Index

Proverbes : mahafinaritra

Proverbe 1Mahafinaritra ahy ny fitanany basy na tsy mahay mitifitra aza. [2.558]

Proverbe 2Mahafinaritra izany miezaka, hoy ilay sarotra. [2.558 #1835, 2.653 #1397]

Proverbe 3Mahafinaritra ny mamono sakaiza, fa ny hiarahan-dalana no tsy misy. [2.558]

Proverbe 4Masa-bary maito kitoza ka ny tiako no tiany. [2.558 #2147]
Masa-bary, maito kitoza, ka " ny tianao no tiako " : mahafinaritra ahy izany. [2.415 #5101]
Masa-bary maito kitoza: "Ny tiako no atandriny ahy. [2.653]
Masa-bary maito kitoza; ny tiako no tiany. [1.1 #560, 2.653]
Interprétation malgacheRehefa sendra izay fifanojoan-javatra mahasoa, dia samy faly, samy tretrika. [1.1 #560]
Traduction françaiseLe riz est cuit, la viande est coupée ; ce que vous aimez je l' aime : cela me réjouit. [2.415 #5101]
Interprétation françaiseAmour, amitié, ou simple accord. [2.415 #5101]

Index