Chapitres et versets citant Galilia

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 20.7 And they appointed Kedesh in Galilee in mount Naphtali, and Shechem in mount Ephraim, and Kirjatharba, which is Hebron, in the mountain of Judah. Dia nanokana an' i Kadesy any Galilia any amin' ny tany havoan' i Naftaly izy sy Sekema any amin' ny tany havoan' i Efraima ary Kiriat-arba (Hebrona izany) any amin' ny tany havoan' i Joda. Ny natokany dia Kadesy any Galilea amin' ny tendrombohitr' i Neftalì; Sikema, amin' ny tendrombohitr' i EfraIma, ary Kariat-Arbe, dia Hebrona izany, amin' ny tendrombohitr' i Jodà. On consacra donc Qédesh en Galilée, dans la montagne de Nephtali, Sichem dans la montagne d'Éphraïm, et Qiryat-Arba - c' est Hébron - dans la montagne de Juda.
...............
Jos 21.32 And out of the tribe of Naphtali, Kedesh in Galilee with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Hammothdor with her suburbs, and Kartan with her suburbs; three cities. ary avy tamin' ny firenen' i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Hamota dora sy ny tany manodidina azy ary Kanana sy ny tany manodidina azy. dia tanàna telo. Avy ami' ny fokon' i Neftalì ilay tanàna fialofan' izay namono olona, Kadesy any Galilea sy ny manodidina azy, ary Hamota-Dora sy ny manodidina azy, Kartàna sy ny manodidina azy, tanàna telo. De la tribu de Nephtali, Qédesh en Galilée, ville de refuge pour le meurtrier, avec ses pâturages, Hammot-Dor et ses pâturages, et Qartân et ses pâturages : trois villes.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 9.11 (Now Hiram the king of Tyre had furnished Solomon with cedar trees and fir trees, and with gold, according to all his desire,) that then king Solomon gave Hiram twenty cities in the land of Galilee. (Hirama, mpanjakan' i Tyro, nanome an' i Solomona hazo sedera sy hazo kypreso ary volamena, araka izay rehetra niriny), dia nomen' i Solomona tanàna roa-polo tany amin' ny tany Galilia kosa Hirama. ka nomen' ny mpanjaka Salomona tanàna roapolo teo amin' ny tany Galilea Hirama. Hiram, roi de Tyr, lui avait fourni du bois de cèdre et de genévrier, et de l' or, tant qu' il en avait voulu , alors le roi Salomon donna à Hiram vingt villes dans le pays de Galilée.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 15.29 In the days of Pekah king of Israel came Tiglathpileser king of Assyria, and took Ijon, and Abelbethmaachah, and Janoah, and Kedesh, and Hazor, and Gilead, and Galilee, all the land of Naphtali, and carried them captive to Assyria. Tamin' ny andron' i Peka, mpanjakan' ny Isiraely, dia tonga Tiglato-pilesera, mpanjakan' i Asyria, ka nahafaka an' Iona sy Abela-beti-maka sy Janoa sy Kadesy sy Hazora sy Gileada ary Galilia, dia ny tanin' ny Naftaly rehetra, ary nitondra ny olona ho babo tany Asyria izy. Tamin' ny andron' i Fasea mpanjakan' Israely no nahatongavan' i Teglathfalasara mpanjakan' i Asiria sy nahazoan' io an' i Ajona, Abela-Beta-Makaa, Janoe, Kedesa, Asora, Galaada ary Galileas, dia ny tanin' i Neftalì rehetra, sady nentiny ho babo tany Asiria koa ny mponina. Au temps de Péqah, roi d' Israël, Téglat-Phalasar, roi d' Assyrie, vint s' emparer de Iyyôn, d' Abel-Bet-Maaka, de Yanoah, de Qédesh, de Haçor, de Galaad, de la Galilée, tout le pays de Nephtali, et il déporta les habitants en Assyrie.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.61 And unto the sons of Kohath, which were left of the family of that tribe, were cities given out of the half tribe, namely, out of the half tribe of Manasseh, by lot, ten cities. ary ny avy tamin' ny firenen' i Naftaly dia Kadesy any Galilia sy ny tany manodidina azy ary Hamona sy ny tany manodidina azy ary Kiriataima sy ny tany manodidina azy. avy amin' ny fokon' i Neftalì: Kedesa, any Galilea, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Hamona, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; ary Kariataima, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy. sur la tribu de Nephtali, Qédesh en Galilée et ses pâturages, Hammôn et ses pâturages, Qiryatayim et ses pâturages.

      Tobia Livre de Tobie
Tb 1.1 Tobia dia avy amin' ny fokon' i Neftali, sy amin' ny tananan' i Neftali anankiray, izay any amin' i Galilea ambony, eo ambonin' i Naasona, ao ankoatran' ny làlana miankandrefana, ka eo an-kavanan' ny tanànan' i Sefeta. Histoire de Tobit, fils de Tobiel, fils de Ananiel, fils d' Adouel, fils de Gabaèl, de la lignée d' Asiel, de la tribu de Nephtali.

      Jodita Livre de Judith
...............
Jdt 1.8 ny vahoaka any Karmela sy Sedara, ny monina any Galilea, amin' ny tany lemaka lehibe Esdrelona, aux peuplades du Carmel, de Galaad, de la Haute-Galilée, de la grande plaine d' Esdrelon,

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 5.14 Mbola vakina eo ny taratasin' izy ireo, no nisy iraka hafa, rovi-pitafiana koa, tonga avy any Galilea, nitondra izao vaovao izao: On était encore à lire ces lettres, quand arrivèrent de la Galilée d' autres messagers, les vêtements déchirés, porteurs des mêmes nouvelles
...............
1M 5.17 Hoy Jodasa tamin' i Simona rahalahiny: Mifidiana miaramila ka mandehana manafaka ny rahalahinao any Galilea, fa izaho sy Jonatasa rahalahiko kosa, ho any Galaada. Judas dit à son frère Simon : "Choisis-toi des hommes et va délivrer tes frères qui sont en Galilée; moi et Jonathan, mon frère, nous irons en Galaaditide."
...............
1M 5.20 Telo arivo lahy no notendrena hiaraka amin' i Simona ho any Galilea, ary arivo kosa no hiaraka amin' i Jodasa ho any Galaada. A Simon furent assignés 3.000 hommes pour aller en Galilée, à Judas 8.000 hommes pour la Galaaditide.
1M 5.21 Koa nankany Galilea Simona dia niady imbetsaka tamin' ny firenena, resy teo anoloany ny firenena, Etant donc allé dans la Galilée, Simon livra plusieurs combats aux païens, qui furent balayés devant lui;
...............
1M 5.23 Nangoniny avokoa ny Jody tany Galilea sy Arbata, mbamin' ny vady aman-janany sy izay rehetra nananany dia nentiny ho any Jodea tamin-kafaliana lehibe. Il prit avec lui les Juifs de Galilée et d' Arbatta avec leurs femmes, leurs enfants et tout leur avoir, et les emmena en Judée au milieu d' une joie débordante.
...............
1M 5.55 Raha mbola tany amin' ny tany Galaada Jodasa mbamin' i Jonatasa rahalahiny, ary tany Galilea anoloan' i Ptolemaisa koa Simona rahalahiny, Pendant que Judas et Jonathan étaient au pays de Galaad, et Simon, son frère, en Galilée devant Ptolémaïs,
...............
1M 10.30 ny am-pahatelon' ny vokatry ny tany, sy ny antsasaky ny vokatry ny hazo mamoa, izay anjarako, dia afoiko ho anareo, izao mason' andro anio izao; ary amin' izao sisa izao, na amin' ny fotoana inona, na amin' ny fotoana inona, dia tsy mampandoa na inona na inona intsony aho, na amin' ny tanin' i Jodà, na amin' ny faritany telo any Samaria sy Galilea izay voakambana aminy. Et du tiers des produits du sol et de la moitié du fruit des arbres qui me revient, je fais dès aujourd' hui et pour toujours la remise au pays de Juda et aux trois nomes qui lui sont annexés de la Samarie-Galilée... à partir de ce jour pour tout le temps.
...............
1M 11.63 Ren' i Jonatasa tamin' izay, fa tonga ao Kadesa any Galilea ny jeneralin' i Demetriosa, nitondra tafika lehibe mikendry ny hisakana azy amin' ity asa efa natombony; Jonathan apprit que les généraux de Démétrius étaient arrivés à Kédès de Galilée avec une nombreuse armée, pour l'écarter de sa charge,
...............
1M 12.47 Telo arivo lahy monja no notanany tao aminy, ka ny roa arivo tamin' ireo indray, nalefany ho any Galilea, ka arivo sisa no nanaraka azy. Il garda avec lui 3.000 hommes dont il détacha 2.000 en Galilée, et mille allèrent avec lui.
...............
1M 12.49 Tamin' izay ihany koa, dia nanefa miaramila amam-pitaingin-tsoavaly Trifona ho any Galilea sy amin' ny tany lemaka lehibe, hamono ny miaramilan' i Jonatasa rehetra. Tryphon envoya des troupes et de la cavalerie en Galilée et dans la Grande Plaine pour exterminer tous les partisans de Jonathan.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 8.22 And they shall look unto the earth; and behold trouble and darkness, dimness of anguish; and they shall be driven to darkness. Ary hijery ny tany izy, ka indro fahoriana sy fahamaizinana ary manjombona mahafadiranovana, Ary horoahina ho any amin' ny aizim-pito izy. Fa tsy hanjombona mandrakariva ilay efa nozoim-pahoriana. Tamin' ny taloha dia nataony tsinontsinona ny tany Zebolona sy ny tany Naftaly; Fa amin' ny aoriana kosa dia homeny voninahitra ny lalana eo amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordana, Dia Galilia, tanin' ny jentilisa. Hanandratra ny masony any ambony, dia hanondrika azy amin' ny tany indray: Ka indro ny fahoriana, ny aizina, ny tebiteby mampanjombona; horoahina any amin' ny aizim-pito izy. Puis il regardera vers la terre; et voici : angoisse, obscurité, nuit de détresse, ténèbres dissolvantes.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 2.22 But when he heard that Archelaus did reign in Judaea in the room of his father Herod, he was afraid to go thither: notwithstanding, being warned of God in a dream, he turned aside into the parts of Galilee: Fa rehefa reny fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an' i Heroda rainy, dia natahotra hankany izy; ary rehefa notoroan' Andriamanitra hevitra tamin' ny nofy izy, dia lasa nankany amin' ny tany Galilia. Nony reny anefa fa Arkelaosy no nanjaka tany Jodea nandimby an' i Heroda rainy, dia natahotra hankany izy, ka nankany Galilea nony efa nilazan' Andriamanitra tamin' ny nofy. Mais, apprenant qu' Archélaüs régnait sur la Judée à la place d' Hérode son père, il craignit de s' y rendre ; averti en songe, il se retira dans la région de Galilée
...............
Mat / Mt 3.13 Then cometh Jesus from Galilee to Jordan unto John, to be baptized of him. Ary tamin' izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron' i Jordana, dia nanatona an' i Jaona Izy mba hataony batisa. Ary tamin' izany dia tonga avy tany Galilea Jeso ka nanatona an' i Joany teo amoron' i Jordany mba hataony batemy; Alors Jésus arrive de la Galilée au Jourdain, vers Jean, pour être baptisé par lui.
...............
Mat / Mt 4.12 Now when Jesus had heard that John was cast into prison, he departed into Galilee; Ary nony ren' i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy. Ary nony ren' i Jeso fa natao an-tranomaizina Joany, dia lasa izy nankany Galilea; Ayant appris que Jean avait été livré, il se retira en Galilée
...............
Mat / Mt 4.15 The land of Zabulon, and the land of Nephthalim, by the way of the sea, beyond Jordan, Galilee of the Gentiles; Ny tanin' ny Zebolona sy ny tanin' ny Naftaly, Ao amin' ny tany amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordana, Galilia, tanin' ny jentilisa, Ny tanin' i Zabolona sy ny tanin' i Neftalì, ny làlana ao amoron-dranomasina, any an-dafin' i Jordany, i Galilean' ny jentily: Terre de Zabulon et terre de Nephtali, Route de la mer, Pays de Transjordane, Galilée des nations !
...............
Mat / Mt 4.18 And Jesus, walking by the sea of Galilee, saw two brethren, Simon called Peter, and Andrew his brother, casting a net into the sea: for they were fishers. Ary nony nitsangantsangana teny amoron' ny Ranomasin' i Galilia Jesosy, dia nahita olona mirahalahy, dia Simona, izay atao hoe Petera, sy Andrea rahalahiny, nanarato teny amin' ny ranomasina; fa mpanarato izy. Ary raha nitsangatsangana teny amoron-dranomasin' i Galilea Jeso, nahita olona mirahalahy, dia Simona ilay atao hoe Piera sy Andre rahalahiny, nanarato teo amin' ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. Comme il cheminait sur le bord de la mer de Galilée, il vit deux frères, Simon, appelé Pierre, et André son frère, qui jetaient l'épervier dans la mer ; car c'étaient des pêcheurs.
...............
Mat / Mt 4.23 And Jesus went about all Galilee, teaching in their synagogues, and preaching the gospel of the kingdom, and healing all manner of sickness and all manner of disease among the people. Ary Jesosy nandeha eran' i Galilia ka nampianatra tao amin' ny synagogan' ny olona teo sy nitory ny filazantsaran' ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin' ny rofy rehetra tamin' ny olona. Ary Jeso nitety an' i Galilea manontolo, nampianatra tao amin' ny sinagogan' ny olona, sy nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra, ary nanasitrana ny aretina sy ny rofy rehetra tamin' ny olona. Il parcourait toute la Galilée, enseignant dans leurs synagogues, proclamant la Bonne Nouvelle du Royaume et guérissant toute maladie et toute langueur parmi le peuple.
...............
Mat / Mt 4.25 And there followed him great multitudes of people from Galilee, and from Decapolis, and from Jerusalem, and from Judaea, and from beyond Jordan. Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin' i Jordana. Ary be ny vahoaka avy tany Galilea sy Dekapaoly sy Jerosalema sy Jodea, ary avy tany an-dafin' i Jordany no nanaraka azy. Des foules nombreuses se mirent à le suivre, de la Galilée, de la Décapole, de Jérusalem, de la Judée et de la Transjordane.
...............
Mat / Mt 15.29 And Jesus departed from thence, and came nigh unto the sea of Galilee; and went up into a mountain, and sat down there. Ary raha niala teo Jesosy, dia nankany amoron' ny Ranomasin' i Galilia Izy; ary niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo; Rahefa niala teo Jeso, dia nankany amoron' ny ranomasin' i Galilea, ary niakatra tany an-tendrombohitra izy ka nipetraka teo. Étant parti de là, Jésus vint au bord de la mer de Galilée. Il gravit la montagne, et là il s' assit.
...............
Mat / Mt 17.21 Howbeit this kind goeth not out but by prayer and fasting. Raha nitety an' i Galilea izy ireo, dia hoy Jeso taminy: Efa hatolotra eo an-tanan' ny olona ny Zanak' olona,
Mat / Mt 17.22 And while they abode in Galilee, Jesus said unto them, The Son of man shall be betrayed into the hands of men: Ary raha nitoetra tany Galilia izy, Jesosy dia nilaza tamin' ny mpianany hoe: Ny Zanak' olona efa hatolotra ho eo an-tànan' ny olona ary hovonoina izy, nefa hitsangana amin' ny andro fahatelo. Dia nalahelo mafy izy ireo. Comme ils se trouvaient réunis en Galilée, Jésus leur dit : " Le Fils de l' homme va être livré aux mains des hommes,
Mat / Mt 19.1 And it came to pass, that when Jesus had finished these sayings, he departed from Galilee, and came into the coasts of Judaea beyond Jordan; Ary rehefa vitan' i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin' i Jordana, dia tonga tany amin' ny sisin' i Jodia. Rahefa avy niteny izany Jeso, dia niala tao Galilea ka tonga teny an-tsisin' i Jodea, andafin' i Jordany. Et il advint, quand Jésus eut achevé ces discours, qu' il quitta la Galilée et vint dans le territoire de la Judée au-delà du Jourdain.
...............
Mat / Mt 21.11 And the multitude said, This is Jesus the prophet of Nazareth of Galilee. Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izao no Jesosy mpaminany Izay avy any Nazareta any Galilia. Ary ny vahoaka nilaza hoe: Izy no Jeso mpaminany, avy any Nazareta any Galilea. et les foules disaient : " C' est le prophète Jésus, de Nazareth en Galilée. "
...............
Mat / Mt 26.32 But after I am risen again, I will go before you into Galilee. Fa rehefa atsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia. fa rahefa tafatsangana aho, dia hialoha anareo any Galilea. Mais après ma résurrection je vous précéderai en Galilée. "
...............
Mat / Mt 27.55 And many women were there beholding afar off, which followed Jesus from Galilee, ministering unto him: Ary nisy vehivavy maro nitsinjo teny lavitra eny, izay nanaraka an' i Jesosy hatrany Galilia ka nanompo Azy. Nisy vehivavy maromaro koa nitazana teny lavidavitra teny, dia ireo izay nanaraka an' i Jeso sy nanompo azy hatrany Galilea: Il y avait là de nombreuses femmes qui regardaient à distance, celles-là même qui avaient suivi Jésus depuis la Galilée et le servaient,
...............
Mat / Mt 28.7 And go quickly, and tell his disciples that he is risen from the dead; and, behold, he goeth before you into Galilee; there shall ye see him: lo, I have told you. Ary mandehana faingana, ka lazao amin' ny mpianany fa efa nitsangana tamin' ny maty Izy; ary, indro, mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy; indro, efa nilaza taminareo aho. Mandehana haingana milaza amin' ny mpianany fa efa nitsangana tamin' ny maty izy, ary indro hialoha anareo any Galilea izy; any no hahitanareo azy; izany àry, fa efa nilazako hianareo izay. et vite allez dire à ses disciples : Il est ressuscité d' entre les morts, et voilà qu' il vous précède en Galilée; c' est là que vous le verrez. Voilà, je vous l' ai dit."
...............
Mat / Mt 28.10 Then said Jesus unto them, Be not afraid: go tell my brethren that they go into Galilee, and there shall they see me. Dia hoy Jesosy taminy: Aza matahotra; fa mandehana, ka asaovy mankany Galilia ny rahalahiko; fa any no hahitany Ahy. Dia hoy Jeso taminy: Aza matahotra, fa mandehana asaovy mankany Galilea ny rahalahiko, fa any no hahitany ahy. Alors Jésus leur dit : " Ne craignez point ; allez annoncer à mes frères qu' ils doivent partir pour la Galilée, et là ils me verront. "
...............
Mat / Mt 28.16 Then the eleven disciples went away into Galilee, into a mountain where Jesus had appointed them. Ary ny mpianatra iraika ambin' ny folo lahy dia nankany Galilia, ho any amin' ilay tendrombohitra nasain' i Jesosy halehany. Ary ny mpianatra iraika ambin' ny folo nankany Galilea, any amin' ilay tendrombohitra nasain' i Jeso halehany. Quant aux onze disciples, ils se rendirent en Galilée, à la montagne où Jésus leur avait donné rendez-vous.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 1.9 And it came to pass in those days, that Jesus came from Nazareth of Galilee, and was baptized of John in Jordan. Ary tamin' izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon' i Jaona batisa tao Jordana. Ary tamin' izany andro izany, dia tonga avy any Nazareta tanànan' i Galilea Jeso, ka nataon' i Joany batemy tao Jordany. Et il advint qu' en ces jours-là Jésus vint de Nazareth de Galilée, et il fut baptisé dans le Jourdain par Jean.
...............
Mar / Mk 1.14 Now after that John was put in prison, Jesus came into Galilee, preaching the gospel of the kingdom of God, Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran' Andriamanitra Ary rahefa natao an-tranomaizina Joany, dia nankany Galilea Jeso nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra Après que Jean eut été livré, Jésus vint en Galilée, proclamant l'Évangile de Dieu et disant :
...............
Mar / Mk 1.16 Now as he walked by the sea of Galilee, he saw Simon and Andrew his brother casting a net into the sea: for they were fishers. Ary nony nandalo teny amoron' ny Ranomasin' i Galilia Izy, dia nahita an' i Simona sy Andrea, rahalahin' i Simona, nanarato teo amin' ny ranomasina; fa mpanarato izy. Nony nandalo teny amoron' ny ranomasin' i Galilea izy, dia nahita an' i Simona sy Andre rahalahiny nanarato teo amin' ny ranomasina, fa mpanarato izy ireo. Comme il passait sur le bord de la mer de Galilée, il vit Simon et André, le frère de Simon, qui jetaient l'épervier dans la mer ; car c'étaient des pêcheurs.
...............
Mar / Mk 1.28 And immediately his fame spread abroad throughout all the region round about Galilee. Ary ny lazany dia niely niaraka tamin' izay teny tontolo eny tamin' ny tany rehetra eran' i Galilia. Dia niely eran' i Galilea rehetra ny lazany. Et sa renommée se répandit aussitôt partout, dans la région de Galilée.
...............
Mar / Mk 1.39 And he preached in their synagogues throughout all Galilee, and cast out devils. Dia nandeha Izy ka nitori-teny tao amin' ny synagogan' ny olona eran' i Galilia sady namoaka ny demonia. Dia lasa izy nitory tamin' ny sinagogan' ny olona sy eran' i Galilea rehetra, sady nandroaka ny demony. Et il s' en alla à travers toute la Galilée, prêchant dans leurs synagogues et chassant les démons.
...............
Mar / Mk 3.7 But Jesus withdrew himself with his disciples to the sea: and a great multitude from Galilee followed him, and from Judaea, Ary Jesosy mbamin' ny mpianany niala teo ka nankany amin' ny ranomasina; ary nisy olona maro avy tany Galilia nanaraka Azy; ary nisy olona maro koa avy tany Jodia Fa niala teo Jeso sy ny mpianany ka nankany amin' ny ranomasina, ary maro ny olona avy tany Galilea no nanaraka azy. Jésus avec ses disciples se retira vers la mer et une grande multitude le suivit de la Galilée ; et de la Judée,
...............
Mar / Mk 6.21 And when a convenient day was come, that Herod on his birthday made a supper to his lords, high captains, and chief estates of Galilee; Ary rehefa tonga izay andro antonona, dia ilay nanaovan' i Heroda fanasana ho an' ny lehibe sy ny mpifehy arivo ary ny loholona tany Galilia tamin' ny andro fahatsiarovana ny nahaterahany, Ary tonga ny andro tsara, dia ilay fitsingerenan' ny taona nahaterahan' i Heroda ka nanaovany fanasana ho an' ny manamboninahiny sy ny tompon' arivo ary ny loholona tany Galilea. Or vint un jour propice, quand Hérode, à l' anniversaire de sa naissance, fit un banquet pour les grands de sa cour, les officiers et les principaux personnages de la Galilée :
...............
Mar / Mk 7.31 And again, departing from the coasts of Tyre and Sidon, he came unto the sea of Galilee, through the midst of the coasts of Decapolis. Ary Jesosy niala indray tamin' ny sisin-tanin' i Tyro, dia namaky an' i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron' ny Ranomasin' i Galilia. Niala indray tany amin' ny faritanin' i Tira Jeso, ary namaky ny faritanin' i Sidona ka tonga tany amoron' ny ranomasin' i Galilea, amin' ny faritanin' i Dekapaoly. S' en retournant du territoire de Tyr, il vint par Sidon vers la mer de Galilée, à travers le territoire de la Décapole.
...............
Mar / Mk 9.29 And he said unto them, This kind can come forth by nothing, but by prayer and fasting. Ary hoy Izy taminy: Iny karazana iny tsy mba azo avoaka na amin' inona na amin' inona, afa-tsy amin' ny fivavahana ihany. Nony niala teo izy ireo, dia namaky an' i Galilea, ary tsy tian' i Jeso ho fantatr' olona izany, Il leur dit : " Cette espèce-là ne peut sortir que par la prière. "
Mar / Mk 9.30 And they departed thence, and passed through Galilee; and he would not that any man should know it. Dia niala teo izy ka nizotra namaky an' i Galilia, ary tsy tian' i Jesosy ho fantatry ny olona izany. fa nampianatra ny mpianany izy ary nanao taminy hoe: Hatolotra eo an-tanan' ny olombelona ny Zanak' olona, dia hovonoiny, fa hitsangana amin' ny maty izy raha afaka hateloana aorian' ny hahafatesany. Étant partis de là, ils faisaient route à travers la Galilée et il ne voulait pas qu' on le sût.
...............
Mar / Mk 14.28 But after that I am risen, I will go before you into Galilee. Fa rehefa mitsangana Aho, dia hialoha anareo ho any Galilia. fa rahefa tafatsangana indray aho, dia hialoha anareo any Galilea. Mais après ma résurrection, je vous précéderai en Galilée. "
...............
Mar / Mk 15.41 (Who also, when he was in Galilee, followed him, and ministered unto him;) and many other women which came up with him unto Jerusalem. izay nanaraka Azy ka nanompo Azy, fony Izy tany Galilia, mbamin' ny vehivavy maro koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema. izay nanaraka azy sy nanompo azy fony izy tany Galilea. Fanampin' ireo koa nisy vehivavy maro izay niara-niakatra taminy tany Jerosalema. qui le suivaient et le servaient lorsqu' il était en Galilée ; beaucoup d' autres encore qui étaient montées avec lui à Jérusalem.
...............
Mar / Mk 16.7 But go your way, tell his disciples and Peter that he goeth before you into Galilee: there shall ye see him, as he said unto you. Fa mandehana, lazao amin' ny mpianany sy Petera fa mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo. Fa mandehana lazao amin' ny mpianany sy amin' i Piera fa hialoha anareo any Galilea izy, ka any no hahitanareo azy araka ny efa voalazany taminareo. Mais allez dire à ses disciples et à Pierre qu' il vous précède en Galilée : c' est là que vous le verrez, comme il vous l' a dit. "

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 1.26 And in the sixth month the angel Gabriel was sent from God unto a city of Galilee, named Nazareth, Ary tamin' ny fahenim-bolana dia nirahin' Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta, Ary rahefa nandray enina izy, dia nirahin' Andriamanitra ny anjely Gabriely ho any amin' ny tanàna anankiray any Galilea atao hoe Nazareta, Le sixième mois, l' ange Gabriel fut envoyé par Dieu dans une ville de Galilée, du nom de Nazareth,
...............
Lio / Lk 2.4 And Joseph also went up from Galilee, out of the city of Nazareth, into Judaea, unto the city of David, which is called Bethlehem; (because he was of the house and lineage of David:) Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilia, dia avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan' i Davida, iza atao hoe Betlehema (satria avy tamin' ny taranak' i Davida sy ny mpianakaviny), Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilea avy tao an-tanàna Nazareta hankany Jodea ho ao an-tanànan' i Davida atao hoe Betlehema, fa taranaka sy fianakavian' i Davida izy, Joseph aussi monta de Galilée, de la ville de Nazareth, en Judée, à la ville de David, qui s' appelle Bethléem - parce qu' il était de la maison et de la lignée de David -
...............
Lio / Lk 2.39 And when they had performed all things according to the law of the Lord, they returned into Galilee, to their own city Nazareth. Ary rehefa vitany ny zavatra rehetra araka ny lalàn' ny Tompo, dia niverina tany Galilia izy, dia tao Nazareta tanànany. Ary nony tanterak' izy ireo ny zavatra rehetra araka ny Lalàn' ny Tompo, dia nody tany Galilea tao Nazareta tanànany izy. Et quand ils eurent accompli tout ce qui était conforme à la Loi du Seigneur, ils retournèrent en Galilée, à Nazareth, leur ville.
Lio / Lk 3.1 Now in the fifteenth year of the reign of Tiberius Caesar, Pontius Pilate being governor of Judaea, and Herod being tetrarch of Galilee, and his brother Philip tetrarch of Ituraea and of the region of Trachonitis, and Lysanias the tetrarch of Abilene, Ary tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena, Tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folon' ny nanjakan' i Tibera Sezara, fony Pontsy Pilaty no governora tany Jodea, Heroda no tetrarka tany Galilea, Filipo rahalahiny no tetrarka tany Abilena, L' an quinze du principat de Tibère César, Ponce Pilate étant gouverneur de Judée, Hérode tétrarque de Galilée, Philippe son frère tétrarque du pays d' Iturée et de Trachonitide, Lysanias tétrarque d' Abilène,
...............
Lio / Lk 4.14 And Jesus returned in the power of the Spirit into Galilee: and there went out a fame of him through all the region round about. Ary Jesosy niverina tamin' ny herin' ny Fanahy nankany Galilia; dia niely tamin' ny tany rehetra manodidina ny lazany. Tamin' izay Jeso, dia nentin' ny herin' ny Fanahy niverina tany Galilea indray, ary niely tamin' ny tany manodidina rehetra ny lazany. Jésus retourna en Galilée, avec la puissance de l' Esprit, et une rumeur se répandit par toute la région à son sujet.
...............
Lio / Lk 4.31 And came down to Capernaum, a city of Galilee, and taught them on the sabbath days. Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin' ny Sabata. Ary nidina tany Kafarnaoma tanànan' i Galilea izy, ka nampianatra ny olona tamin' ny sabata, Il descendit à Capharnaüm, ville de Galilée, et il les enseignait le jour du sabbat.
...............
Lio / Lk 4.44 And he preached in the synagogues of Galilee. Ary Izy nitori-teny tao amin' ny synagoga eran' i Galilia. Dia nitory teny tao amin' ny sinagogan' i Galilea manontolo izy. Et il prêchait dans les synagogues de la Judée.
...............
Lio / Lk 5.17 And it came to pass on a certain day, as he was teaching, that there were Pharisees and doctors of the law sitting by, which were come out of every town of Galilee, and Judaea, and Jerusalem: and the power of the Lord was present to heal them. Ary tamin' ny andro anankiray, raha nampianatra Jesosy, dia nipetraka teo ny Fariseo sasany sy ny mpampiana-dalàna, izay efa niala tamin' ny tanàna rehetra any Galilia sy Jodia ary tany Jerosalema; ary ny herin' ny Tompo dia tao aminy mba hahasitranany. Indray andro raha nampianatra izy, dia nipetraka manodidina azy teo koa ny Farisiana sy ny mpampiana-dalàna sasany avy tamin' ny tanàna rehetra tany Galilea sy Jodea mbamin' i Jerosalema, ary tao aminy hanasitranany ny marary ny herin' ny Tompo. Et il advint, un jour qu' il était en train d' enseigner, qu' il y avait, assis, des Pharisiens et des docteurs de la Loi venus de tous les villages de Galilée, de Judée, et de Jérusalem ; et la puissance du Seigneur lui faisait opérer des guérisons.
...............
Lio / Lk 8.26 And they arrived at the country of the Gadarenes, which is over against Galilee. Dia nitody tany amin' ny tanin' ny Gerasena izay tandrifin' i Galilia izy. Dia nitody tany amin' ny tanin' ny Gerasena tandrifin' i Galilea izy ireo. Ils abordèrent au pays des Géraséniens, lequel fait face à la Galilée.
...............
Lio / Lk 17.11 And it came to pass, as he went to Jerusalem, that he passed through the midst of Samaria and Galilee. Ary raha niakatra ho any Jerosalema Jesosy, dia nandeha namaky an' i Samaria sy Galilia. Nony nandeha ho any Jerosalema Jeso, dia nanara-tsisina an' i Samaria sy Galilea. Et il advint, comme il faisait route vers Jérusalem, qu' il passa aux confins de la Samarie et de la Galilée.
...............
Lio / Lk 23.5 And they were the more fierce, saying, He stirreth up the people, teaching throughout all Jewry, beginning from Galilee to this place. Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran' i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty. Fa vao mainka nanao letrezana izy ireo nanao hoe: Mampiodina ny vahoaka izy, aeliny eran' i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty. Mais eux d' insister en disant : " Il soulève le peuple, enseignant par toute la Judée, depuis la Galilée, où il a commencé, jusqu' ici. "
Lio / Lk 23.6 When Pilate heard of Galilee, he asked whether the man were a Galilaean. Raha nandre izany Pilato, dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy. Nony nandre ny teny hoe Galilea Pilaty, dia nanontany raha olona avy any Galilea izy, A ces mots, Pilate demanda si l' homme était Galiléen.
...............
Lio / Lk 23.49 And all his acquaintance, and the women that followed him from Galilee, stood afar off, beholding these things. Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia dia nijanona teny lavidavitra eny nijery izany zavatra izany. Fa ny olom-pantatr' i Jeso rehetra kosa dia nijoro teny lavidavitra omban' ireo vehivavy nanaraka azy avy tany Galilea, ka samy nijery izany. Tous ses amis se tenaient à distance, ainsi que les femmes qui l' accompagnaient depuis la Galilée, et qui regardaient cela.
...............
Lio / Lk 23.55 And the women also, which came with him from Galilee, followed after, and beheld the sepulchre, and how his body was laid. Ary ny vehivavy izay nomba Azy avy tany Galilia dia nanaraka teo aoriana ka nahita ny fasana sy izay fampandriny ny faty. Ary ny vehivavy nanaraka an' i Jeso avy tany Galilea dia niaraka tamin' i Josefa koa, ka nijery ny tao am-pasana sy izay fomba fametrahana ny vatan' i Jeso. Cependant les femmes qui étaient venues avec lui de Galilée avaient suivi Joseph ; elles regardèrent le tombeau et comment son corps avait été mis.
...............
Lio / Lk 24.6 He is not here, but is risen: remember how he spake unto you when he was yet in Galilee, Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe: Tsy eto izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny nolazainy taminareo fony izy mbola tany Galilea, hoe: Il n' est pas ici ; mais il est ressuscité. Rappelez-vous comment il vous a parlé, quand il était encore en Galilée :

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 1.43 The day following Jesus would go forth into Galilee, and findeth Philip, and saith unto him, Follow me. Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an' i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy. Nony ampitso, niroso nankany Galilea Jeso, ary nifanena tamin' i Filipo izy ka nanao taminy hoe: Manaraha ahy. Le lendemain, Jésus résolut de partir pour la Galilée ; il rencontre Philippe et lui dit : " Suis-moi ! "
Jao / Jo 2.1 And the third day there was a marriage in Cana of Galilee; and the mother of Jesus was there: Ary tamin' ny andro fahatelo dia nisy fampakaram-bady tao Kana any Galilia; ary tao ny renin' i Jesosy. Nony afaka hateloana dia nisy fampakaram-bady tany Kanà any Galilea, ary tao ny renin' i Jeso. Le troisième jour, il y eut des noces à Cana de Galilée, et la mère de Jésus y était.
...............
Jao / Jo 2.11 This beginning of miracles did Jesus in Cana of Galilee, and manifested forth his glory; and his disciples believed on him. Izany no nataon' i Jesosy tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany. Izany nataon' i Jeso tany Kanà any Galilea izany no voaloham-pahagagana nataony; naneho ny voninahiny izy ka nino azy ny mpianany. Tel fut le premier des signes de Jésus, il l' accomplit à Cana de Galilée et il manifesta sa gloire et ses disciples crurent en lui.
...............
Jao / Jo 4.3 He left Judaea, and departed again into Galilee. dia niala tany Jodia Izy ka nankany Galilia indray. dia niala tany Jodea izy ka nankany Galilea indray. il quitta la Judée et s' en retourna en Galilée.
...............
Jao / Jo 4.43 Now after two days he departed thence, and went into Galilee. Ary rehefa afaka ny indroa andro, dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia. Nony afaka ny indroa andro, dia niala tao izy ka nankany Galilea. Après ces deux jours, il partit de là pour la Galilée.
...............
Jao / Jo 4.45 Then when he was come into Galilee, the Galilaeans received him, having seen all the things that he did at Jerusalem at the feast: for they also went unto the feast. Koa rehefa tonga tany Galilia Izy, dia nandray Azy ny Galiliana, satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin' ny andro firavoravoana; fa izy ireo koa mba niakatra tamin' ny andro firavoravoana. Ary nony tonga tany Galilea izy, dia noraisin' ny Galileana, satria efa hitany izay rehetra nataony tany Jerosalema tamin' ny andro fety, fa tany koa izy ireo tamin' ny fety. Quand donc il vint en Galilée, les Galiléens l' accueillirent, ayant vu tout ce qu' il avait fait à Jérusalem lors de la fête ; car eux aussi étaient venus à la fête.
Jao / Jo 4.46 So Jesus came again into Cana of Galilee, where he made the water wine. And there was a certain nobleman, whose son was sick at Capernaum. Ary tonga tany Kana any Galilia indray Jesosy, dia tany amin' ilay nampodiany ny rano ho divay. Ary nisy tandapa anankiray izay nanana zanakalahy narary tany Kapernaomy. Dia nankany Kanà any Galilea indray izy, tany amin' ilay nanovàny ny rano ho divay. Ary nisy kosa manamboninahitra anankiray nanan-janakalahy narary tany Kafarnaoma, Il retourna alors à Cana de Galilée, où il avait changé l' eau en vin. Et il y avait un fonctionnaire royal, dont le fils était malade à Capharnaüm.
Jao / Jo 4.47 When he heard that Jesus was come out of Judaea into Galilee, he went unto him, and besought him that he would come down, and heal his son: for he was at the point of death. Ary rehefa reny fa Jesosy efa tonga tany Galilia avy tany Jodia, dia nankany aminy izy ka nangataka Azy mba hidina sy hahasitrana ny zanany, satria efa ho faty izy. ka nony reny fa hoe tonga avy any Jodea ao Galilea Jeso, dia nanatona azy izy ka nangataka azy hidina hanasitrana ny zanany efa ho faty. Apprenant que Jésus était arrivé de Judée en Galilée, il s' en vint le trouver et il le priait de descendre guérir son fils, car il allait mourir.
...............
Jao / Jo 4.54 This is again the second miracle that Jesus did, when he was come out of Judaea into Galilee. Izany no famantarana faharoa nataon' i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia. Izany no fahagagana faharoa nataon' i Jeso, rahefa tonga tany Galilea avy tany Jodea izy. Ce nouveau signe, le second, Jésus le fit à son retour de Judée en Galilée.
Jao / Jo 6.1 After these things Jesus went over the sea of Galilee, which is the sea of Tiberias. Rehefa afaka izany, dia niala Jesosy ka lasa nita ny Ranomasin' i Galilia, dia ny Ranomasin' i Tiberiasy izany. Nony afaka izany dia lasa nankany an-dafin' ny ranomasin' i Galilea, na ny farihin' i Tiberiady Jeso, Après cela, Jésus s' en alla de l' autre côté de la mer de Galilée ou de Tibériade.
Jao / Jo 7.1 After these things Jesus walked in Galilee: for he would not walk in Jewry, because the Jews sought to kill him. Ary rehefa afaka izany, dia nandeha tany Galilia Jesosy; fa nalain-kandeha tany Jodia Izy, satria nitady hahafaty Azy ny Jiosy. Taorian' izany dia nitety an' i Galilea Jeso fa tsy nety nankany Jodea, satria nitady hahafaty azy ny Jody. Après cela, Jésus parcourait la Galilée ; il n' avait pas pouvoir de circuler en Judée, parce que les Juifs cherchaient à le tuer.
...............
Jao / Jo 7.9 When he had said these words unto them, he abode still in Galilee. Ary rehefa nilaza izany teny izany taminy Izy, dia mbola nitoetra tany Galilia ihany. Rahefa nilaza izany izy dia nijanona tao Galilea. Cela dit, il resta en Galilée.
...............
Jao / Jo 7.41 Others said, This is the Christ. But some said, Shall Christ come out of Galilee? Hoy ny sasany: Ity no Kristy. Fa hoy kosa ny sasany: Avy any Galilia va no ihavian' i Kristy? ny sasany manao hoe: Ity no Kristy; fa hoy kosa ny sasany: Fa angaha avy any Galilea no ihavian' ny Kristy? D' autres disaient : " C' est le Christ ! " Mais d' autres disaient : " Est-ce de la Galilée que le Christ doit venir ?
...............
Jao / Jo 7.52 They answered and said unto him, Art thou also of Galilee? Search, and look: for out of Galilee ariseth no prophet. Izy ireo namaly ka nanao taminy hoe: Hianao koa angaha mba avy any Galilia? Diniho, dia ho hitanao fa tsy mba misy mpaminany avy any Galilia. Fa namaly izy ireo ka nanao taminy hoe: Hianao koa ve avy any Galilea? Diniho dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilea. Ils lui répondirent : " Es-tu de la Galilée, toi aussi ? Étudie ! Tu verras que ce n' est pas de la Galilée que surgit le prophète. "
...............
Jao / Jo 12.21 The same came therefore to Philip, which was of Bethsaida of Galilee, and desired him, saying, Sir, we would see Jesus. ary izy ireo nankany amin' i Filipo avy any Betsaida any Galilia, dia nangataka taminy ka nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an' i Jesosy izahay. nanatona an' i Filipo, izay avy tany Betsaïdan' i Galilea, ka nihanta taminy nanao hoe: Tompoko, mba ta-hahita an' i Jeso izahay. Ils s' avancèrent vers Philippe, qui était de Bethsaïde en Galilée, et ils lui firent cette demande : " Seigneur, nous voulons voir Jésus. "
...............
Jao / Jo 21.2 There were together Simon Peter, and Thomas called Didymus, and Nathanael of Cana in Galilee, and the sons of Zebedee, and two other of his disciples. Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak' i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa. Tafaraka Simona Piera sy Tomà izay atao hoe Didimo, ary Natanaely izay avy tany Kanàn' i Galilea, mbamin' ireo zanak' i Zebede sy mpianatra roa lahy hafa koa. Simon-Pierre, Thomas, appelé Didyme, Nathanaèl, de Cana en Galilée, les fils de Zébédée et deux autres de ses disciples se trouvaient ensemble.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.11 Which also said, Ye men of Galilee, why stand ye gazing up into heaven? this same Jesus, which is taken up from you into heaven, shall so come in like manner as ye have seen him go into heaven. izay nanao hoe: Ry lehilahy Galiliana, nahoana no mijanona eto mijery ny lanitra ianareo? iny Jesosy Izay nampiakarina niala taminareo ho any an-danitra iny dia mbola ho avy tahaka ny nahitanareo Azy niakatra ho any an-danitra. nanao hoe: Ry lehilahy avy any Galilea, nahoana hianareo no mijanona eto mibanjina ny lanitra? Iny Jeso nalaina taminareo ho any an-danitra iny, dia mbola ho avy indray tahaka ny nahitanareo azy niakatra any an-danitra. ils leur dirent : " Hommes de Galilée, pourquoi restez-vous ainsi à regarder le ciel ? Celui qui vous a été enlevé, ce même Jésus, viendra comme cela, de la même manière dont vous l' avez vu s' en aller vers le ciel. "
...............
Asa 2.7 And they were all amazed and marvelled, saying one to another, Behold, are not all these which speak Galilaeans? Dia talanjona sady gaga izy rehetra ka nanao hoe: Indreo, tsy Galiliana va ireo rehetra miteny ireo? Gaga sy talanjona izy ireo ka vaky nanao hoe: Adre! tsy avy any Galilea daholo va ireo miteny ireo? Ils étaient stupéfaits, et, tout étonnés, ils disaient : " Ces hommes qui parlent, ne sont-ils pas tous Galiléens ?
...............
Asa 5.37 After this man rose up Judas of Galilee in the days of the taxing, and drew away much people after him: he also perished; and all, even as many as obeyed him, were dispersed. Ary nanarakaraka azy indray, tamin' ny andro nanoratana ny vahoaka, dia nitsangana Jodasy avy any Galilia; ary izy nitaona olona hikomy hanaraka azy; dia novonoina koa izy, ka nihahaka izay rehetra nanaiky azy. Taorian' izany indray, tamin' ny andro nanoratana ny vahoaka, dia nitsangana koa i Jodasy avy any Galilea nitarika ny vahoaka hanaraka azy: kanjo nony novonoina izy, dia nihahaka ihany koa izay rehetra nomba azy. Après lui, à l'époque du recensement, se leva Judas le Galiléen, qui entraîna du monde à sa suite ; il périt, lui aussi, et ceux qui l' avaient suivi furent dispersés.
...............
Asa 9.31 Then had the churches rest throughout all Judaea and Galilee and Samaria, and were edified; and walking in the fear of the Lord, and in the comfort of the Holy Ghost, were multiplied. Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran' i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady nandroso tsara sy nandeha tamin' ny fahatahorana ny Tompo sy ny famporisihan' ny Fanahy ka nihamaro. Niadana ny Eglizy eran' i Jodea sy Galilea ary Samaria manontolo fahizany, sady nandroso tsara sy nandeha tamin' ny fahatahorana ny Tompo izy, no nihamaro tamin' ny famporisihan' ny Fanahy Masina koa. Cependant les Églises jouissaient de la paix dans toute la Judée, la Galilée et la Samarie ; elles s'édifiaient et vivaient dans la crainte du Seigneur, et elles étaient comblées de la consolation du Saint Esprit. Pierre guérit un paralytique à Lydda.
...............
Asa 10.37 That word, I say, ye know, which was published throughout all Judaea, and began from Galilee, after the baptism which John preached; dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian' ny batisa izay notorin' i Jaona, dia ny amin' i Jesosy avy any Nazareta, Fantatrareo ny zavatra tanteraka eran' i Jodea manontolo, nanomboka tany Galilea taorian' ny batemy notorin' i Joany: Vous savez ce qui s' est passé dans toute la Judée : Jésus de Nazareth, ses débuts en Galilée, après le baptême proclamé par Jean ;
...............
Asa 13.31 And he was seen many days of them which came up with him from Galilee to Jerusalem, who are his witnesses unto the people. Ary Izy niseho andro maro tamin' izay niara-niakatra taminy avy tany Galilia ho any Jerosalema, ka dia ireo no vavolombelony amin' ny olona ankehitriny. Ary niseho nandritra ny andro maromaro tamin' izay niara-niakatra taminy avy tany Galilea ho any Jerosalema izy, ka dia ireo no vavolombelony amin' ny vahoaka ankehitriny. pendant de nombreux jours, il est apparu à ceux qui étaient montés avec lui de Galilée à Jérusalem, ceux-là mêmes qui sont maintenant ses témoins auprès du peuple.