiny no nanamboatra ho azy. Ny mpihira, taranak' i Asafa, nitoetra teo amin' ny fitoerany, araka ny didin' i Davida sy Asafa, ary Hemana sy Iditona, mpahitan' ny mpanjaka; ny mpiandry varavarana kosa samy teo amin' ny isam-bavahady avy, fa tsy nanan-javatra hoherikerehina afa-tsy ny raharahany ihany, satria ny Levita rahalahiny efa nanamboatra ny Paka ho azy. Les chantres, fils d' Asaph, étaient à leur poste, selon les prescriptions de David; ni Asaph, ni Hémân, ni Yedutûn le voyant du roi, ni les portiers à chaque porte, n' eurent à quitter leur service, car leurs frères lévites leur préparèrent tout.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.41 The singers: the children of Asaph, an hundred twenty and eight. Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak' i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato. Mpihira: valo amby roapolo amby zato ny taranak' i Asafa. Les chantres : les fils d' Asaph : 128.
...............
Ezr / Esd 3.10 And when the builders laid the foundation of the temple of the Lord, they set the priests in their apparel with trumpets, and the Levites the sons of Asaph with cymbals, to praise the Lord, after the ordinance of David king of Israel. Ary rehefa naorin' ny mpiasa ny tempolin' i Jehovah, dia nasainy hidera an' i Jehovah ny mpisorona, sady niakanjo ny akanjony sy nitondra trompetra, ary ny Levita, zanak' i Asafa, kosa nitondra kipantsona, araka ny nandidian' i Davida, mpanjakan' ny Isiraely. Nony nandatsaka ny fototry ny tempolin' ny Tompo ny mpiasa, dia nasaina nanatrika teo ny mpisorona nanao fanamiana sy nitondra trompetra, mbamin' ny levita, taranak' i Asafa, nitondra kipantsona, hidera an' ny Tompo, araka ny voadidin' i Davida, mpanjakan' Israely. Quand les bâtisseurs eurent posé les fondations du sanctuaire de Yahvé, les prêtres en costume, avec des trompettes, ainsi que les lévites, fils d' Asaph, avec des cymbales, se présentèrent pour louer Yahvé, selon les prescriptions de David, roi d' Israël;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 2.8 And a letter unto Asaph the keeper of the king' s forest, that he may give me timber to make beams for the gates of the palace which appertained to the house, and for the wall of the city, and for the house that I shall enter into. And the king granted me, according to the good hand of my God upon me. sy taratasy ho amin' i Asafa, mpitandrina ny alan' i ny mpanjaka mba hanomezany hazo hanaovako ny vavahadin' ny lapa izay momba ny tempoly sy hanaovako ny mandan' ny tanàna sy ny trano izay hitoerako. Dia nomen' ny mpanjaka ahy izany araka ny soa nataon' ny tànan' Andriamanitro tamiko. ary taratasy anankiray koa ho an' i Asafa mpitandrina ny alan' ny mpanjaka, mba hanomezany hazo ahy, hanaovana sakamandimby hatao amin' ny varavaran' ny trano mimanda manolotra ny tempoly sy hatao amin' ny mandan' ny tanàna, mbamin' ny trano hihatahako. Dia nomen' ny mpanjaka ahy izany, fa nomba ahy ny tanana manambin' Andriamanitro. et aussi une lettre pour Asaph, l' inspecteur du parc royal, afin qu' il me fournisse du bois de construction pour les portes de la citadelle du Temple, le rempart de la ville et la maison où j' habiterai." Le roi me l' accorda, car la main bienveillante de mon Dieu était sur moi.
...............
Neh / Ne 7.44 The singers: the children of Asaph, an hundred forty and eight. Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak' i Asafa dia valo amby efa-polo amby zato. Mpihira: valo amby efapolo amby zato, ny taranak' i Asafa. Les chantres : les fils d' Asaph : 148.
...............
Neh / Ne 11.17 And Mattaniah the son of Micha, the son of Zabdi, the son of Asaph, was the principal to begin the thanksgiving in prayer: and Bakbukiah the second among his brethren, and Abda the son of Shammua, the son of Galal, the son of Jeduthun. Ary Matania, zanak' i Mika, zanak' i Zabdy, zanak' i Asafa, no mpiventy, raha natao ny fisaorana tao am-pivavahana; ary Bakbokia no nanarakaraka teo amin' ny rahalahiny, dia vao Abda, zanak' i Samoa, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona. Mataniasa zanak' i Mika, zanak' i Zebedeì, zanak' i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin' ny fivavahana; Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin' ireo rahalahiny, sy Abdà zanak' i Samoà, zanak' i Galala, zanak' Iditòna. Mattanya, fils de Mika, fils de Zabdi, fils d' Asaph, qui dirigeait les hymnes, entonnait l' action de grâces pour la prière; Baqbuqya, le second parmi ses frères; Obadya, fils de Shammua, fils de Galal, fils de Yedutûn.
...............
Neh / Ne 11.22 The overseer also of the Levites at Jerusalem was Uzzi the son of Bani, the son of Hashabiah, the son of Mattaniah, the son of Micha. Of the sons of Asaph, the singers were over the business of the house of God. Ary ny mpifehy ny Levita tany Jerosalema amin' ny raharaha momba ny tranon' Andriamanitra dia Ozy, zanak' i Bany, zanak' i Hasabia, zanak' i Matania, zanak' i Mika, isan' ny mpihira, taranak' i Asafa. Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema, dia Azì zanak' i Banì zanak' i Hasabiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikà, anisan-taranak' i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra. Le chef des lévites de Jérusalem était Uzzi, fils de Bani, fils de Hashabya, fils de Mattanya, fils de Mika; il faisait partie des fils d' Asaph, les chantres chargés du service du Temple de Dieu;
...............
Neh / Ne 12.34 Judah, and Benjamin, and Shemaiah, and Jeremiah, sy Joda sy Benjamina sy Semaia ary Jeremia, ny sasany amin' ny taranaky ny mpisorona, nitondra trompetra: Zakaria zanak' i Jonatàna, zanak' i Semeiasa, zanak' i Mataniasa, zanak' i Mikea, zanak' i Zekora, zanak' i Asafa, Yehuda, Benjamin, Shemaya et Yirmeya,
Neh / Ne 12.35 And certain of the priests' sons with trumpets; namely, Zechariah the son of Jonathan, the son of Shemaiah, the son of Mattaniah, the son of Michaiah, the son of Zaccur, the son of Asaph: ary ny sasany tamin' ny taranaky ny mpisorona nitondra trompetra, dia Zakaria, zanak' i Jonatana, zanak' i Semaia, zanak' i Matania, zanak' i Mikaia, zanak' i Zakora, zanak' i Asafa, mbamin' ny rahalahiny, Semeiasa, Azareela, Malalaì, Galalaì, Maaì, Natanaela, Jodà, ary Hananì, nitondra ny zava-manenon' i Davida, olon' Andriamanitra. Esdrasa mpanora-dalana no nialoha an' ireo. choisis parmi les prêtres et munis de trompettes; puis Zekarya, fils de Yonatân, fils de Shemaya, fils de Mattanya, fils de Mika, fils de Zakkur, fils d' Asaph,
...............
Neh / Ne 12.45 And both the singers and the porters kept the ward of their God, and the ward of the purification, according to the commandment of David, and of Solomon his son. Dia nitandrina izay nasaina hotandremany ny amin' Andriamaniny sy ny amin' ny fanadiovana izy; ary toy izany koa ny mpihira sy ny mpiandry varavarana, araka ny didin' i Davida sy Solomona zanany. Fa fahiny, tamin' ny andron' i Davida sy Asafa, lehiben' ny mpihira, dia fanao ny manao hira fiderana amam-pisaorana ho fankalazana an' Andriamanitra. Ce sont eux qui assuraient le service de leur Dieu et le service des purifications ainsi que les chantres et les portiers , suivant les prescriptions de David et de Salomon son fils.
Neh / Ne 12.46 For in the days of David and Asaph of old there were chief of the singers, and songs of praise and thanksgiving unto God. Fa fahiny tamin' ny andron' i Davida sy Asafa aza dia efa nisy lohan' ny mpihira sy hira fiderana ary fisaorana an' Andriamanitra. Tamin' ny andron' i Zorobabela sy Nehemia, Israely rehetra dia manome isan' andro ny anjaran' ny mpihira sy ny mpiandry varavarana. Nomena ny levita ny fanatitra masina, dia ny levita kosa indray no nanome ny anjaran' ny taranak' i Aarona. Car dès les jours de David et d' Asaph, depuis bien longtemps, il existait un chef des chantres et des cantiques de louange et d' action de grâces à Dieu.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
Sal 50.1 The mighty God, even the Lord, hath spoken, and called the earth from the rising of the sun unto the going down thereof. Salamo nataon i Asafa. Andriamanitra Andriananahary, dia Jehovah, no miteny ka miantso ny tany hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany. Salamon' i Asafa. Miteny Andriamanitra, Elohima, Iaveh, manainga ny tany, hatramin' ny fiposahan' ny masoandro, ka hatramin' ny filentehany. Psaume. D' Asaph. Le Dieu des dieux, Yahvé, accuse, il appelle la terre du levant au couchant.
Sal 73.1 Truly God is good to Israel, even to such as are of a clean heart. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo. Salamon' i Asafa. Eny, tsara fo Andriamanitra amin' Israely sy amin' izay madio fo! Psaume. D' Asaph. Mais enfin, Dieu est bon pour Israël, le Seigneur pour les hommes au coeur pur.
Sal 74.1 O God, why hast thou cast us off for ever? why doth thine anger smoke against the sheep of thy pasture? Maskila nataon' i Asafa. Andriamanitra ô, nahoana no nanary anay mandrakizay Hianao, sady manetroka amin' ny ondry fiandrinao ny fahatezeranao? Fihirana nataon' i Asafa. Ry Andriamanitra ô, nahoana no dia nanary anay mandrakizay hianao? sy mirehitra amin' ny ondry ao amin' ny tanim-bilonao ny hatezeranao? Poème. D' Asaph. Pourquoi, ô Dieu, rejeter jusqu'à la fin, fumer de colère contre le troupeau de ton bercail?
Sal 75.1 Unto thee, O God, do we give thanks, unto thee do we give thanks: for that thy name is near thy wondrous works declare. Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Salamo nataon' i Asafa. Tonon-kira. Hisaoranay Hianao, Andriamanitra ô; eny, hisaoranay Hianao; fa akaiky ny anaranao; mitory ny fahagagana ataonao ny olona. Ho an' ny mpampianatra hira. Aza mandrava. Salamon' i Asafa. Fihirana. Du maître de chant. "Ne détruis pas." Psaume. D' Asaph. Cantique.
Sal 76.1 In Judah is God known: his name is great in Israel. Ho an' ny mpiventy hira. Hampiarahina amin' ny valiha. Salamo nataon' i Asafa. Tonon-kira. Andriamanitra dia fantatra eo amin' ny Joda; malaza eo amin' ny Isiraely ny anarany; Ho an' ny mpampianatra hira. Ampiarahina amin' ny zava-maneno tendrena. Salamon' i Asafa. Fihirana. Du maître de chant. Sur les instruments à cordes. Psaume. D' Asaph. Cantique.
Sal 77.1 I cried unto God with my voice, even unto God with my voice; and he gave ear unto me. Ho an' ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon' i Asafa. Ny feoko dia mankany amin' Andriamanitra, ka mitaraina aho; eny, ny feoko mankany amin' Andriamanitra, ka mihaino ahy Izy. Ho an' ny mpampianatra hira... Iditona. Salamon' i Asafa. Du maître de chant... Yedutûn. D' Asaph. Psaume.
Sal 78.1 Give ear, O my people, to my law: incline your ears to the words of my mouth. Maskila nataon' i Asafa. Henoy ny lalàko, ry oloko; atongilano ny sofinareo amin' ny tenin' ny vavako. Fihirana nataon' i Asafa. Henoy ny fampianarako, ry vahoakako, atongilano amin' ny tenin' ny vavako, ny sofinao. Poème. D' Asaph. Ecoute, ô mon peuple, ma loi; tends l' oreille aux paroles de ma bouche;
Sal 79.1 O god, the heathen are come into thine inheritance; thy holy temple have they defiled; they have laid Jerusalem on heaps. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra ô, tonga eto amin' ny lovanao ny jentilisa, ka nandoto ny tempolinao masina sady nanao an' i Jerosalema ho korontam-bato. Salamon' i Asafa. Ry Andriamanitra ô, ibosesehan' ny firenena ny lovanao, ka ny tempolinao masina nolotoiny; Jerosalema nataony ho korontam-bato; Psaume. D' Asaph. Dieu, ils sont venus, les païens, dans ton héritage, ils ont souillé ton Temple sacré; ils ont fait de Jérusalem un tas de ruines,
Sal 80.1 Give ear, O Shepherd of Israel, thou that leadest Joseph like a flock; thou that dwellest between the cherubims, shine forth. Ho an' ny mpiventy hira. Al-shoshanim-edoth. Salamo nataon' i Asafa. Ry Mpiandry ny Isiraely ô, mihainoa, Hianao Izay mitondra an' i Josefa toy ny ondry; Hianao, Izay mipetraka amin' ny kerobima, mamirapiratra. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Lisin' ny vavolombelona. Salamon' i Asafa. Du maître de chant. Sur l' air : Des lys sont les préceptes. D' Asaph. Psaume.
Sal 81.1 Sing aloud unto God our strength: make a joyful noise unto the God of Jacob. Ho an' ny mpiventy hira. Al-gitith. Nataon' i Asafa. Mihobia ho an' Andriamanitra herintsika; manaova feo fifaliana ho an' Andriamanitr' i Jakoba. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Gitiana. Nataon' i Asafa. Du maître de chant. Sur la... de Gat. D' Asaph.
Sal 82.1 God standeth in the congregation of the mighty; he judgeth among the gods. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra dia eo amin' ny fiangonan' Andriamanitra; ary eo amin' ireo andriamanitra no itsarany. Fihirana nataon' i Asafa. Eo amin' ny fiangonan' ny Tsitoha. Andriamanitra; namoaka ny teniny eo afovoan' ireo andriamanitra izy: Psaume. D' Asaph. Dieu se dresse au conseil divin, au milieu des dieux il juge
Sal 83.1 Keep not thou silence, O God: hold not thy peace, and be not still, O God. Tonon-kira. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra ô, aza mangina; aza mihombom-bava Hianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô. Fihirana. Salamon' i Asafa. Psaume. Cantique. D' Asaph.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 36.3 Then came forth unto him Eliakim, Hilkiah' s son, which was over the house, and Shebna the scribe, and Joah, Asaph' s son, the recorder. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia nivoaka ho ao aminy. Dia nanatona azy Eliasima, zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa, nomban' i Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa, mpitahiry ny bokim-panjakana. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, sortirent à sa rencontre.
...............
Isa / Iz 36.22 Then came Eliakim, the son of Hilkiah, that was over the household, and Shebna the scribe, and Joah, the son of Asaph, the recorder, to Hezekiah with their clothes rent, and told him the words of Rabshakeh. Ary Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin' i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy. Dia nankany amin' i Ezekiasa Eliasima zanak' i Elkiasa lehiben' ny ao an-dapa, sy Sobnà mpanoratra, ary Joahe zanak' i Asafa mpitahiry ny bokim-panjakana, ka nambarany taminy ny tenin' ny lehiben' ny mpandroso divay, ary samy voatriatra ny fitafiany. Le maître du palais Élyaqim, fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah, fils d' Asaph, vinrent auprès d'Ézéchias, les vêtements déchirés, et ils lui rapportèrent les paroles du grand échanson.