| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : hariharin-taolana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Toy ilay tongotr'  ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no ankanifisana.  [2.558 #4237] Toy ny tongotr' omby ahafahan-kodiny, ka hariharin-taolana sisa. [2.165 #1476] Toy ny tongotr' ondry nahafahan-kodiny : ka sady kely no an-kanifisana. [2.558 #4331] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny : hariharin-taolana no sisa. [2.558 #4196, 2.653 #3132] Tongotr' ondry ahafahan-kodiny, sady kely no an-kanifisana. [2.653 #3133] Tongotr' ondry ahafan-kodiny, hariharin-taolana no sisa. [2.165 #1335] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Des pieds de mouton sans la peau, il n' y reste que les os.  [2.165] Pareil au pied écorché d' un bœuf: il n' y reste plus que les os. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Ce qui montre que le mouton n' est pas fameux à Madagascar. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |