Proverbes : angola

Proverbe5937 Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako . [Rinara 1974 #3485, Rajemisa 1985]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako . [Cousins 1871 #2596]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako . [Veyrières 1913 #1324]
Interprétation malgache Enti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [Rajemisa 1985]
Traduction française C' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [Veyrières 1913 #1324]
Interprétation française L'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [Veyrières 1913 #1324]

Proverbe7043 Tia ihany, ka be angola . [Cousins 1871]
Tia ihany ka be safary . [Rinara 1974 #4129, Cousins 1871]

Index