Index

Proverbes : mahira-tsaina

Proverbe Mahery tsy maody tsy ela velona. [Veyrières 1913 #6289, Rinara 1974 #1875, Rajemisa 1985]
Mahery tsy maody tsy mba ela velona. [Houlder 1895 #1150, Cousins 1871 #1419]
Ny mahery tsy maody tsy ela velona. [Rajemisa 1985]
Raha mahery tsy maody tsy ela velona, osa mahira-tsaina, saro-bonoina. [Rinara 1974 #3605]
Interprétation malgache Enti-milaza fa na matanjaka aza ianao nefa tsy malina dia mety tsy ho ela velona. [Rajemisa 1985]
Tokony hitandrina sy ho malina ny matanjaka sao sendra ny tampoka tsy maha-lehilahy. [Rajemisa 1985]
Traduction française Celui qui est fort mais imprudent ne peut vivre longtemps. [Veyrières 1913 #6289]
Qui est fort sans être prudent n' aura pas longue vie. [Houlder 1895 #1150]
Interprétation française Il ne faut pas s'exposer au danger. [Veyrières 1913 #6289]

Index